Kolotsaina
sitlo
(
12/08/2007 15:02)
Tena teny gasy ve izany kay? Rehefa mameno ny mombamomba ato amin'ny serasera mantsy dia hoe: "lahy sa vavy?" no eo, fa misy olona niteny hoe "fimaoty" no fiteny azy.
Fitia tia hahalala fotsiny ny ah...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 31/08/2007 15:54
Lov
(
06/08/2007 10:12)
Mila fanampiana amintsika namana izay mba manana tahirin-kevitra na loharanon-kevitra (na sary...)momba ny zazakambana amin'ny fomba Antambahoaka...Ilaina amina "seminar" iray. Tsy mahita boky momba i...
tohiny
novalian'i Vazimbatia ny 23/11/2008 18:36
Herimiafina
(
03/08/2007 01:50)
Inona no tena marina, Toliara sa Toliary kay? :^):@...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 06/08/2007 04:59
ikaretsaka
(
31/07/2007 15:37)
Betsaka ireo teny vahiny no rehefa azon'ny gasy sy teneniny @ fiainana andavan'andro dia miova tanteraka mihitsy, nefa mifankahazo aby!
Ohatra hoe
-T shirt lasa: Tésôrt
-Juste au corps lasa Z...
tohiny
novalian'i sitlo ny 16/08/2007 02:41
hj
(
21/07/2007 18:19)
Mampalahelo ihany ny toe-tsaintsika gasy nefa tezitra rehefa atao hoe manao lohan-gasy. Tsy aritro ny tsy hiresaka ny zavatra nisy tany Mahajanga raha nandalo tany ny tenanay. Nanaovana fitia tsy mba ...
tohiny
novalian'i mabloo ny 23/07/2007 11:20
ari.malala
(
16/07/2007 14:44)
Mba inona hoa ny tena hevitr'io oha-pitenenana io fa tsy azoko mintsy e! misaotra mialoha am fanazavana o!...
tohiny
novalian'i princesseN ny 01/08/2007 15:56
ikaretsaka
(
11/07/2007 05:32)
Raha namaky ny hevitra any amin'ny lohahevitra hafa ianareo tato ho ato dia tsapa fa betsaka ihany amintsika no tsy mahalala tsara ny anton' ny fomba gasy sy ny nahatonga ny ankamaroan'izy ireny h...
tohiny
novalian'i simplex ny 16/07/2007 08:24
simplex
(
09/07/2007 18:19)
Inona ny lanjan'ny fidirana fasan-drazana eo @ Malagasy?
"Tsy ahoako na tsy hiditra fasan-drazana ary aho", toa sakrifisy fara-tapony ny fahenoana azy...
Ra sanatria ka maty any ivelany, in no fia...
tohiny
novalian'i niainalynx ny 15/10/2007 11:11
ramatoabe
(
09/07/2007 10:53)
Fampahafantarana sy Fampandrosoana ny KOLONTSAINA malagasy
Voninahitra ho anay ao amin’i HELI’S MADAGASCAR
http://www.helis-madagascar.info
ny manolotra anareo an’i WHONET-MADA, tranonkala ...
tohiny
novalian'i lapino ny 09/07/2007 18:57
vilemita
(
07/07/2007 08:36)
Salama,
Fikarohana maro no tiako atao eo @ lafin'ny fitaizana kou asa ra mba mety hahita izany aho ato anatin' ity site ity na tsia.
Manantena anefa aho fa hahita izany tsy ho ela satria tena maha...
tohiny
Malalason
(
04/07/2007 08:44)
Rtoa RAVAORIVELO Norosoa Evelyne
Malagasy Mikabary Mitahiry ny soatoavina
"Misy hasiny ny teny, misy tompony ny tany"
Adresse Lot 1 F II Ambohitravao Talatamaty
mail : takriva1@yahoo.fr
tél ...
tohiny
novalian'i arinoro ny 02/06/2008 08:49
hery
(
26/06/2007 08:15)
Ireto no filalaonay fahiny rehefa fetin'ny 26 juin.
- Harendrina
- Jiro kapoaka
- Tsipoapoaka
Toa izao no paoziny.
Raha liana amin'ny fitantarana bebe kokoa dia http://hery.blaogy.com/post/4/30...
tohiny
novalian'i cutie ny 02/07/2007 23:12
pissoa
(
13/06/2007 21:58)
Hitako tao amin'ny blaogin'i manana19 (mety efa maromaro no namaky tany ) fa "[color=green]Vadin-joky kilolohan-jandry[/color]" hono no fiteny marina fa tsy "vadin-joky kilalaon-jandry" !
http://m...
tohiny
novalian'i izany ny 03/05/2011 07:45
mandy
(
13/06/2007 13:41)
Sao mba misy mahalala ny tena mpihira an'iny hira iny ianareo ? Dia aiza no mety hahitana ny album misy azy raha toa ka misy ? Misaotra betsaka ô !...
tohiny
novalian'i mandy ny 15/06/2007 15:34
bonnechance
(
31/05/2007 07:40)
Misy olona ve afaka manoro hoe aiza no ahitaka tiona vita amin'ny solfège na dia efa tena tranainy be aza ny nanontana azy. Ny vita amin'ny solfa ananako fa maro ato amin'ny mpikambana mpanao mozika ...
tohiny
novalian'i ombelline ny 26/03/2015 14:30
Jeankely
(
15/05/2007 10:46)
Toa hoe itoeran'ny fahaizana rehetra any andafy any. Fa manino toa hoe misy Donto hono lasa any?...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 09/01/2008 08:11
bazylou
(
13/05/2007 11:41)
no taizana amin'ny trosa sy ny ilay hoe '' tsy hita e; efa izay no anjara ......"":?:? sy ilay hoe ""Tsy hita e, lafo ny fiainana....""...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/05/2007 06:32
niryna
(
12/05/2007 05:44)
Manan-tantara daholo hono ny antony nanaovana ny anaran'ny toerana misy eto amintsika.
Matetika toa misy resaka hidiran'ny mpanjaka na nisy zavatra nanjoa na mety mahafantatra isika zavatra hafa naha...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/05/2007 06:27
Payci
(
11/05/2007 09:16)
Ny Fuckaz production zany de faly manolotra anao ny live rap "gouvernigga" ao amin'ny Collège Sainte-Famille Mahamasina ny asabotsy 02 jona 2007 amin'ny 3 ora tsy diso. Ny vidim-pidirana dia 2000ar. ...
tohiny
bazylou
(
07/05/2007 21:46)
no foana tsy misy intsony ireny bd gasy taloha ireny ??? ary maninona no vitsy ny gasy mamaky boky sy ny boky atonta isan-taona??...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/05/2007 09:51