Kolotsaina

Mandefitra ( 25/03/2008 09:39)
Ny niandohan'ny teny hoe zaodahy sy ngahy naotra ... :lol: Nisy tovovavy nipetraka niaraka t@ anadahiny hono.Nanana sipa ny tovovavy, ary dia nampidiriny an-trano. Kinanjo tonga tampoka ilay anadahin... tohiny
novalian'i endrika01 ny 02/05/2008 14:17
penina ( 17/03/2008 06:27)
Inona marina moa ireo asa tsy maintsy natao tamin'ny SMOTIG? nanamboatra lalam-by, tonelina dia inona koa?... tohiny
novalian'i ni81 ny 13/07/2008 17:48
endrika01 ( 14/03/2008 11:55)
Tsy maintsy foraina daholo ve ny zazalahy Malagasy rehetra.Ary raha tsy manao na atao io famorana io ,dia mety hisy fiatraikany eo @fahasalamany ve?Na eo anivon\'ny fiaraha-monina!!!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 12:48
Alaina ( 13/03/2008 13:26)
Lesona tany amin'ny T4 angambany ny hoe tsy misy very mihintsy ny amin'ny omby: - Raha mboa velona izy dia azoampiasaina na hitarika saretsy na hiasa tanimbary na hanome ronono raha ombivavy - Ny ... tohiny
ikaretsaka ( 11/03/2008 02:10)
Inona tokao kay ny anaran-tanana Gasy misy hoe alahady Ohatra hoe: Alatsinainy Bakaro Talatan'Apano, Talatan'Ivolonondry Alarobia an'Amboniloha Alakamisin'Itenina An-joma Kely Sabotsy Nameh... tohiny
Alaina ( 25/02/2008 17:40)
Raha atao valin-teny maimaika de we razam-ben'ny Malagasy ny Vazimba. Eken'ny rehetra angamba io. Fa ny tiana hanontaniana de we ireto vazimba ireto ve no nametraka an'ire fomba maha-malagasy rehetra ... tohiny
Ralipo ( 13/02/2008 14:27)
Misy fikarohana ataoko ry zareo a! Mila mampifandray ny calendrier Grégorien amin'ny fanisana andro malagasy aho amin'izany, ny olana anefa dia tsy manana tahiry na Alimanaka ny tenako ka ze afaka ma... tohiny
Alaina ( 12/02/2008 20:05)
Raha mandinika isika dia tsy miala ny fiaraha-misakafo rehefa misy fihaonana teo amin'ny malagasy: na fahoriana izany na hafaliana. Ny fomba entina maneho azy no miva arakaraka ny zava-misy sy ny fari... tohiny
novalian'i soanja ny 02/03/2008 20:55
xxx ( 12/02/2008 14:48)
Tonga hatraiza amin'ny kolontsaina Malagasy moa ny Gitara ? http://youtube.com/watch?v=5JVxzigQ42U :) ... tohiny
ikaretsaka ( 12/02/2008 04:20)
iza aby tokoa moa ny tendrombohitra 12 amin'imerina.. Di amalaza kao i babay sy lohavohitra.... dia i lohavohitra izoa le efa hitantsika le nambolen-kazon'ny namana iny.... fa aiza i babay?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:47
patrick2002 ( 08/02/2008 14:08)
Hono aho mba te hanontany anareo izao inona kay no dikany [b]Aloalo[/b] ,nikaroka t@ internet izao fa tsy nahita mihintsy . Ny fahafantarako azy dia ny foko mahafaly no topon'io vakoka io entina mila... tohiny
novalian'i aloalo ny 28/02/2008 22:58
endrika01 ( 28/01/2008 12:02)
Ity lohahevitra ity moa ry namako, dia somary nanahiran-tsaina kely ahy ihany satria atao any @lhhvt Fiaraha-monina tô Kolontsaina,atao eto tô Fiaraha-monina.Ny tiko ifampizarana @namana dia ity:IZA... tohiny
penina ( 21/01/2008 20:55)
Taloha tamin'ny malagasy ilay hoe: vanim-potoana fiforetana anaty, vanim-potoana mitady ny very ... Dia lasa ny saiko hoe ahoana ny ankehitriny? Efa hita ihany ve ilay riba malagasy sa tsia?... tohiny
novalian'i penina ny 29/01/2008 01:00
ravakangel ( 18/01/2008 15:26)
so d mba misy manana notes de guitare anlé my immortal an'i evanescence iny kay nareo?mba valio e!!:oops:... tohiny
novalian'i vale ny 19/01/2008 00:53
niryna ( 17/01/2008 18:29)
Samy manana ny lanjany avy ireo amintsika malagasy. Samy misy fananarana amin'ny fiainana avokoa izy ireo e,sa tsy izany sa ....ary samy manana ny hanitra ho azy ihany koa. Misy hitovizany ve ny tan... tohiny
novalian'i Cybergasy ny 16/02/2008 14:38
soanja ( 16/01/2008 13:07)
Aiza ao Mada no mba misy tarika mpihira Zafindraony malaza sy azo ifandraisana? sao mba misy mahalala azafady. Na hiram-pivavahana na amin'ny hira amin'ny fiandrasam-paty sy ny hiran-drazana sns ireny... tohiny
niryna ( 15/01/2008 06:27)
Fahiny ela be hono rehefa mitsara ny mpanjaka dia ampisotroana tangena ilay olona voapanga ka raha maty izy dia diso na nanao ratsy fa raha tsy maty dia tsy nanao ratsy izany na tsy diso. Ny ankambea... tohiny
novalian'i niryna ny 17/01/2008 05:38
xxx ( 13/01/2008 18:42)
http://funny-picturez.blogspot.com/2008/01/oh-what-are-they-doing.html Tsy miombon-kevitra amin'i Henry Ratsimbazafy kosa aho amin'iny kle ! :^):^):^)... tohiny
niryna ( 12/01/2008 03:29)
Fahiny hono nisy rangahy tsy dia nanana ny ampy izy ary dia nila vonjy tamin'ity ramatoa mba hialokaloka teo aminy.Nanaiky ny hipetrahany tao an-tranony ity ramatoa ary hoy izy mantsy an-drangahy hoe ... tohiny
novalian'i Levy ny 25/01/2008 17:17
ikaretsaka ( 31/12/2007 03:09)
Mba lasalasa ho'a ny saiko, dia namakimaky diksionera teo aho (miala tsiny fa @ teny Angalisy:oops: fa aza matahotra fa adikako tsotsotra) dia nahita ny dikan'ny teny hoe "forum" hoe Forum: a[i... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0605