Kolotsaina

rabaradaka ( 13/07/2006 09:49)
Ny fanandroana teo amin'ny Ntaolo malagasy dia siansa toy ny astrologie, saingy taty aoriana dia nampiana ody ratsy sy famosaviana dia lasa niova ny heviny. I rabaradaka dadatoa tsy mahay manandro fa ... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 12:34
adidy ( 12/07/2006 15:29)
Sao dia misy manana partition piano ireny mpihira malagasy fahiny ireny isika?... tohiny
novalian'i adidy ny 30/07/2006 10:35
ralevha ( 04/07/2006 14:53)
maro isika @izao fotoana izao sodokan'ny kolon-tsaaina vahiny.8)... tohiny
rabaradaka ( 23/06/2006 05:46)
Nampitaina am-bava (tradition orale) ny tantaran'ny firenena malagasy satria tsy mba nanoratra ny Ntaolo. Ankehitriny dia mbola hita taratra io satria mbola tsy mahay manoratra ny maro an'isa amin'ny ... tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 11:43
lapino ( 21/06/2006 15:44)
Hoe fotoana mahalava indrindra ny andro androany, Dia fetin'ny mozika ihany koa (arahabaina izany ny mozika :)), Fa raha tsy diso aho toa fetin'ny teny malagasy koa. Toa nisy an'izay manko hoe tel... tohiny
novalian'i vale ny 30/06/2006 13:20
gasy4ever ( 16/06/2006 08:59)
Manao ahoana daholo ! Mba omeo sopapa (teny famangiana araka ny fomba gasy) ny tenanay satria hamangy manjo namana nodonampahoriana. Dia misaotra mialoha... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:19
pissoa ( 11/06/2006 16:51)
Mba misy afaka manazava ve ny fampiasana ny hoe [i]samihafa[/i] (teny tokana) sy ny [i]samy hafa[/i] (teny roa) kay. Sa mitovy ihany ireo? Mba atoroy fa tsy haiko :oops: Misaotra.... tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 12:09
romilino ( 27/05/2006 12:13)
sahirana ny fianakaviana fa tsy mahafantatra ny fomba malagasy, toa misy fomba hono rehefa nahavita fasana vaovao. Ny olana dia izao: "toa hoe": tsy mahazo mampiditra faty lena ao @ fasam-bao raha t... tohiny
novalian'i missa ny 15/09/2013 15:51
hery ( 25/05/2006 11:12)
Ho an'izay mahay fanorona... inona kay no tena atao hoe vela?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 05:34
khaina ( 24/05/2006 11:12)
mikolo ny saiko raha mozika mba misy fampiasantsaina kely no atao. KEIZY no anarako maba mitady izay olona interessé amina mozika metaly true metal no tena marimarina kokoa ka misy afaka ny hitafa v... tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 13:20
hery ( 07/05/2006 07:50)
Manahoana daholo (arahaba io) Talohaloha dia lamaody ny mi-rouler R sy ny tsy miteny "tr"... (manao fitenin'Andranomanalina). Ohatra hoe "Tena manits be mints zany tsonjo zany"... Dia amin'izao in... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 13:19
LazaRandri ( 28/04/2006 02:40)
efa misy trano fampisehoana lehibe mahazaka olona maro ve sa dia CCESCA sy Palais des sports foana?... tohiny
novalian'i cutie ny 16/05/2006 23:32
pissoa ( 24/04/2006 05:14)
Nisy niteny izaho hoe rehefa olombelona ony no resahina dia [b]lehilahy[/b] sy [b]vehivavy[/b] no fiteny, fa rehefa biby no resahina no atao hoe [b]lahy[/b] na [b]vavy[/b]. Misy afaka manamarina ve... tohiny
novalian'i pissoa ny 29/04/2006 08:53
soanja ( 21/04/2006 23:35)
Hono hoy aho sao mba misy mahay manao Jijy eto amin'ny sehatra fa mitady an'ireny aho azafady. Jijy fanaon'ny any amin'ny Antakarana no resahiko fa jijy baolina akory an na jijy hafa. Soanja.... tohiny
novalian'i soanja ny 26/04/2006 23:23
petsambava ( 19/04/2006 21:33)
Asa raha mbà nisy nahatadidy isika fa na mafy aza ny fiainana teto MADAGASIKARA t@ ireny dia mbà nisy an'ireny bande dessinées gasy ireny kosa mbà nahaliana isan'ireny ohatra :KODITRA ,BENANDRO ,T... tohiny
novalian'i 9318tae ny 22/09/2015 08:18
pitoussy ( 17/04/2006 20:52)
sao dia mba misy mahay hirahira fampatoriana zaza nareo mba ampio za ry reto fa dia tena sahirana mampatory ny zanako fa dia "iny hono izy ravorombazaha " foana , dia aiza ihany koa no mety ahitana il... tohiny
novalian'i soanja ny 20/04/2006 14:01
hery ( 31/03/2006 22:06)
Fantatro fa na mody tsy miteny aza ny sasany :-) dia mamaky mangina an'ilay tantara Tadiom-pitiavana ny ankamaroany. Efa zakan'ny sain'ny gasy ve ny tantara toa ireny? Marina fa mitranga eo amin'ny f... tohiny
novalian'i Topher ny 18/06/2017 10:21
boubounezy ( 06/03/2006 21:08)
:roll:aona ny fijrinareo ny gasy efa tonga aty ampita mbola milalao doy gasy iany:twisted::?::?::?:... tohiny
jentilisa ( 01/03/2006 12:57)
Faly ery ny maro mahita ilay fitaovana ngezangeza mijoro eo amin'ny Rova eo. Tena hiasa, tena hanomboka ny asa hoy ny eritreritry ny maro. Saingy ny mampihomehy dia izao. Tsy mihetsika mihitsy ilay gr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/03/2006 07:07
rakotomahenina ( 19/02/2006 09:07)
Tokony hojerena akaiky mihitsy ny mikasika ireo olona manohy ny fianarana ambony, fa raha tsy mandeha tsara io tsy hazoto mihitsy ny ankizy aty aoriana. Mampalahelo ihany mantsy ny mahita ireo nianatr... tohiny
novalian'i mirana5 ny 21/02/2006 12:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0652