Kolotsaina
Rakotofonohasina
(
24/04/2007 12:46)
FONOHASINA SY NY LAMBANANDRIANA,
Maro ny mahay manenona eto Madagasikara fa ny malaza indrindra amin'izy ireny dia Ambalavao tsienimparihy, Arivonimamo ary Fonohasina Ambohidrabiby (sahabo ho 20 km...
tohiny
novalian'i vilemita ny 07/07/2007 08:33
soanja
(
24/04/2007 05:58)
Saika mba hitady anaran-jaza vavy kely na lahy kely misy ifandraisany amin'ny Natiora, tsy be mpanana, ary milaza fahendrena Malagasy.
Misaotra mialoha o.
Azafady mba omeo ny dikany na ny fanazava...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 12:58
pimaso
(
19/04/2007 11:55)
Les kabary, discours traditionnels, tiennent une place particulière dans la vie des malgaches. Il n'y a pas un événement important ( mariage, funérailles, retournement des morts, réunions politiq...
tohiny
novalian'i pimaso ny 27/04/2007 07:47
ikaretsaka
(
19/04/2007 02:52)
misy hira katolika izay (mahaiza misaotra sy mankasitraka ny lohateniny)
dia any amin'ny andininy faharoa misy manao hoe:
[i]". . . na teo ny orambaratra sy ny tselatra , na teo ny andro sarotra ...
tohiny
novalian'i sonwin ny 20/04/2007 08:18
lytune
(
18/04/2007 08:18)
hum!!! betsaka ny mpangalatra ny saina izay efa voakolokolon'ny hafa!!!hum!!!rah tsy mitandrina gasy d ho very saina soamantsara......
tohiny
novalian'i lytune ny 18/05/2007 12:33
poly
(
13/04/2007 02:39)
raha mbola virijiny ny vevavy iray @ fanambadiany de ny akanjo fotsy no midika fa mbola madio ny vevavy irary,mbola tsy nanao firaisana talohan'ny mariage, akehitriny anefa toa tsy misy mitana an'io i...
tohiny
novalian'i hira ny 17/05/2007 13:47
pissoa
(
28/03/2007 07:08)
Manahoana :)
Inona kay ny fiantsoana an'ireto amin'ny teny gasy :
- serum
- bande dessinée
- jupe "cloche"
- terrasse
- piscine (sa io hoe dobo filomanosana :oops::-D )
- Vernis (Ã ongles...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/04/2007 23:25
patrick2002
(
13/03/2007 20:02)
Mba lasa ny saiko ry zareo ,mamaky an'ito izaho
choix d'une epouse et la notion de virginite :
"C’est que l’essentiel quand on prend une femme, c’est d’avoir des enfants. L’on choisi...
tohiny
novalian'i miangalyandria ny 31/05/2007 07:44
naritsimba
(
12/03/2007 05:34)
Miarahaba antsika namana rehetra!
Noho ny antony manokana dia voatery noesorina ilay Fampianarana Kabary tao @ Tahiryserasera.
Ialana tsiny aminareo namana izany, mampanantena kosa anefa fa raha m...
tohiny
novalian'i simplex ny 14/03/2007 09:48
rakolo
(
08/03/2007 22:28)
Tongava hifaninana amin'ny sora-tononina izay hatao amin'ny faha-17 martsa ho avy izao.
Ny fotoana dia manomboka amin'ny 7 ora hariva.
Toerana :
FIAP
30, rue Cabanis
75014 Paris (Métro GlaciÃ...
tohiny
novalian'i cutie ny 19/03/2007 02:33
ikaretsaka
(
06/03/2007 02:09)
Inona tokoa kay moa no nataon'ny ntaolo hoe salosana ka nahatonga ilay fiteny hoe marivo salosana?
efa nisy nanazava ihany fa tena adiso!...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 07/03/2007 08:49
soanja
(
14/02/2007 04:13)
Tena variana de variana ny tenako mamaky ny tantaran'ny razantsika fa de sanatria ve ka nihinam-paty ny razantsika tamin'izany fotoana izany.
Azafady izay mahalala mba omeo fanazavana kely re.
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 07/05/2007 21:45
ravakamalala
(
30/01/2007 09:26)
afaka mba manome ve, izay mahalala, ireo anaran ny zava maneno malagasy, ireny fampiasa amin ny vako drazana ireny?
misaotra...
tohiny
novalian'i kitjo ny 09/02/2007 17:28
niryna
(
27/01/2007 04:50)
Zavatra tsy maintsy mandalo ny ankizy lahy ny ho didiana.Taloha dia katsahina manta izao ny zaza ary tena mijaly mihitsy.Mialatsiny raha misy mbola mahatadidy ny nahazo azy:cry::cry:.Maninona no asian...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2007 13:29
xl
(
23/01/2007 09:24)
AFAKA MANAO IZANY TALENTA IZANY NY TENAKO RAHA MISY MILA AHY...
tohiny
novalian'i pimaso ny 24/01/2007 07:42
xl
(
23/01/2007 08:26)
METALLICA NO TENA IZY FA ANDRON 'NY FANAGASIANA IZAO
ANDRIANIKO NY AN NY TENAKO
ARY FEHEZIKO NY AN NY HAFA...
tohiny
novalian'i pimaso ny 24/01/2007 07:43
niryna
(
20/01/2007 01:46)
Vokatry ny zava-miseho sy ny fivoarana dia mitombo ny fahaizan'ny ankizy teny vahiny,saingy lasa marary maso kely daholo ny ankizy.Tsy tokony hampanalavirina ny TV ve ny zaza,mitatata mafy ny TV , ary...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 21/01/2007 09:32
bazylou
(
19/01/2007 21:58)
ny gazety lehibe sy an'ireo miliardera rehetra dia teny vazaha ny 80% ao:: nefa hono quotidien gasy ireo!!!:roll::roll: tsy hisy mihitsy ny basy vava hitovy firafitra sy resaka ohatran'dry hebdo sy ex...
tohiny
novalian'i pimaso ny 24/01/2007 07:46
cutie
(
18/01/2007 02:23)
Sao de mba misy afaka milazalaza ny fomba famadihana avy any atsimo kay nareo.
Ny fomba fatao sy ny sisa?...
tohiny
novalian'i cutie ny 23/01/2007 14:39
saho
(
08/01/2007 17:21)
Raha misy mahafantatra ianareo hoe inona avy ny fomba amampanao fanaon'ny razambe malagasy rehefa manao fasana, rehefa manokatra fasana, rehefa misy maty, rehefa manamboatra na mikarakara fasana...
...
tohiny
novalian'i BENEM ny 15/04/2018 05:37