Lisitry ny sokajy
Fandraisana
Tonga soa eto amin'ny forum.serasera.org izay toerana hiadian-kevitra sy hametrahana fanontaniana. Raha hijery ny mombamomba anao dia tsindrio eto. Raha hanoratra kosa dia mandehana eto.
Lohahevitra niova
Samson17
11 andro lasa
Salama daholo, misy mahafantatra ny Labdoo ao Zurich vé ato, lay manao don ordinateur
Misaotra indrindra ...
tohiny
Fayrah
16/12/2025 13:30
[ul]
[li]Fayrah anarako 20ans aho mitady vady vazaha ary relation matotra [img]https://forum.serasera.org/media/images/2025/12/16/m/IMG-20251122-WA0013.jpg[/img]I
[/li]
[/ul]
...
tohiny
Azrael666
11/12/2025 02:02
Nanomboka omaly Alarobia 10 Desambra 2025 ny concertation nationale hametrahana ny tena fanovan-drafitra eto Madagasikara. Dia asa aloha izay ho "miracles mon ami" fa manahy ny ady tsy ho raikitra aho...
tohiny
Azrael666
13/10/2025 06:52
Ahoana indray re zany e? Ngah tsy manana souverainneté nationale eto no hanihan'ny Frantsay? Fiarovana sezan-dRajoelina daholo ve no anton'izany? Ofisialy io vaovao io omaly nataon'ingahy Préfet any...
tohiny
Azrael666
11/10/2025 16:54
Tafiditra amin'ny Tantara androany 11 Octobre 2025 ny Colonel MICHAEL CAPSAT androany! Nanao fanambarana goavana izy ireo androany maraina fa hiaro ny vahoaka izy ireo, ary hifampitana amin'ny GSIS sy...
tohiny
Azrael666
04/10/2025 11:02
Tena tsy lany lainga Rajoelina! Mahita lainga foronina foana! Zao indray dia mamorona théorie de complot hoe cyberattaque avy any ivelany. Tsy filoha no tena vocation-nao fa gourou! ROBOT HONO E...
tohiny
Azrael666
29/09/2025 17:28
Rava androany 29 Septambra 2025 ny Governemanta NTSAY CHRISTIAN. Manomboka mivadika LEO RAJOELINA ny LEO DELESTAZY teny amin'ny BANDEROLES REHETRA: FIANARANTSOA, ANTANANARIVO, TOAMASINA,SNS. HALELOIA!...
tohiny
hery
27/09/2025 06:18
Amin'izao situation izao dia sarotra be ny hino hoe hahavita 2e mandat koa Rajoelina raha tsy hoe hampiasa herim-pamoretana tanteraka.
Dia lasa ihany ny saina hoe fa maninona izany ny mpitondra eto M...
tohiny
Azrael666
25/09/2025 06:52
Fanehoan-kevitra tao @ fandaharana RIVOTRA @ RDJ nampihomehy ahy androany alakamisy 25 sept 2025 io! Asa na ho raikitra na tsia ilay grevy io androany. LEO DELESTAZY NY GASY...
tohiny
Azrael666
24/09/2025 17:35
Nanao analyse tao amin'ny RADIO VIVA ny mpanao fandaharana AOKA HAZAVA hoe: "Numero 25 RAVALOMANANA Marc tamin'ny fifidianana, 25 Septambra, 2025". Dia hoy aho hoe samia misy maty sy velona ao e! Mank...
tohiny
Lahatsoratra vao tonga
Samson17
11 andro lasa
Fayrah
16/12/2025 13:30
Azrael666
11/12/2025 02:02
Azrael666
17/11/2025 17:52
RBNIR
14/11/2025 03:00
Azrael666
13/10/2025 06:52
Azrael666
11/10/2025 17:57
Azrael666
11/10/2025 17:50
Azrael666
11/10/2025 17:43
Azrael666
11/10/2025 16:54
