Kolotsaina
sff
(
22/09/2008 00:06)
Tsy haiko izay tokony ho asiana an'ity na eto amin'ny kolotsaina na tokony ho any amin'ny hoy ny lalàna. Tsy olana loatra :)
Fony aho mbola tany Madagasikara dia mba nitady boky momba an'i Madag...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2008 21:45
Mandefitra
(
10/09/2008 11:49)
manao ahoana [b]tompoko[/b], salama tsara fa misaotra [b]tompoko[/b].
Hafahafa ilay fomba fanajana saingy efa raiki-tampisaka loatra amintsika ny fampiasana azy.
tomponao ahoana moa ilay olona? sa v...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2008 22:23
xxx
(
01/09/2008 20:09)
novalian'i xxx ny 01/09/2008 20:15
sff
(
31/08/2008 05:34)
Nisy an'ity lisitra voambolana ity nalefan'ny namana hoa ahy raha sendra tianareo. Nomeny erinandro aho hakana azy. Aoriian'izay, tsy haiko na mbola ho eo na tsia.
http://ndriana.myhosting247.com/s...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2008 21:59
pissoa
(
14/08/2008 17:56)
Efa misy dikany amin'ny teny Malagasy ve ny LGBT (Lesbian, Gay, Bisexual and Transgender) ?
Raha tsia, inona no soso-kevitrareo hoe handikana azy ? Sa ajanona soratana lava be foana lol.
:-D :-...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 16/08/2008 14:14
ikaretsaka
(
24/07/2008 22:05)
(gazetiko androany)
Mpanjono vezo
Rehefa nodimandry dia masiaka ny tsiokatimo
“Maro dia maro ny tantara mandeha mikasika ny tsiokatimo fa isan’ny fantatra aty Toliara dia matoa io mitsi...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 17/09/2008 13:53
todisoa2
(
14/07/2008 08:10)
mlay beuuh le draftr ataon lisany. Tohizo fa efa hita fa tsara les slams. Bip up b d maereza. From a slamR!!!!...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 31/08/2008 16:28
julianna
(
07/07/2008 12:02)
slt
resaka dihy ity
mitady olona mpanao danse moderne / urbaine aho, manana groupe na tsia
fa za mb maniry ny hanao an'io karazana dihy io
bonne continuation daholo eee
mazotoa misera oh...
tohiny
novalian'i tsikivitsiketraka ny 18/07/2008 17:19
niryna
(
02/07/2008 01:00)
Ity misy kilalao mampiasa saina sudoku no anarany.
Isaky ny boaty iray dia misy isa 1 ka hatrany amin'ny 9 .Misy boaty 9 io ary tsy miverina ny isa fa na miakatra na midina dia azo asiana ireo isa 1-...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/08/2008 19:17
sitlo
(
14/06/2008 05:56)
Mba mangataka ny fehi-kevitr'io aho izay mba afaka manoratra. Na raha misy afaka manome rohy dia tsy maninona koa.
Tsy ilay sarisary ao amin'ny flirk an. Fa ny fehin'ireo hevitra noresahana tao ami...
tohiny
novalian'i Vazimbatia ny 26/11/2008 21:17
barykely
(
05/06/2008 05:15)
manahoana daholo!
hono hoà!inn kay le site hahenoana ny rado tanà sy rta @ internet fa te hihaino kidaona maraina aho aty ivelany? merci e...
tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 12/06/2008 07:13
voniala
(
31/05/2008 14:44)
Hatraiza ny fetran'ty dihy eto @tsika 'ty é? lasa sahisahy fôna mintsy !tsy misy mahalala menatra ntsony ary tsisy maha hira malagasy azy ntsony fa ny Dihy 7mbenana no hoentina hitadiavana vola ary ...
tohiny
novalian'i tess ny 01/06/2008 11:09
Ralay
(
18/05/2008 12:26)
Manahoana
Rachel Ratsizafy
pour sa première partie le samedi 21 juin au Printemps des Comédiens de Montpellier
Ne soyez pas en reste, découvrez vous aussi
Rachel Ratsizafy en concert
- le 23...
tohiny
novalian'i Ralay ny 19/05/2008 06:38
imeva
(
15/05/2008 03:34)
Marim-pandrefesana gasy fahiny:
iray tondro : misy ve?
iray nje = elanelan'ny lohan'akihy be sy lohan'ny fanondro rehefa velarina
iray ankiho = raha velarina ny tanana dia avy eo amin'ny kiho ka ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/05/2008 14:51
razamble
(
02/05/2008 21:35)
Jiaby,
Tia tononkalo gasy aho ka mba misy afaka manoro ahy ireo tranonkala manokan'ny poeta gasy ve ?...
tohiny
novalian'i zoukimi ny 09/09/2008 20:04
endrika01
(
30/04/2008 18:07)
Mba lasa dia lasa ho\'aho ny saiko hoe:Mba iza no namorona io teny io hoe RAZANA io,teny fohy nefa mamparikoditra ihany koa ny mandré na ny miresaka azy!!!...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/06/2008 14:27
zandikely
(
12/04/2008 00:43)
Fanontaniana kely izay mahalala:
1- Inona ny dikan'ny hoe Foloalindahy?
2-Iza no nampiasa io teny io voalohany?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/07/2008 10:32
niryna
(
07/04/2008 16:07)
Manao ahoana daholo e .mba misy mahalala ny antony mahatonga ny olona manasa lamba ve rehefa misy maty? Ny foko rehetra aty amintsika ve manao an'io daholo sa ny sasany ihany.Maninona no entina any am...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/08/2008 04:36
koolo
(
02/04/2008 20:55)
Faly miarahaba antsika mpianatra sy mpandala ny teny malagasy,
Afaka hateloana dia higadona indray ny sora-tononina koa ireto misy toromarika vitsivitsy ho fiomanan'ny rehetra.
Ny fotoana dia ny...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 13:06
ari.malala
(
31/03/2008 09:09)
Miarahaba ny mpiserar ehetra,
Naika hanontany hoa za, misy dikany daolo izany ny loko eo amin'ny fiainan'ny olona? ny tiako anontaniana de zao, efa misy fahoriana ohatra, de mainty, fotsy, gris, vi...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 13:01