Kolotsaina

ainaheri ( 26/07/2005 14:30)
Nareo ve mahatsapa fa tsy hita lalaovin'ny ankizy intsony ny kilalao fahiny @ zao fotoana izao noho ny fivoarana eo @ tontolo iainana!!... suite
répondu par 2titi le 13/05/2013 10:33
xxx ( 15/07/2005 15:24)
ahoana kay ny hevitrareo ny amin'ny fanagasiana fahatany ny teny frantsay? raha misy voambolana malagasy mahasoloazy ve tsy aleo io no ampiasaina toa izay managasigasy! ohatra ny hoe "club" izao ata... suite
répondu par fasaly le 17/07/2005 19:18
Lov ( 10/07/2005 18:13)
Misy ireo ohabolana malagasy izay toa mananihany sy mampihomehy nefa tena oha-pitenenana tokoa, sady mahalaza ny tian-kambara, misy ohatra ny momba ny sola, antitra,... Inty ohatra iray : -Sola mil... suite
répondu par kitjo le 12/12/2006 19:24
miandrianao ( 08/07/2005 07:30)
Fantatra fa lafo ampitsangana isika raha ny teny-drazana ary afangaro @ han'ny hafa:"ka lasa tambavin-dratia laza ka mabotrabotra ny any ivelany fa mahafaty ny ..." Ireto misy foma fiteny diso!ka n... suite
répondu par Bocassa le 26/08/2005 16:17
fijo ( 05/07/2005 00:09)
faly aho mahita ny namana ato mahay miteny anglisy,frantsay ,alemana,italiana,sinoa koa aza. ary io tsa hoa mahay iraika fa sendraika dia roa na telo amin'ireo ro indray hainy. malahelo ihany nefa a... suite
répondu par diloo le 04/08/2005 19:24
aristar ( 03/07/2005 07:49)
Betsaka ny teny gasy avy @ teny frantsay faha misy teny frantsay avy @ teny gasy koa. Ireto misy vitsivisty hitako ka raha misy mahita hafa dia lazao. filanzane (malg: filanjana) raphia (malg: ro... suite
répondu par mandrindra le 12/07/2005 09:18
hery ( 22/06/2005 05:50)
Sao dia mba misy afaka manazava ny atao hoe Lava taria kay? tsy haiko na io no fomba fanoratra azy. Ny dikany aloha azoko antsaina ihany hoe olona lava resaka be (sy manodikodin-dresaka) fa ny dikan'i... suite
répondu par fijo le 05/07/2005 00:00
hery ( 20/05/2005 10:40)
Misy tantara an-dapihazo na teatra indray ao Paris Toa izao ny filazan'i JCR azy tao amin'ny lisitra.serasera.org "Le prophète et le président" dia ilay "pièce" nosoratan-dRaharimanana izay... suite
répondu par booboo le 26/06/2005 16:08
hery ( 20/05/2005 07:50)
Misy lahatsoratra momba ny niandohan'ny Malagasy http://mg.wikipedia.org/wiki/Tantaran%27i_Madagasikara izay azonao ampiana sy ahitsy. http://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Tantaran%27i_Madagasika... suite
répondu par welie le 20/05/2005 13:27
ramatookel ( 17/05/2005 08:55)
Manaôna daholo!!! Tonga angamba dia ampidiriko ny sujet fa tsy hiodikodina: Manomana fampisehoana izahay sy ny namana vitsivitsy ka mitady tantara an-tsehatra ho lalaovina...Samy tsy dia manana tale... suite
répondu par sorom le 30/05/2005 06:37
lanto ( 12/05/2005 20:08)
Mbola vao nieritreritra zavatra ohatry le ankamantatr'i boboo io mihitsy aho, fa ohabolana kosa na fomba fiteny. izao no fandehany : mametraka teny iray izay manomboka, dia mitady izay ohabolana m... suite
répondu par ralos le 02/11/2005 08:08
hery ( 30/04/2005 10:39)
Ny argots matetika dia novaina fotsiny hoe Tenim-boto... kanefa azo atao koa hoe tenin-tanora. Misy toerana fanangonana tenin-tanora malagasy ary amin'ny rohy eto ambany. Asa raha mety hahavita betsa... suite
répondu par welie le 18/05/2005 19:02
Omby ( 30/04/2005 04:28)
17 tapitrisa eo ho eo isika no monina eto Madagasikara. 0,000? ny vahiny nefa maninona no Taxi, Ambulance, Epicerie, Route barée,sns no hita eny rehetra eny?. iza tsy miteny hoe agasio ny fampianaran... suite
répondu par welie le 30/05/2005 19:09
xxx ( 29/04/2005 22:09)
Lasa ny eritreritro hoe:ahoana no ahafantarantsika ny mahasamihafa ny teny hoe "volana" (volana fenomanana)amin'ny teny hoe "volana" (tsy mivolana)?Teny iray ihany ve ireo fa ny "contexte" no manavaka... suite
xxx ( 29/04/2005 22:00)
Lasa ny eritreritro hoe:ahoana no ahafantarantsika ny mahasamihafa ny teny hoe "volana" (volana fenomanana)amin'ny teny hoe "volana" (tsy mivolana)?Teny iray ihany ve ireo fa ny "contexte" no manavaka... suite
mcnyh ( 19/04/2005 09:48)
IANAREO VE RY RETO TSY MAHATSAMPA HOE TENA MIRONGATRA BE NY FIANARANA TENY VAHINY ETO AMIN-TSIKA KOA INONA NO TOKONY HATAON-TSIKA HIAROVANA NY TENIN-DRAZAN-TSIKA??[b][/b]... suite
répondu par shha le 29/06/2012 08:08
naritsimba ( 19/04/2005 07:13)
Miarahaba anareo eh! Niara niasa foana ny EKAR St Jean Bosco Mangasoavina sy ny Sampana Mpikabary Hanitra Nentin-drazana avy ao @ FJKM Ambohipo tao anatin'ny taona maromaro izay teo @ sehatra fampi... suite
répondu par sonwin le 20/04/2005 09:11
tantl ( 11/03/2005 10:50)
manahoana eh, ny resaka tiana ho atao dia ny kolontsitsika gasy izay somary tsy hita be eny ihany ka aleo ry zareo mba ho asandratra avo amin'izay izy io ah... suite
répondu par iartistika le 08/04/2005 18:29
naritsimba ( 04/03/2005 07:42)
ARARAOTY! ARARAOTY! FAMPIANARANA KABARY Efa misokatra izao ny fampianarana Kabary izay iandraiketan'ny Sampana FI.MPI.MA Ambohipo HANITRA NENTIN-DRAZANA eny @ Fiangonana FJKM Ambohipo. -Mbola ... suite
répondu par hps le 23/04/2005 20:12
jabah ( 03/03/2005 20:25)
O ry reto a! Iza no mbola sa hijabaka ka hifanakalo rora @ Tantely missy??????????? Milay be zao ny mifanena @ iny eny an-dalana e!! Ny ahy reto ny tiko kaozina de zao a:IZY ALO NO TRATRA FA MBOLA ... suite
répondu par falygerd le 16/06/2005 06:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0382