Kolotsaina

ikaretsaka ( 14/04/2009 16:02)
Anisan'ny nanaovan'ny namana ao ambadika ao fanamarihana moa ny momba ny tononkira mivatambatana. sy hoe "manafintohina" sy 'mamoa fady hono izy ireny" ka mba lasa eritreritra ihany ahako raha s... suite
répondu par milamm le 03/07/2009 12:36
soanja ( 11/04/2009 22:41)
Asa na mahalala hafa koa ianareo. "[b]Ady voaimagan[/b]' Ikirijavola ka avy hatrany dia ny voamasony no potsirina." fa tsy hoe " [b]Hady vomanga[/b]n' Ikirijavola, ka avy hatrany ny voamasony no p... suite
répondu par RKjeanclaude le 11/03/2017 12:33
sitlo ( 02/04/2009 16:27)
Kay ilay izy milobolobo iny dia misy voany dia lasa hoe voaloboka. :lol: Toa ilay Ntaolo no manala azy kokoa noho ilay ankehitriny koa. Raha amin'izao izao izany dia mety natao hoe rezain na reza... suite
répondu par soanja le 12/04/2009 23:24
RATOVOARY ( 24/03/2009 07:47)
Nataoko ato ity satria tafiditra ao anatin'ny kolntsaina ihany ilay izy. Maro ireo mpihira amin'izao fotoana no efa manao an'io tononkira mivantambantana io, ao ny milaza ny azy ho VAZO MITENY, ny an... suite
répondu par Ratoa le 28/08/2009 16:25
Manjakazafy ( 24/03/2009 07:42)
AMBOHIDRABIBY, ALAHAMADIBE FAHA 26-27 MARSA 2009 A) AMBOHIDRABIBY ARAKA NY FITONDRAM-PANJAKANA 1) Ny anaran-tany: Nisy fananim-pitoloha nihodidina ilay vohitra fahizay ka ny lohany dia nit... suite
répondu par r.tojon le 29/04/2010 00:32
soanja ( 12/03/2009 23:55)
Tsy tadidiko intsony hoe iza no mihira azy ary ahoana ny tononina fa io dia anisan'ny hira tena nampihomehy ahy tokoa tamin'izany fahazazana izany. Gaga aho hoe hay ny Gasy tena mahay mampihomehy amin... suite
répondu par roja le 27/06/2023 15:26
ni81 ( 09/03/2009 12:16)
Mba samia hoe isika milaza izay zavatra fantatra fa malaza avy ao amin'ny toerana iray. Ohatra hoe: ny mampalaza an' Arivonimamo dia ny tapia, bononoka, ny fanenomana lambamena sns... ... suite
répondu par ari.malala le 23/03/2009 09:13
soanja ( 09/03/2009 00:45)
Misy an'ity hiran'i Lolo sy ny Tariny ity. Mihaino aho fa tsy azoko ny tiany tenenina. Azafady anie mba azavao zay mba mahalala. Raha teny ratsy dia aza soratana fa ataovy hoe teboteboka sns... miezak... suite
répondu par soanja le 01/09/2009 00:53
lemenakely ( 24/02/2009 19:49)
Asa mino aho fa ankoatran ny fiteny malagasy ofisialy ny fiteny MERINA ,dia maro amintsika eto ny mahay fiteny any @ faritra hafa eto MADAGASIKARA , ny ahy moa dia ny BETSIMISARAKA no haiko ary mahafi... suite
répondu par OVAR le 17/12/2015 05:38
ikaretsaka ( 27/01/2009 23:55)
Anisan'ny fomba fitenintsika malagasy ny hoe " efa nisotro ny aleoko maty" sy ny hoe efa "mby an dakana ka tsa mimpoly koa". Na "ze sahy maty no mifono lambamena" De mba lasa ny heritreritro hoe taloh... suite
répondu par ndenn le 07/03/2009 15:32
titisoleil ( 19/01/2009 16:52)
manaoana,saika mba hanontany aho raha azo atao,no ahazahoana adressena universite mandray mpianatra gasy any frantsa?mombany communication!misaotra betsaka mialoha. veloma!!!! ... suite
répondu par totty le 20/01/2009 12:24
Rafahafahana ( 16/01/2009 09:48)
Mahatsikaritra aho fa toa tsy manoratra teny malagasy araka ny tokony ho izy isika matetika nefa te hanindraindra ny maha malagasy. Amiko mantsy dia ny fahaizana miteny sy manoratra ny tenin-drazana ... suite
répondu par desirelyaime le 26/05/2009 12:51
rametisy ( 12/01/2009 06:25)
Inona no atao hoe ba gasy e?... suite
répondu par ikaretsaka le 16/01/2009 17:25
Lejoba ( 08/12/2008 13:42)
tantara vao henoko izy ity, asa raha misy afaka hanampy? Sendra niteny foza orana aho indray andro niresaka t@ olona tany Dago dia tapaka ny tsinainy. Nahatsiaro ho wain be aho hoe niteniteny foana a... suite
répondu par lako le 09/09/2009 12:11
3004 ( 25/11/2008 22:59)
Miarahaba, tompoko Hay ve ka nahaliana anareo io lahatsoratra ambany io. Klikeo io rohy ambany io,aza fady http://www.freewebs.com/jaoferafils Mandrapihaona tompoko. [quote=ratakktikk] ... suite
sitlo ( 25/11/2008 22:11)
Fantatro ilay izy hoe zavamaniry fa tsy mbola nahita aho. Ho an'izay mahalala dia inona amin'ireto kay ilay izy? [center][img]http://img354.imageshack.us/img354/9590/adabo1xw0.jpg[/img][/center] [ce... suite
répondu par Ratoa le 14/05/2009 13:44
zoukimi ( 10/11/2008 23:52)
Hevitry ny maro mahataka-davitra: Efa norantovina tany am-pianarana fony fahakely ihany ny fiavian' ny malagasy fa raha atao ary ny fandinihana dia afrikanina ny gasy sa indonesiana sa sns ... :?:... suite
répondu par Ratoa le 14/05/2009 14:01
fijo ( 07/11/2008 22:08)
nijery fandaharana momba an'ny zamerika sy ny kolontsaina aho,ary tonga saina. tongasaina aho,satria i zamerika irery no firenena tsy manana minisiteran'ny kolontsaina,nefa dia ny azy no kolontsaina ... suite
répondu par ikaretsaka le 07/11/2008 22:46
ikaretsaka ( 06/11/2008 23:51)
fanahy iniako natao ato ity mba tsy hibahanan'ny resa-pivavahana be aminy ..na somary mifandraika kely ihany aza! Mba lasalasa ny eritreritro ny amin'ny hoe teny inona tokoa moa no hifaneraserana... suite
répondu par xxx le 14/05/2009 14:35
nidoo ( 25/10/2008 09:21)
" Un mode de vie, une culture " Location de VTT, parcours à la carte. Détente, Culture, Savoir ... suite
répondu par ikaretsaka le 25/10/2008 16:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357