Kolotsaina

soanja ( 04/10/2006 09:00)
Mba tiako ho fantatra ny hevitrareo momba ity resaka Ozona ity. Misy an'zao mantsy hitako sady nahagaga ahy. Nisy an'izay fianakaviana izay hoa tena niroborobo be mihitsy tamin'ny resaka harena sns a... tohiny
novalian'i raryjaz ny 20/11/2006 14:01
Bakobako2 ( 03/10/2006 10:37)
Mba liana aho hoe: firy taona izao no niantsoana antsika hoe: Malagasy. Zay moa izany no efa fiantsoana antsika toa ny anarana nomeny r.a d ka na hoe i Donendrina aza rehefa misoratra any aminy soram... tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 10/10/2006 17:49
soanja ( 02/10/2006 21:09)
Mba nijery ilay tanana nahazatra any Dago tao amin'ny Google Earth hoa izahay. De rehefa tena manondro hoe sao de aty le izy? aiza ny tranon'ian sy ian de manondro le ecran eo aho. Tsy tratra fa nisy ... tohiny
ravakamalala ( 25/09/2006 12:55)
Ahoana ny hevitrareo momba ny fianarana mitendry zava maneno amin ny alalan ny cd rom sy boky. Fomba mahomby ve raha ohatra ka tena arahina finiavana sy fahazotoana mazava ho azy! Misy efa nanao iz... tohiny
soanja ( 23/09/2006 19:25)
Ianareo ve tamin'ny mbolakely nisy fotoana nino hoe raha asiana ravina maintso (ravina sandaoro no tany Diego) atao ao ambany lela na hoe aforitra ao anaty tanan'akanjo de tsy bedy intsony. Zany hoe a... tohiny
novalian'i soanja ny 07/10/2006 11:55
dolby ( 15/09/2006 15:08)
Mahagaga sy mahavariana fa raha vao misy resaka somary mivoana kely, na resaka tokony hiadiana hevitra malalaka dia tonga dia mivatravatra be (agressif) ny Kristianina manome valiny manampim-bava, sat... tohiny
novalian'i soanja ny 07/10/2006 11:58
adidy ( 13/09/2006 19:48)
Hono ho aho ry reto! Mety hoe mahazo télé gasy ve aty Frantsa ? Dia câble ve sa canal satellite sa TPS no mahazo ?... tohiny
novalian'i Papoose ny 04/12/2006 03:10
dolby ( 12/09/2006 09:55)
Tonga dia valio izay valiny tonga aloha ao an-tsaina hoe fa aza mieritreritra. Raha mangetaheta be ianao dia misy olona miteny hoe inona no tianao omeko rano iray vera zao sa afaka roa andro dia om... tohiny
novalian'i mimich ny 20/09/2006 06:53
lapino ( 11/09/2006 15:35)
Maro amintsika ato angamba no mpandala ny teny malagasy, za aloha anisany! Indraindray anefa ohatra ny valalan\'amboa ihany ilay izy. Ny antony voalohany aloha dia ny tsy fahampian\'ny voambolana. ... tohiny
novalian'i Achia ny 23/09/2006 08:11
soanja ( 08/09/2006 19:51)
Tsy leo nareo an? zah manko tena adala-na ireto resaka ireto e. Mba hazavao amiko anie ilay hazo mpanjakaben'ny tany dia inona no tena asan'io teo amin'ny Gasy fahina na izao raha mbola misy? Misaotra... tohiny
novalian'i vale ny 12/09/2006 22:00
soanja ( 08/09/2006 00:27)
Te hahafantatra aho raha mbola misy any Dago ny takalo. Anisan'ny zavatra tena mba nahafinaritra ahy ny nieritreritra an'io hoe izany "ity sy nday" moa?. Samy sarobidy daholo nefa tsy idiran'ny resabo... tohiny
novalian'i mimich ny 13/09/2006 10:53
soanja ( 06/09/2006 03:55)
Rehefa misy olona vao tonga voalohany ao antranonao dia milaza ianao hoe "Tongasoa ato aminay ary hosorana tantely mihitsy" Mba misy afaka manazava momba an'io ve. Sarisarin-teny ve io sa tena nisy ... tohiny
novalian'i soanja ny 22/09/2006 23:15
soanja ( 05/09/2006 11:09)
Ity no mba hafatro tamin'ny havako tamin'izaho niala tany Dago farany. "Raha maty aho dia aza manahy fa sambatra aho izay. Dia ho ny Laveniko no tsenainareo eny amin'ny avion, ka aza mitomany fa sam... tohiny
novalian'i soanja ny 22/09/2006 23:14
soanja ( 01/09/2006 03:56)
Mba liana te hahafantatra aho hoe inona avy ireo zavatra hita ety ivelany na hetsika dia milaza fa malagasy tokoa ianao raha aty an-dafy no mipetraka. Misy fomba ahafantarana ny mahasamihafa antsika a... tohiny
novalian'i dailynews ny 12/09/2006 20:05
kitjo ( 30/08/2006 07:13)
salama aby! zao e! Mba inona sy manakory no tena akanjo sy fitafiana nentin-drazana? Ny an' ny lehilahy aloha iny mba hita hoe malabary fa ny an'ny vehivavy tena tsy hitako hoe ahoana. Mitafy ... tohiny
novalian'i kitjo ny 02/09/2006 11:23
Rice ( 27/08/2006 02:15)
Inona re no tian'ny Ntaolo resahina momba an'io "Ny vola no maharangahy", nefa toa milaza koa izy fa "Ny fanahy no mahaolona".... tohiny
novalian'i reve ny 28/03/2012 19:45
soanja ( 26/08/2006 05:12)
"Tsipazo Vato ny Tatao" Misy afaka hanazava an'io amiko ve azafady? ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2006 21:44
Andriambelo ( 08/08/2006 10:57)
Nanokatra ny takelaka aho. Eo amin'ny hoe "dinika mandeha" dia misy resaka hoe "misy namako izay nympho". Dia lasa ny saiko hoe ahoana moa izany no azo ilazana ny hoe "nympho" amin'ny teny malagasy ma... tohiny
pissoa ( 30/07/2006 18:50)
Misy lalana ve ny famakiana ny "[b]k[/b]" amin'ny teny Malagasy? Tsy mitovy mantsy ny feo rehefa mamaky ny hoe mangatsi[b]k[/b]a na mozi[b]k[/b]a (ohatra) sy ny hoe alo[b]k[/b]a na tolo[b]k[/b]o. ... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:07
naritsimba ( 18/07/2006 05:53)
Manentana antsika izay namana ato ka efa mpikambana tao amin'ny FIKAMBANAN'NY MPIKABARY MALAGASY mba ho tonga hifidy ny Filohan'ny FI.MPI.MA. Fidio ny kandida : Andriamatoa ANDRIAMIARANA Mbolati... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 12:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0681