Kolotsaina

naritsimba ( 03/02/2004 10:18)
Manahoana daholo eh! Amin'ny maha-mpikabary ny tena dia mametraka fanontaniana aminareo ny tenako hoe: MOA VE MBOLA ILAINA NY KABARY AMIN'IZAO ANDRO IZAO. Ny hitako mantsy dia betsaka ireo mpikabary... tohiny
novalian'i gasitiako ny 10/08/2004 09:48
fijo ( 28/01/2004 11:45)
nandalo ilay hevitra tao amin'ny trondro,fa tokony asiana toerana manokana hoazy. vitsy sisa ny mpihira gasy ary toa ambanian'ny fanjakana ny momba andry zareo,koa inona no hevitra mety mba hampahari... tohiny
lemurkata ( 22/01/2004 20:26)
Angatahiko manokana izay havanana amn'ny hainteny mba hamela ohabolana na dia iray monja aza miaraka amin'ny fanazavana fohy mba hianaran'ny fara aman-dimby. Toa adino tsikelikely mantsy izy ireny nef... tohiny
novalian'i lekely ny 21/04/2004 10:40
ikaretsaka ( 21/01/2004 16:07)
manao ahoana daholo. Angamba maro amintsika no nahatsapa ny fiovana eo amin'ny hiram-piangonan ana ara-gadona io na ara-tononkira, na ara-javamaneno. Efa manomboka miala tsikelikely amin'ilay nataon'... tohiny
naritsimba ( 21/01/2004 12:14)
Salama daholo eh! Amiko dia angamba anisan'ny kolo-tsaina tsara tohizana ny fifanotronana @ ireny olona mana-manjo ireny indrindra fa mbola eo ambohitra ny razana.Amin'izao andro izao anefa dia ny an... tohiny
hendry ( 20/01/2004 15:27)
Ahoana no mba hevitry ny taranaka aty aoriana momba ny fombandrazana dia ny famadihana zany. Toa fandaniam-bola fotsiny no fijeriko azy nefa raha tsy manao enao dia azon-tsiny @ fiaraha-monina sy fian... tohiny
hery ( 15/01/2004 10:14)
Inona avy ny kilalaon'ankizy taloha azonareo tanisaina eto? Betsaka izy ireo kanefa mitady ho voasolon'ny PlayStation2 sy ny jeux video isankarazany. Dia asio famaritana kely sao tsy hay. Ireto no... tohiny
xxx ( 06/01/2004 19:36)
ao anatin'ny kolon-tsaina ve sa lalao ny manjono...manjono sens rehetra io an!... tohiny
novalian'i pitchou ny 09/02/2004 16:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1581