Fivavahana, finoana

HaryNome ( 05/09/2023 08:03)
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/09/05/m/54032-copia-de-womens-day-quotes.jpeg[/img] ... tohiny
novalian'i hery ny 12/09/2023 21:10
RBNIR ( 17/04/2023 23:09)
Araka ny fampianara mivantana avy amin'i Jesosy... « Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosi... tohiny
RBNIR ( 27/03/2023 08:19)
https://www.youtube.com/watch?v=FFHzbOV-Y7M... tohiny
novalian'i RBNIR ny 20/04/2023 12:21
RBNIR ( 24/02/2023 16:52)
Ahoana no hahafantarana fa fampianarana avy any an danitra ny fampianarana iray?... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 04/04/2023 18:04
bor2lais ( 23/12/2022 09:08)
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra ô ! (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondry) :-) ... tohiny
novalian'i bor2lais ny 18/04/2023 15:52
RBNIR ( 12/12/2022 13:49)
« Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany s... tohiny
novalian'i RBNIR ny 13/12/2022 09:46
gasy1zay ( 29/11/2022 18:34)
Ny fiangonana dia tsy synagoga, tsy tempoly toy ny tempolin'ny Jerosalema, tsy katedraly ary tsy ilay trano fandehanan'ny mpino rehefa alahady (na sabotsy hoan'ny sasany). Ny fiangonana araka ny baib... tohiny
gasy1zay ( 24/11/2022 19:00)
Miarahaba antsika mpamaky, fa maninona ny Kristiana Malagasy no miovaova fiangonana ary misy natao batisa in-2, in-3 nefa tsy mety afa-po? Ny kristiana malagasy dia maro no tsy mahalala ny hevitry ny... tohiny
novalian'i RBNIR ny 05/05/2023 08:46
RBNIR ( 08/11/2022 09:21)
Gen.2:21-23 21Ka nataon'ny Tompo Andriamanitra renoky ny torimaso ralehilahy, dia natory; ary nalainy ny taolan-tehezany anankiray fa nofo no nakombony ho solony 22Ny taolan-tehezana nalain'ny Tompo A... tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/12/2022 03:33
midrou ( 09/08/2022 06:54)
Elaela tsy hita2 fa zao ndray vao mba mandalo de manontany vaova..:-)... tohiny
novalian'i RBNIR ny 08/11/2022 09:07
gasy1zay ( 19/04/2022 15:33)
Efa ela zay tsy nahatazana anareo sy nahita anareo nametraka lohahevitra vaovao eto... Mbola salama aby ve?... tohiny
novalian'i RBNIR ny 08/11/2022 09:05
randyrandy ( 19/05/2021 13:32)
Rehefa miresaka famonjena izao tontolo izao amin'ny fahotana dia tsy afaka mandalo fotsiny an'i Jesosy Kristy. Ahoana no tsy hiraharahianao an'Ilay nanolotra ny ainy teo amin'ny Hazofijaliana nefa Izy... tohiny
novalian'i RBNIR ny 19/05/2021 15:41
randyrandy ( 09/05/2021 04:06)
PASKA Jiosy, Misy diso fandray Nisy lohahevitra iray izay efa nandeha teto hoe: TELO ANDRO SY TELO ALINA. Rehefa manaraka tsara io ady hevitra io anefa aho dia hitako fa miorina amin'ny tsy fahazoana... tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/05/2021 11:57
RUZ9 ( 25/02/2021 08:02)
Tontosa ihany ity sarimiaina long métrage malagasy ity, rehefa nampian'ilay ao ambony, hoa nao orinasan-tserasera sy ny fikambanana miankina sy tsy miankina indrindra ity : [url=http://]cyrius.unblog... tohiny
midrou ( 17/01/2021 10:01)
Ry namako isany! Mba efa fantatrao ve hoe tombo-kase faha4 isika izao. [u]FANONTANIANA[/u] 1- Inona no zavatra tena manamarika ny tombo-kase faha4? 2- Inona no tokony ho hataonao? ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 29/06/2021 11:40
fiderranaa ( 03/11/2020 09:33)
Bonjour! Que pensez-vous de cet article? : Le jeûne - https://topmessages.topchretien.com/texte/le-jeune/... tohiny
RBNIR ( 15/09/2020 12:32)
Aleo angamba hotohizana eto indray izy ity.... https://forum.serasera.org/forum/message/m5f3fb770e9c4a Inona indray kosa ny zavatra hitranga rehefa vita ny asan'ireo anjely telo ao amin'ny bokin'ny ... tohiny
RBNIR ( 21/08/2020 12:00)
Raha nanonofy i Farao fahiny dia nitebiteby fatratra ny amin'izay mety ho hevitry ny nofiny...(Gen.41:1-24) Rehefa nambara taminy ny hevitry ny nofiny (Gen.41:25-32) dia natoro an'i farao ny zavatra... tohiny
novalian'i RBNIR ny 15/09/2020 12:38
RBNIR ( 28/07/2020 07:31)
« [Ny amin'ny anjely telo izay nitory, sy ny fahasambaran'izay maty ao amin'ny Tompo, ary ny andro fijinjana] Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan'ny lanitra, nanana filaza... tohiny
novalian'i midrou ny 17/01/2021 09:45
RBNIR ( 02/07/2020 05:15)
Tena misy Afo lehibe dia lehibe miendrika farihy afaka mandevona kintana tahaka an'io masoandro hitantsika io...... https://www.futura-sciences.com/sciences/videos/rencontre-apocalyptique-etoile-trou... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/07/2020 06:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.2724