Soso-kevitra

mangabe ( 01/09/2008 15:42)
Manao ahoana daholo, hono wary zareo, aiza ho aiza ny toerana mahafinaritra azo anaovana week-end akotrany ampefy, vontovorona sy mantasoa? Misoatra tompoko.... suite
répondu par ikaretsaka le 25/09/2008 17:04
peta83 ( 23/08/2008 08:59)
Izaho dia tovovavy iray 22 taona, mba mangataka fanapiana fa za ry reto tena saro-kenatra be mihitsy a, na miresaka @ ol na maneho hevitra na retraretre! Dia misaotra antsika zay manome conseil sahad... suite
répondu par xxx le 03/09/2009 12:41
sakaizakely ( 16/08/2008 21:20)
mahita ny resaka "coup de gueule" n'i diamondra iny aho de mba te hanontany koa hoe tsy mba azo asina dinika "Teninjaza" ve (mots d'enfants) na hoe "Ny ankizy" de ao no miresaka ny zay ataon'ny kilong... suite
répondu par kelly13 le 30/08/2008 10:14
diamondra27 ( 10/08/2008 09:01)
hono wa ry zareo , ahoana ny hevitrareo raha mba asiana rubrik coup de guele ato am serasera e> we ra misy zavatra tsy tiana na tsy tanty any ambadika any dia mba eto no analana azy ity misy oha... suite
répondu par hery le 13/08/2008 18:47
saho ( 01/06/2008 16:51)
Andao ry reto hanao fikambanana malagasy mpianatra universite erantany teo aloha sy ankehitriny. Misy mahafantatra moa ato hoe taiza no nisy universite voalohany teto europe? Tsy iza izany fa Paris s... suite
répondu par tywa68 le 04/06/2008 13:27
rdanyl ( 30/05/2008 10:01)
Mahagaga ireo manam-pahefana fa manararao-pahefana loatra ! Asain-dry zareo arehitra le jiro kely mande pile na de andro atoandro aza ry reto a. mba te hanara-dalàna isika nefa tsy mahalala izay tok... suite
répondu par melody le 01/06/2008 16:15
rrgmt ( 19/05/2008 13:11)
Saika tsy hanoratra aho saingy betsaka loatra ireo tsipelina diso amin'ny teny frantsay ao amin'ny RVG off-line ka dia manoratra mba hahitsy. Raha tsy voafehy ilay teny, tsy aleo ve amin'ny teny malag... suite
répondu par Samoana le 20/05/2008 14:00
MimiSimply ( 10/03/2008 23:53)
Manao ahona daholo... fanontanina tsotra kely: misy manana blog ao @ blog.fr ve? misy probl mankony ao @ blog-ako fa tsy misy "aide" ao @ le site :roll:... suite
tsiafoi1 ( 03/03/2008 07:06)
Rehefa mandray cadeaux de misy an'ireny etiquette dorée misy soratra we : "[b]Plaisir d'offrir[/b]" ireny. De lasa ny eritreritra we zany tokoa ve... Kay [u]tena ahatsapana fahafinaretana sy faha... suite
répondu par tsiafoi1 le 05/03/2008 07:47
saranga ( 22/02/2008 11:46)
Mila gouvernement prévisionniste ny firenena Hatramin’izay dia gouvernement executive araka ny anarany no teo. Mandray baiko dia misolelaka dia avy eo esorina. Fa tsy vao izao no nisy cyclone teto... suite
répondu par nandrianina1 le 05/03/2008 08:01
mamiah ( 03/02/2008 18:29)
Miarahaba anareo rehetra, mba mangataka toro hevitra aminareo aho fa mitady asa mafy fa tsy mety mahita mintsy . Ny tena moa tsy mba manana pap's dia sarotra be ka mba mangataka fanampiana aminareo za... suite
répondu par annick le 30/12/2015 19:49
anniejo ( 02/02/2008 08:58)
Tianareo ve raha misy magasin CONVERSE ALL STAR misokatra ao Antananarivo? ... suite
répondu par ikaretsaka le 02/02/2008 14:40
nounous ( 22/12/2007 11:55)
ahoana no atao raha te hihaino hiran'i lola na tovo j'hay hira fiderana mba mangataka re ... suite
répondu par tynah le 30/12/2007 13:19
niryna ( 15/12/2007 18:20)
Mampalehelo ny toetsaina saingy mivavaka ho an'ireo tompon'andraikitra eto aho.Tsy izaho velively no toherinao na nareo fa Atra izay naniraka ny rehetra hitory ny teniny.Mahereza ary aza manaiky ho fi... suite
répondu par kolyh le 05/02/2008 07:24
richtiana ( 13/12/2007 12:13)
:-*FELICITATION Hita izao fa efa niantefan'ny safidim-bahoaka ianao ,ka mahaiza mamindra ry ZOKY,fa tena sarotra ny zavatra miandry anao,mila mailo tsara fotsiny fa na enao voafingana na enao voat... suite
répondu par andrywui le 17/12/2008 12:46
aldine ( 04/12/2007 14:59)
toroy ahy izay tokony hataoko ... suite
répondu par tsiafoi1 le 05/02/2008 05:39
kofbay ( 18/11/2007 10:31)
tena lany haika aho ry zareo a! diovina amin'ny vovotsavony isan'andro ny trano, asiana nuvan avy eo, asiana ilay poudre mavomavo ireny, avy eo asian desodorisant, mampirehitra ody moka, dia asiana il... suite
répondu par Rafotsy le 01/12/2007 09:48
jayah1 ( 13/11/2007 14:14)
raha hamoaka na hampiditra ny entanaao na ny fiaranao any @ port Toamasina dia antsoy ny 00 261 32 02 227 57 na 032 02 227 57 na manorata @ hajaman007@yahoo.fr na manorata amikoe fa ho vita aingana sy... suite
répondu par sarobidy le 16/11/2007 14:21
voa ( 10/11/2007 12:28)
Misy orinasa mandefa ankizy aty Europe. Ahoana no fandehany ireny? Lalana mazava ve? Iza no efa manana expériance? Misy Nièce-ko kely zao niantso ahy vetivety Allemagne aho no mipetraka. Tafavoaka... suite
répondu par sitlo le 18/11/2007 03:51
xxx ( 28/10/2007 18:09)
Miarahaba anareo rehetra. Mba mangataka soso-kevitra aminareo , aiza no ahitako lettre type de transcription d'acte de naissance ? Ny Raiko dia nationalité français , dia zaho misoratra aminy dia m... suite
répondu par xxx le 03/11/2007 09:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0314