Kolotsaina

intelligenzia ( 23/02/2005 11:20)
"aleo mifanena amin'ny [b]mpamosavy [/b]toy izay mifanena amin'ny [b]mpandainga[/b]". Voaporofo io tamin'ny fifidianana ka samia mizaka ny vokany (raha mahazaka) Aleo tsy mifanena amin'olon-dratsy... tohiny
xxx ( 22/02/2005 01:05)
1879 Born 14 March at Bahnhofstraße 135, Ulm, Germany 1880 Einstein’s family moves to Munich, where his father founds a firm manufacturing electrical equipment 1888 Enters Luitpold Gymnasium in M... tohiny
naritsimba ( 21/02/2005 07:38)
ARARAOTY! ARARAOTY! FAMPIANARANA KABARY Efa misokatra izao ny fampianarana Kabary izay iandraiketan'ny Sampana FI.MPI.MA Ambohipo HANITRA NENTIN-DRAZANA eny @ Fiangonana FJKM Ambohipo. -Ny fisor... tohiny
novalian'i fijo ny 25/02/2005 00:17
ikaretsaka ( 12/02/2005 14:48)
mampihomehy mahalasa eritreritra: Raha any madagasikara raha hoe mikonaina ny zanakao ka na eny ampovoan'analakely aza dia avoaka ny nononao de omena ny zaza.. de normale be! tsy mikorapaka ny o... tohiny
novalian'i cocorie ny 18/08/2005 08:34
ikaretsaka ( 10/02/2005 01:14)
ary inona indray ny finoanoana nampatahotra anareo t@ mbola kely? -ny ahy raha mitelina voa-paiso ohatra na vonina voankazo hafa de le hoe "maniry any iny" de nifezaka tokoa! -de ny nahalalana v... tohiny
booboo ( 08/02/2005 13:52)
Ity raha ity nazavaina anà dé zaraiko fotsiny. Ny antony nahatonga an'io oun, dia satria t@ andron'ny Ntaolo dia tsy ny ora ahatongavana no ava-dehibe fa ny ora hiaingana.( Ohatra hoe @ 2 izahay... tohiny
novalian'i sipagasy ny 01/05/2005 20:31
mahajilo ( 30/01/2005 18:23)
samy variana amin\'ny dihy avy any am-pita...Inona no tokony hatao?... tohiny
novalian'i tsangana ny 09/09/2005 20:56
xxx ( 27/01/2005 21:07)
Miarahaba antsika rehetra. Hono hoy aho, mba ahoana sy ahoana ny hevitrareo @ ity foto-kevitra Voajanahari ity izay tarihin\'ny Olombelo Ricky sy Dama satria angamba misy azo raisina ihany raha oha... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2005 22:33
rinah ( 21/01/2005 02:16)
Mba mila fanampiana kely ao @ izay olona mety mahalala na dia kely aza ny tantaran\'IMAMO. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i leriri1 ny 15/11/2005 13:37
yrhinas ( 19/01/2005 12:26)
sampy , sikidy , fanandroana , famosaviana , sy ny finoana ary ny tontolo malagasy marobe tsy voazava eo amin\'ny fiarahamonina...de mino ve enao...sao de mahay na manana singam-piainana niharan\'ny ... tohiny
novalian'i kally ny 25/02/2005 17:18
ikaretsaka ( 19/01/2005 04:15)
marina fa na bedebe aza ny kristianina izoa dia bedebe ny mbola hoe mijery andro rehefa manao raharaha (manambady ohatra ) tsy mandevina andro talata ( efa elaela ihany aho no nijery feraparan\'ny... tohiny
cutie ( 16/01/2005 22:49)
Mba misy fanontaniana ty we, in kay ny nahatonga an\'le teny we \"ambaniandro\". Inona tsara ny dikany ze mahalala.?... tohiny
novalian'i cutie ny 17/01/2005 14:35
booboo ( 03/01/2005 16:48)
Mihaino hira zà dé misy oe refa Alakarabo dé @ zay ny fotoana fanaovana matso eny Mahamasina. Sô misy mahay kay oe inn aby ny volana teo @ Ntaolo dé inn ny fatao t@ zany ? Sôtra.... tohiny
sechat ( 30/12/2004 10:48)
ny ol rehetra ry reto mba manana \"centre culturel\" doly aty ivelany aty hampivelarany ny teniny sy ny kolotsainy. Ary tsika manao ahoana? mba manana an\'izany ve ? sao de mba tokony ho atsangana ? ... tohiny
tafita ( 30/12/2004 10:01)
Asa moa na mba efa renareo , fa nisy hono Mpanjaka iray tao amin\'ny faritra iray aty amintsika tamin\'ny andro fahiny. Ny anaran\'ny Mpnajaka dia RAMETAKA. Tia hena de tia hena hono ity Mpanjaka it... tohiny
booboo ( 29/12/2004 14:53)
Marofy sy Marary ? ... tohiny
novalian'i booboo ny 03/01/2005 21:25
jhouhlambout ( 26/12/2004 18:11)
Autrefois, il y avait un vieux bonhomme qui gâtait les enfants méritants le jour de sa fête, le 6 décembre. Il s\'appelait Saint Nicolas. Et il se trouve qu\'il était représenté avec une longue... tohiny
novalian'i xxx ny 26/12/2004 23:52
hery ( 25/12/2004 17:15)
Ny atao hoe hitsy tsipelina dia \"Correcteur d\'orthographe\" (hono). Betsaka isika mampiasa WinWord no mampiasa ny teny Frantsay na Anglisy. Efa misy amin\'izao ny amin\'ny Teny Malagasy ary azo alai... tohiny
novalian'i fanja1 ny 27/12/2004 06:43
booboo ( 21/12/2004 07:21)
Inona no nahatonga ny malagasy aty ivelany hiantso an\'i M/car ho Dago kay ? dia inona no dikany sa fanafohizan-teny fotsiny io ? Sôtra.... tohiny
novalian'i welie ny 26/01/2005 16:42
hery ( 17/12/2004 15:53)
Atsy amin\'ny lohahevitra vetso atsy dia samy tia ED Andriamalala daholo. Nampidirina tao amin\'ny fandaharam-pianarana mantsy ireny ka voatery namaky daholo. Fa ny mahagaga ahy dia hoe toa tsy misy i... tohiny
novalian'i booboo ny 08/04/2005 15:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0456