Kolotsaina
niryna
(
27/12/2007 07:22)
Mitombona ve izany fa misy hono raha miteraka ny olona any amintsika ka kambana dia ny iray ariana ary ny iray tazomina Nisy tantara izay nilaza fa tsy tia hierika an'i dago intsony hono ity lehilahy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/12/2007 00:18
Stretch
(
25/12/2007 14:04)
Zanahary koa ve mba nananjanaka ohatra an'andriamanitra ?
satria raha azoko tsy mba nisy fankalazana ny fitsingerenany taona nahaterahany teo am ntaolo,fa ny Zanahary dia Zanahary....
tohiny
novalian'i niryna ny 28/12/2007 19:18
voniala
(
20/12/2007 08:29)
NOMENA aho dia mba manome.ka ireto no tsara ho fantatra fohifohy:
-Aza MANAO ADI-RIMA rehefa manoratra fa mitaky drafitra maty paika ireny no sady mamatotra ny hevitra tiana hivoaka.
-TANDREMO ny te...
tohiny
novalian'i Tokinao ny 10/09/2008 18:52
niryna
(
15/12/2007 18:12)
Nalefako eto ity fa tsy miady ny ataon'ireo mpitantana eto.Mampalahelo fa dia mivavaha ho azy .MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 20/12/2007 07:07
niryna
(
14/12/2007 06:19)
Mbola maro ihany ve ry ireto ireo vady atolotra amin'izao fotoana izao? Izany hoe ny ray aman-dreny no misafidy ny ankizy hivady ary mifanaraka ny lehibe.Maharitra kosa aloha ilay fananambadiana na di...
tohiny
novalian'i Levy ny 18/01/2008 17:19
xxx
(
05/12/2007 16:16)
"[b]didiko fehy lehibe[/b]" no izy fa diso ny hoe : didi-kofehy lehibe.
Ny dikan'io dia hoe : "[i]Izaho no [b]fehy lehibe[/b] ka izay didiko ihany no tsy maintsy tanterahina[/i]".
Somary mankara...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/12/2007 03:19
xxx
(
05/12/2007 07:58)
Mahafinaritra ny Raise your voice fa tohizo foana e !:)...
tohiny
novalian'i sitlo ny 05/12/2007 08:06
sipagasy
(
03/12/2007 20:47)
Miarahaba antsika
Inty misy fanasana azo avy @ PMO (Pôle Musical d'Orgemont [b]93500[/b]) anasana antsika mpankafia mozika, hitantsika hiakatra an-tsehatra @ izany moa i SWP izay mpihiran'ny tari...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 04/12/2007 12:05
simplex
(
29/11/2007 19:14)
http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=article&mode=detail2&id=33431
ahoana ny fahitanareo azy? :)
inona marina ny kolo-tsaina malagasy e?
mibahana/manatsara ny fampandrosoana ny firenena ...
tohiny
novalian'i simplex ny 04/12/2007 22:32
soanja
(
27/11/2007 06:18)
Azafady anie zay mba mahay hanazava kokoa momban'ny tapimaso.
Ny tiako ho fantatra dia hoe rehefa manao izany ve dia midika fa hanambady an'ilay sipa ilay bandy? Iza no anolorana ny tapimaso. Nahoana...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/12/2007 06:09
tslem
(
23/11/2007 17:38)
Tsy haiko oe aiza ity fanontaniana ity no tokony apetrako fa dia ialàko tsiny raha diso toerana an!
Saika mba hanontany ho ah zah oe, inona kay no dikan'ny oe FOKO(18) sy ny hoe TROMBA ary koa ny ...
tohiny
novalian'i Cybergasy ny 16/02/2008 15:58
pifa
(
22/11/2007 12:38)
De mbola lagy ihany za r'zareo mieritreritra le fomba malagasy sasany. Ny zandriny no atao mpitondra entana de ny zokiny no natao hiteny. Tss léty éé! le zandriny zany de natao ho boto fotsiny. man...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 23/11/2008 22:07
suzuki
(
20/11/2007 14:03)
ary tô mlafika anio punkpunk io daôl wa zao nsipa sy nkôfa reetra eto @ tanana e, mba tena maaraka an'io v reo sa mba manao n'oul de mba manao!!!.
Ary firy % ntanora gasy zao nmba n'tena manana ...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 21/11/2007 04:02
soanja
(
18/11/2007 16:19)
Hoy ny Malagasy miteny: "Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga"
Mbola mitombina ve io raha toa ka ny masinina na ny la charue no nanao ny asa?
Misy fomba hafa ammin'ny teny gasy ve azo atolotra ho s...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/11/2007 06:33
sitlo
(
17/11/2007 00:52)
Inona moa kay ry ireto ny dikan'io?...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/11/2007 06:28
suzuki
(
16/11/2007 10:56)
maro mits @zao ny tanor ef mil ts hiten gasy tson, vô hoe miantra @fenarana malaza na reny expression française reny de manadino ny tenindrazana. marina lo fa ilaina ny faaizn ten maro fa tsmidik za...
tohiny
novalian'i suzuki ny 19/11/2007 10:15
soanja
(
16/11/2007 07:10)
Ny vary dia foto-tsakafon'ny Malagasy.
Mba misy afaka manome ahy hevitra ve ny momban'io zavamaniry io amintsika Malagasy ankoatran'ny mahasakafo azy na mahasakafo azy.
Inona avy ny sarinteny ti...
tohiny
novalian'i soanja ny 17/11/2007 04:54
bitrokel
(
15/11/2007 12:19)
Ny tiako lazaina eto dia ny fanomezana bakely ho an'ny mpifankahalala na mpihavana , mpinamana, na olona tsy fantatra fa tsy ny fifanorohana entra samy mpifankatia.
Iza no namorona an'io mifanome b...
tohiny
novalian'i bimanoa ny 29/11/2007 12:12
velonantoandro
(
14/11/2007 00:32)
Tia kolontsaina ve ianao.Ny fitenenana indonesia dia ahitana fiandohan'ny tenintsika maro mihitsy.Ka ndeha hifampizara izany raha tianao.
Ohatra hoe Maty=mati
Masoandro=matahari
makan=mihinana
h...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/11/2007 17:51
narivony
(
06/11/2007 14:18)
Misy mahafantatra ny tantaran'Andrebabe ve ny iray aminareo izay mandeha eto azafady ? Mba liana te hahafantatra momba an'io tantara io izahay (tsy ilay film malagasy fa ny kolontsaina ny tiako ho ten...
tohiny
novalian'i tianaandriamampianina ny 27/08/2020 12:09