Kolotsaina

keyoann ( 03/11/2007 00:04)
Ho an ireo olona tompona orinasa mba asio vidiny ihany r ireto le tenin-drazana fa mampalahelo toa any @ teny fampiasa fahatelo no misy azy. Ekena fa misy ny fanantontoloana fa na izany aza ataovy ho... tohiny
novalian'i keyoann ny 04/11/2007 20:15
rmbary ( 31/10/2007 23:22)
aminareo mandroso sa mihemotra ny kolotsaitsika? amiko toa mihemotra. mihabetsaka ireo tanora lasa vazah......indrindra ireto mpanao rap rap reto. tsy izany any fa na ny miteny gasy aza izao lasa ma... tohiny
novalian'i kofbay ny 01/11/2007 12:51
njana ( 31/10/2007 10:50)
Tsarava tompoko! Izaho dia te hifanoratra sy hidinika momba ny tantarany Princesse RAKALOBE ka raha misy mahalala ny momba io voalaza io dia raisiko an-tanan-droa ny valiteny manorata mivantana ao ... tohiny
Kwasi ( 30/10/2007 15:47)
Fa inona no tena dikan'ity Halloween e? Taona vitsivitsy izay no nanombohana nitaritan'ny sasany azy io hankalazaina eto amintsika. Toa hetsika azahoam-bola fotsiny nefa no misy fa tsy toy ny any @ t... tohiny
novalian'i Kwasi ny 02/11/2007 14:54
tsaramaso ( 30/10/2007 09:05)
Kay ve ny antemoro ka kômorianina le !!!!!! hahahahaaha !!!!! http://www.madagascar-guide.com/fr/Pages/ethnies/antemoro.html ... tohiny
novalian'i mpanarivo ny 14/01/2008 23:21
sitlo ( 24/10/2007 17:14)
[center][img]http://www.bali-tourisme.org/IMG/jpg/Coqs_de_combat_Bali.jpg[/img][/center]... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:29
adler ( 24/10/2007 16:14)
Mifangaro be loatra fa mba hazavao e : Rehefa maninona no mampiasa [b]-ny[/b], dia rehefa maninona no [b]-n'ny[/b] ? Ohatra hoe iza amin'ireto no diso dia inona no antony ? nohon'ny momban'ny a... tohiny
novalian'i Cybergasy ny 16/02/2008 16:04
tsaramaso ( 22/10/2007 12:09)
[b]"Ny hevitry ny maro mahataka-davitra"[/b] - i Einstein dia olo-maro !!!! - i Andrianampoinimerina dia olo-maro !!! - i Darwin dia olo-maro !!!! - sy ny olo-maro maro hafa koa !!!! tsleeeee... tohiny
novalian'i tsmvaklo ny 17/03/2008 14:33
soanja ( 19/10/2007 11:26)
Any amin'ny faritra Atsimo Atsinanan'i Mada dia misy ny resaka Mpiziva eo amin'ny samy foko sasan-tsasany. Azafady anie sao mba afaka misy manome fanazavana bebe kokoa an'io ary ahoana ny fomba afa... tohiny
novalian'i soanja ny 31/10/2007 02:57
tsaramaso ( 19/10/2007 09:22)
[b]"Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana"[/b] tsleeeee !!!!! aiza aty ny tsikalakalam-bola fa ento any ny tsikalakalam-piahavananareo le !!!!! tsssssss !!!!! de iza ndr... tohiny
novalian'i xxx ny 28/11/2007 00:47
sitlo ( 13/10/2007 13:13)
Nandinika sorabe aho dia niaiky kely mihitsy. Sady mba nanontany olona avy amin'ny firenena vitsivitsy fa ny arabo ihany no ohatra ny manana ilay fomba hoe foraina daholo ny lehilahy. Na ny fomba... tohiny
novalian'i xxx ny 20/10/2007 16:58
rnjp ( 11/10/2007 10:49)
Izao ve no tsy maharaka sa tsy misy olona mahay mampianatra guitare eto @ tokotany be ; izaho aloha tsy mahay fa mba tia hianatra nefa tsy mahay teny frantsay ihany koa dia tsy misy mahay mampianatra ... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 12/10/2007 16:11
saranga ( 11/10/2007 09:35)
Ny heviny dia maro, amin'ny hindoue dia hoe ilay mpanjakan'ny zanatsipika... tohiny
yah ( 08/10/2007 04:39)
voalaza fa anisan'ny mora mampandroso ny firenena iray ny fananany kolotsaina matanjaka marina izany raha ny firenena japonai sy ichine no jerena isika malagasy nefa,manana kolotsaina fara faha kel... tohiny
volador ( 05/10/2007 07:28)
Izaho izay mandefa ity lohahevitra ity dia Filoha mpanorina ny Fikambanana atao hoe HAFAMA (Hasin'ny Fahendrena Malagasy), efa ho dimy taona izao no niorenan'io fikambanana io.Ny hevitra mba tiako hif... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 23/10/2007 08:40
soanja ( 04/10/2007 07:57)
Sambany hatramin'izay aho vao hanao famelabelarana momba an'io koa sao mba misy afaka manome ahy fanampiana hamitako azy. 1- Ny hasin'i/ny voka-dratsiny/aretina tapakazo teo amin'ny fiarahamonina. 2... tohiny
novalian'i soanja ny 05/10/2007 02:43
ari.malala ( 02/10/2007 14:15)
Ny zanaky ny rahavavin-dreny dia atao hoe kibo tsy omby, fa ny zanaky ny rahalahan-dray kosa kay inona? ary ny zanaky ny anadahin-dreny na ny anabavin-dray? misaotra mialoha amin'ny fanazavana... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 04/10/2007 09:06
mirabela ( 26/09/2007 21:01)
misy olona v ato amin ny serasera mavita manoratra teny gasy tena tsis diso mits?:roll8) za mants t hiezaka , nefa to betsaka iany ny teny ts d itako firy ny dikany, fa na any dago az d zay iany no i... tohiny
novalian'i mirabela ny 16/10/2007 12:25
zakilinina ( 18/09/2007 20:35)
Misy mahay mandika amin'ny teny malagasy ve ny déontologie azafady ? Misaotra mialoha !... tohiny
novalian'i soanja ny 16/11/2007 06:57
ari.malala ( 30/08/2007 11:58)
Inona kay ny dikan'le fatotra im-7 moa izy zay sa im10 refa le mamono razana iny? ts zany mantsy fa t@ fatin'i dadabeanay, de raha tsy diso za d im10 ngamba (ts tadidio tsony ,fa efa t@ 1986 zany) de ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718