Kolotsaina

gasyjean ( 04/02/2006 16:54)
Manahona daholo! sao dia mba misy afaka manoro ahy ny fomba fanisana(touteA sy sansA )kay fa tena tsy tadidiko intsony,raha mba misy mahay azafady dia mba alefaso amin'ity adiresy ity misaotra dia ny... tohiny
novalian'i booboo ny 03/04/2006 13:38
Levy ( 03/12/2005 05:58)
Ho antsika zanaky Fiagnarana ataoko tsa misy tsa mahalala ny tantaran'i " MAHA". Tovovavy tsara tarehy, nanana ny lazany, tamin'ny fahagolan-tany. Avy @ faritra atsimon'ny Fianarantsoa iny. Miss tradi... tohiny
novalian'i ndrena ny 10/12/2005 09:01
tsangana ( 01/12/2005 18:38)
afaka mirehareha ve isika fa manana olo-manga? Toa an-dRakoto Ratsimamanga ohatra.... tohiny
novalian'i sipagasy ny 28/01/2006 12:39
bichette ( 30/11/2005 14:30)
Mitady an'izy io aho , aiza no mety ahitako azy ? misaotra tompoko... tohiny
novalian'i xxx ny 01/12/2005 01:26
hery ( 22/11/2005 15:03)
Mampanao fifaninana tantara foronina ny Dauphin Noir Edition. Ny lohahevitra amin'izany dia hoe "Madagascar, superstitions et tabous" (Madagasikara, ny finoanoam-poana ary ny fady) Azonareo jerena ami... tohiny
novalian'i jentilisa ny 23/11/2005 14:50
zefalah ( 20/11/2005 16:50)
manaona. voalaza fa rehefa misy rensenment avy any hivelany dia ny ampovony iany no tena mahazo azy..zany hoe;na tohokony anjarany any @ sisiny aza dia omenar'zareo ao ampovony avokoa...mihisa 3900... tohiny
naritsimba ( 15/11/2005 10:39)
Manasa anareo izay afaka rehetra fa hamoaka mpianatra andiany vaovao indray izahay @ 27 Novambra 2005 manomboka @ 2 ora tolakandro eny @ Ankany FJKM Zoara-Fanantenana Ambohipo. [b]"[b]Tiako ny teni... tohiny
Levy ( 18/10/2005 15:57)
Efa mety nandeha teto ity loha-hevitra ity, maro ny hevitra, na boky milaza ny fiaviana na niandohan'ny malagasy ! Toa mifamahofaho ihany indray2! Fa rehefa miala ao Dago ianao, vao mametra-panontania... tohiny
xxx ( 16/10/2005 08:28)
Völandrano-éxposition d'art contemporain à Madagascar avec : Richard RAZAFINDRAKOTO Eric RAKOTO, Andry ANJOANINA, Tahina RAKOTOARIVONY A bientôt.... tohiny
haintso ( 10/10/2005 07:57)
Sarasara tsy ho ambaka daholo e, Ho an'izay liana amin'ny tenindrazana an-kavoriana na ny kabary dia fifaliana ho anay Mpamokatra ny raki-tsary arahana feo (vcd)fianarana kabary izay misy kara... tohiny
xxx ( 04/10/2005 13:14)
inona no dikan'io azafady ? misaotra... tohiny
zefalah ( 02/10/2005 14:27)
sika rehetra samy malala an'io teny io. nefa kosa mbola samy tsisy mahafantatra an'lay hoe terroriste? amiko manokana aloa dia,ny terroriste na r'zala mahery fietsika dia i Israel sy america,ary man... tohiny
ramhors ( 29/09/2005 20:50)
Mba eritreritra mandalo ny ahy ity hoe mbola misy mampihatra ve ireo fomba malagasy ireo any an-dafy any? Hoatra hoe hasoavan-jaza! tsy hoe vao teraka dia tapahana a! fa rehefa afaka roa taona iny, iz... tohiny
booboo ( 15/09/2005 16:04)
Ahoana no fizotran'ny fanambadiana araka ny fomba tena malagasy kay ? Fisehoana sy ny tariny, iza aby mpandray anjara, zavatra ilaina, zavatra atao sns. Sôtra. ... tohiny
zefalah ( 26/08/2005 22:10)
misy manampahaizana bedabe sika malagasy,na @lainy inona na @ lafiny inona..saingy mampalaelo,satria tsy ao madagascar avokoa ny ankamaron'izireo. lay fantaniana dia hoe: inona ny antony mahatonga an... tohiny
Herinjaka ( 16/08/2005 11:11)
Tsara sy manana ny kantony ny Malagasy,nefa tsy mba hita izay lalana haleha entina hitondrana avo ireny kanto ireny,anisan'ny mampalaza sy mampandroso sy firenena iray ny kanto,maro ny azo lazaina ho ... tohiny
novalian'i fasaly ny 17/08/2005 16:26
hery ( 14/08/2005 22:57)
Sendra hitako tao amin'ny internet fa misy diksionera Malagasy - Frantsay - Anglisy - sns... izay mbola mihatsara hatrany. Mahafinaritra. http://firaketana.org... tohiny
bichette ( 02/08/2005 14:12)
mba avy aiza marina e ! ireo fomba toy ny didipoitra, ny malabary, ny famadihana sns... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 21:34
jajaf401 ( 01/08/2005 19:46)
Raha tiana ny hira iray nefa ny olona(artiste) namorona azy efa tsy eo intsony, de ho ferana ve ny sentiment rehefa mihaino an'ilay hira satria hoatry ny mamoha fotamandry. Sahirana zaho............. ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 04:40
ainaheri ( 26/07/2005 14:30)
Nareo ve mahatsapa fa tsy hita lalaovin'ny ankizy intsony ny kilalao fahiny @ zao fotoana izao noho ny fivoarana eo @ tontolo iainana!!... tohiny
novalian'i 2titi ny 13/05/2013 10:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0642