Kolotsaina

ikaretsaka ( 14/12/2004 06:17)
Tsetsatsetsa tsy aritra! T@ andron\'ny Romanina hono dia rehefa manao marche conclu (deal) na manao ilay karazana fati-dra na fifampiraharahana ara-barotra na ara -pianakaviana, na karazana velir... suite
répondu par damaopa le 15/12/2004 06:49
loockx ( 03/12/2004 03:53)
Inona marina ry zareo no tena nahatonga ny niantsoana ny vola amin\'ny argot gasy we kodiny (ariary), keta (ar 2), mavo (ari-4), zaza (ari10), sarii (roapolo), klou (ari100), kala (200 ), gala (arivo)... suite
répondu par naritsimba le 08/12/2004 11:58
tsyandevo ( 02/12/2004 01:57)
Tsaràva tompoko! ... suite
répondu par ramaso le 20/12/2004 22:40
dotmg ( 26/11/2004 12:18)
Misy telo ankehitriny ny rindrankajy mpitsara (mpanitsy) tsipelina malagasy no fantatro. Ny tiako holazaina eto dia rindrankajy mitady ny diso tsipelina ao anaty lahatsoratra iray amin\' ny teny malag... suite
répondu par hery le 07/12/2004 17:40
judicael ( 16/11/2004 11:14)
Dia fifaliana lehibe no ilazana amintsika izay mpitsidika eto @ Lohahevitra Kolontsaina fa: Hamoaka ireo mpianatra nahavita ny fianarany taona 2004 izahay, izy ireo dia nianatra ny momba ny KABARY MA... suite
répondu par fijo le 17/11/2004 21:58
naritsimba ( 16/11/2004 11:05)
Dia fifaliana lehibe no ilazana amintsika izay mpitsidika eto @ Lohahevitra Kolontsaina fa: Hamoaka ireo mpianatra nahavita ny fianarany taona 2004 izahay, izy ireo dia nianatra ny momba ny KABARY MA... suite
répondu par ravatorano le 10/12/2004 07:30
naritsimba ( 12/11/2004 07:58)
Raha misy amintsika te-hahalala ny hevitry ny ohabolana na hain-teny Malagasy dia afaka apetraka ato ny fanontaniana ny momba izany fa ho ezahina ny hamaly azy satria misy ireo izay sarotra ny manakat... suite
répondu par lombe le 24/01/2017 17:12
chipie1 ( 05/11/2004 10:46)
inona avy no ohabolana momba ny vady ainareo ? -raha tiana ny vady ny rafozana tsinjovy mande!... suite
répondu par naritsimba le 22/02/2005 06:09
nathanael ( 08/10/2004 14:58)
1- Valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza 2- Ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady Tohizo... suite
répondu par fijo le 16/11/2004 22:39
kitjo ( 29/09/2004 10:23)
Fimailo indray hono znay no fiantso azy manomboka izao. D ahoana iznay ilay pub @ Tv ireny? Fimailo Plus ve? hhihihihii http://www.lexpressmada.com/article.php?id=24824&r=11&d=2004-09-29... suite
répondu par fijo le 16/11/2004 00:33
fatsoraly ( 06/09/2004 07:37)
Raha te hamaky azy tanteraka dia soraty eto ny adiresy mailaka fa alefako. Raha manana kaonty ao @ www. sciencedirect. com koa dia afaka mahazo ny pdf avy ao. MALAGASY SIKIDY; A CASE IN ETHNOMATHE... suite
répondu par malaga2 le 07/05/2013 04:37
dotmg ( 31/08/2004 07:50)
Naverina ity resaka ity fa nosoloana ny lohateny. AME SENSIBLE et ADEPTES d' EDUCATION SECTUELLE S'ABSTENIR. Misy voambolana tsy zakan' ny mpivavaka amin' ny sekta sasany sy ny sarangan' olona marom... suite
répondu par falygerd le 16/06/2005 06:21
mimich ( 30/08/2004 07:48)
Ho an'ny rehetra! raha tsy diso aho dia anisan'ny tanjon'ny mpandrindra ity takelaka ity ny fampiasana ny teny malagasy eo @ serasera, toa mitady hivadika izany tato ho ato fa efa maromaro ihany iza... suite
répondu par fijo le 16/11/2004 00:35
ludo ( 27/08/2004 08:04)
Ambohijafy moa lay toerana mpamokatra vosary to we fady kisoa hono iny faritra iny??... suite
répondu par ludo le 28/08/2004 19:18
fijo ( 26/08/2004 23:05)
resa be io toetran'ny olona sasany io,fa dia mody tsy mahatadidy intsony ny tenin drazany izy ka dia mizesta(misehoseho) ery mampiasa ny teny vahiny na dia samy gasy aza no miresaka. -ny antony mety ... suite
répondu par kitjo le 31/08/2004 17:17
joda ( 24/08/2004 20:54)
mbola mila ezaka be diso maka tahaka loatra ny violence any andafy manin raha atao film tsotra toy ny tantara ao @ rnm ireny e.... :twisted: ... suite
répondu par bekorontana le 05/11/2004 11:36
booboo ( 02/08/2004 13:07)
Tanisao daholo izay fantatrareo miaraka amin'ny dikany( na lehilahy na vehivavy ). Raha mba misy mahay kay inona no dikan'ilay " Eja " ?... suite
répondu par VELOMIAH le 01/04/2011 12:48
mabloo ( 15/07/2004 15:07)
tsy mety ve ry namako isany raha mba mianatra ohabolana malagasy indray ,dia samy mandefa ohabolana eo isika refa mba afaka e!!... suite
répondu par kally le 05/08/2004 18:12
atmos ( 14/07/2004 15:39)
Fa hono hoa ra zareo, raha manana namana ianao mitovy sex aminao, namanao be an, de ehefa aty aoriana fantatrao fa PD izy na Lesbienne, ahoana ny ataonao? ialànao pas ve?... suite
répondu par fijo le 02/11/2004 23:49
kitjo ( 04/07/2004 08:31)
Eto indray izany tsy ilay hitenena teny malagasy fotsiny fa atao toy ny fandikan-teny mihitsy (diksionera) fa ilay ary amin' ny teny malagasy atao fitsipika sy tsipelina. Ireo izay tsy mahay miteny g... suite
répondu par fatsoraly le 05/11/2004 06:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0676