Fa tokony heverina!
1. rakaroka
(
20/03/2009 22:02)
Ny resaka eto moa dia resadresaka ihany! fa "tokony heverina akaiky ihany ny "securite" any Dago manoloana ny tsy filaminan´ny firenena sy ny krizy
aterak´izany, satria be ny manararaotra, eo koa moa ny tsy fahampiana.
Toa mitombo izany ny vonoan´olona sy ny fandrobana!
Tokony misy plan d`aide hiatrehana ny fahasahiranan´ny vahoaka!
aterak´izany, satria be ny manararaotra, eo koa moa ny tsy fahampiana.
Toa mitombo izany ny vonoan´olona sy ny fandrobana!
Tokony misy plan d`aide hiatrehana ny fahasahiranan´ny vahoaka!
novalian'i xxx ny 21/03/2009 07:09
2. Andribe
(
20/03/2009 22:21)
zahay aloha efa nanamboatr kibay fa e mitsotsotsotso eo mahazo kapok akoho :-D :-D :-D :-D
3. rakaroka
(
20/03/2009 23:33)
Dia marina ny anao ry Andribe satria raha malina aza hono mifehy hazo tokana :lol: fa t@ ´za mbola tany Dago,isan´ny milamina bbe ny fokontany nisy ahy satria nahay nifandamina niandry tanána ireo vatan-dehilahy: toa nozaraina mihitsy dia nifandimby !
4. xxx
(
21/03/2009 00:47)
fleche , antsipika , antsy be mahintsiny, voatabia mangataka ao @ tantsaha ao
dia bokony 10 lahy , lahy mince misy endrika atao mpitsikilo , kala misy taile atao hotesse :-P :!: :arrow: :?: :^) :^) :^) :^)
dia bokony 10 lahy , lahy mince misy endrika atao mpitsikilo , kala misy taile atao hotesse :-P :!: :arrow: :?: :^) :^) :^) :^)
5. bozyboleta
(
21/03/2009 04:44)
Aza matahotra!!!!
Efa nampiakarin'i dadilahy ny avy any an-tanana.
Ny tompon-dakan'ny pilotra no mampanao fiofanana izao.
Sady tsisy intsony ny fanampiana avy any ivelany de aleo entina miakatra ny fianakams any sao ho fatin'ny kere.
:lol: :lol:

6. klitika
(
21/03/2009 04:51)
Dia mety hitondra raketa be dia be koa izy, miaraka amin'ny fatsiolotse hamefana ny tanana fa lany ny barbele
7. xxx
(
21/03/2009 07:09)
:evil: :evil: :evil: aza mampietsika devoly a! ny osy volamenanay zao efa may, fa mbola misy hafa any tsy itanareo, tairo ze tairina e, be vava nefa reefa tonga ny mpandroba tô tsy mahovoka akory