INONA NO ANTONY
1. yah
(
08/10/2007 04:39)
voalaza fa anisan'ny mora mampandroso ny firenena iray ny fananany kolotsaina matanjaka
marina izany raha ny firenena japonai sy ichine no jerena
isika malagasy nefa,manana kolotsaina fara faha keliny 18,vaomaika miha mahantra inona no mety mahatonga izany?
misaotra anareo @ fanehoan-kevitra e!:oops::oops::oops::oops:;-):snif::snif::snif:

novalian'i Rasiligaoma ny 11/10/2007 04:56
2. la
(
08/10/2007 04:54)
"Anisany" zany hoe tsy ampy ra io rery sady ny kolon-tsaina mba entina ahafantarana ilay firenena iray amin'izay mampiavaka azy fa ra ny hevitro dia ny toe-karena mintsy no tokony atao izay amiakatra azy de zay tsika vo mety tsy ahantra, sady ilay izy mila ampahafantarina ny olona hafa ivelanyfa tsy hoe antsika rery nefa na ny vola entitsika amizany aza sarotra ihany :):)
3. Herimiafina
(
09/10/2007 04:41)
Ny fahitako azy manokana (izay mety ho diso) dia ny "kolontsaina dia harena" fa tsy hoe ny "kolontsaina no mampanankarena".
Eo amin'ny fiaraha-monina japoney dia tadidio fa hita taratra ny fitotongan'ny kiltiora eo anatrehan'ny fiandrandran'ny tanora ny kiltioran'ny firenena hafa toa ny Bekintana, tsy midika anefa izany fa mitotongana koa ny ekonomia japoney.
Raha ny resaka fandrosoana indray dia tsy zavatra iray tokana monja ihany no mamaritra azy fa zavatra marobe mifamatopatotra, izay manomboka eo amin'ny sehatry ny fiaraha-monina anaty ka mihitatra makany amin'ny fiaraha-monina sy ny toe-javatra ivelany.

4. Rasiligaoma
(
11/10/2007 04:56)
raha nanana kolontsaina be tsy ny babilonianina sy ireny tany levon'ny ranomasina ireny.
nefa... rava ihany e
nefa... rava ihany e