Kolotsaina

booboo ( 02/07/2004 08:51)
Tsy haiko oe aiza no tokony hasiana ity raha ity dé nataoko ato. Mba teneno dôl oe zay fantatatry ny tsi 1-1 momba ny tantaran'i M/car ? na t@ vanim-potoana inona na t@ vanim-potoana inona. Sôtr... suite
répondu par tsiaa le 25/02/2005 11:03
booboo ( 28/06/2004 11:34)
inona no maha malagasy anao ? ... suite
répondu par kitjo le 01/08/2004 12:17
mabloo ( 25/06/2004 10:14)
mitady ho very le mahamalagasy ry reto !!... suite
répondu par kitjo le 03/07/2004 04:24
mimich ( 24/06/2004 14:53)
Andao hiteny malagasy ranoray tsy misy fangarony eto, dia ezahina ihany koa mba tsy ho diso tsipelina . sa ahoana hoy ianareo?... suite
répondu par fijo le 01/09/2004 21:20
kitjo ( 22/06/2004 14:59)
Araka ny iarahana mahalala dia anisan'nyrazam-betsika voalohany ry zareo ao Indonesie sy Malaisie, Polynesie... Tsara ho fantatra Ry zraeo ireo avy ao Indonesie (Macassa, Java,...) sy Malaisie... suite
répondu par kitjo le 26/07/2004 02:32
nykanto ( 17/05/2004 12:33)
Tiako hampidirina ity lohateny ity eto, ary inoako fa manana ny lanjany koa eo amin'ny sehatry ny kolontsaina malagasy, izaho dia mpianatra ho mpikaroka malagasy aty ampita, sady manoratra ihany koa a... suite
répondu par nykanto le 25/06/2004 12:22
tsilan ( 12/05/2004 01:57)
Iza no tia fanorona. Raha atomboko vakiloha ny sehatra dia inona no valin'ady omena?... suite
répondu par tsiaa le 25/02/2005 11:05
tsilan ( 10/05/2004 13:13)
Kolotsaina zava-tsoa Ka manaova malabary Vola sy harena koa Ka dia velona ny tary... suite
répondu par mcfy le 25/06/2004 13:28
hendry ( 07/05/2004 18:31)
Zay olona anontaniana momba ny tena dikan´ny didim-poitra dia tsisy milaza mazava fa mionona @ hoe satria zany ny fomba. Ny fahalalako azy dia misy ifandraisany @ resa-pahasalamana ilay izy. Zay to... suite
répondu par tsilan le 10/05/2004 13:11
hendry ( 07/05/2004 18:17)
Zaho nihevitra hatr@ zay fa fialamboly fotsiny ihany izy io saingy rehefa mahita ny fihetsiky ny vazaha gaga mahita ny gasy mampiady akoho aho dia manontany tena hoe kolotsaina ve izy io e? ... suite
répondu par kitjo le 03/07/2004 07:31
fijo ( 06/05/2004 23:59)
raha mandinika isika dia mahita fa na matanjaka toa inona aza ny amerikanina sy ny europeanina dia tsy naharesy an'ny vietnam,tsy nahafehy an'ny inde,lasa gaigy koa izao ao irak,ary dia mitady foana a... suite
répondu par mimich le 29/06/2004 11:20
oully ( 06/05/2004 17:02)
Isaky ny mikarakara taratasy any amin'ny fanjakana (frantsay) aho dia sahirana foana amin'ity anarako lava loatra. Miisa 18 ny alfabeta ao anatin'ny anarako ary 2 no isan'ny solon'anarana (izay tokony... suite
répondu par welie le 20/01/2005 18:57
booboo ( 30/04/2004 17:22)
fantatreo ve ny nahatonga ny anaran'ny tanana misy anareo na nandalovana ..... ... suite
répondu par mpisotrtoaka le 12/01/2015 05:04
hery ( 29/04/2004 12:47)
Sendra mba nandinika ho'a zah dia mahatadidy hoe matanjaka be izany fizokiana izany taloha. Manana zo manokana ny zoky amin'ny samy mpirahalahy sy mpianadahy. Mbola misy ve io amin'izao fotoana izao e... suite
répondu par fijo le 05/05/2004 23:08
fijo ( 20/04/2004 21:35)
salama daholo e, niresaka izahay sy ny namana tato ka nanoso kevitra ny hanao fampianarana kabary eto amin'ny namana.i naritsimba no hafaka hampianatra,ka izay liana dia manehoa hevitra eto ary lazao... suite
répondu par ras27f le 15/09/2015 06:16
randjy ( 22/03/2004 12:04)
Ry akama malagasy mba ampio kely ange hamelomaso indray ity fanaoko efa very... suite
répondu par pitchou le 16/04/2004 12:00
xxx ( 19/03/2004 15:25)
Asa aloha fa ny fahatsapako, dia ny gasy toa mahitsy eh. Toa tsy manao ilay hoe oui, mais, na yes but. ... suite
répondu par mimich le 27/08/2004 14:18
ikaretsaka ( 18/03/2004 20:39)
Azo lazaina hoe kolontaina ve ilay izy? dia ahoana ny fandraisanareo azy?... suite
répondu par mabloo le 25/06/2004 10:23
hery ( 17/02/2004 09:51)
Inona avy ny finoanoam-poana tena ninoanareo tamin'ny mbola kely? - Rehefa mody alina fa tara nijery video dia asiana vatokely ao ambany lela. Amin'izay hono dé tsy bedin'i dada sy neny ... suite
répondu par fijo le 16/11/2004 22:42
samoina ( 13/02/2004 15:36)
Misy mahatadidy ve ireo kalokalo mampiady rima niforona vokatry ny famonoana ny Kôlonely Ratsimandrava ? Ohatra iray: " Nidona moramora ny teny Antanimora nan'etotr' isan'ora ny kapiteny Bora..... suite
répondu par ramoul le 05/04/2004 14:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1768