Ampidiro aloha ny tenimiafina
Soso-kevitra
Simpona
(
24/08/2009 13:53)
Aiza kay izao no misy magazay mpivarotra ireny kiraro fanaovana dia an-tongotra lavitra ireny na "trekking" (chaussure de marche) eto Tana fa hatram' nahavaky ny tanana teto de tsy hita tsony...
suite
répondu par ni81 le 01/09/2009 19:38
xxx
(
24/08/2009 08:23)
Salama daholo e! Hono ho aho ry reto raha ndeha ho any dago dia devise ohatrinona no az ho entina ( ny ambony indrindra) sa miankina amin'ilay firenena nivahinanana. misaotra betsaka amin'ny fahatsram...
suite
répondu par ditra le 08/03/2010 18:38
BlackGasy
(
18/06/2009 07:56)
Iza ka y no mba manana adresse URL ny radio don bosco, misaotra indrindra oh! de ampitiavana mlay foana eh!...
suite
répondu par cutie le 18/06/2009 22:36
08051972
(
23/05/2009 09:47)
Slt daôlo e! aôna no fomba atao mba hialàna @ sigara? Ny tena marina angamba dia ilay ohatrin'ny fanina be iny e!...
suite
répondu par Seeno le 04/02/2010 06:57
gasyjean
(
30/04/2009 18:51)
Efa mba ela no nisiako teto @ tranokala iray ity(namana serasera) na resaka dinika izany na aiza? nefa izao dia hitako ary hialako tsiny amin'ny ny Hery sy ny mpitantana hafa,fa lasa tsy misy hilana a...
suite
répondu par Djhamhal le 31/10/2009 08:42
vaotonga
(
01/04/2009 06:52)
Ity misy soson-kevitra tena milay be,ka ahoana ny hevitrareo?Efa lasa ilay natao hoe mpanao didy jadona,ka nahoana raha averina @zay ilay fandaharana KARAJIA tao @ RDB fahiny e! Zay rangahy tena mi...
suite
répondu par xxx le 01/04/2009 10:02
itaramasoandro
(
26/03/2009 01:39)
afindrako etoana ny hafatra napetrako teo @ sehatry ny fiaraha monina satria karazan-kevitra afaka mandingana sehatra maro ny firaisankina, araky ny fihevitro. Izao korontana eto @ Nosy izao dia manal...
suite
répondu par rhina le 23/09/2009 11:24
bazylou
(
26/03/2009 00:32)
izao no mandeha !!! dia asiana jamba miandry azy!!! :^) :^) ...
suite
fraj
(
21/03/2009 10:37)
nandalo teny @bohijatovo za androany d maita fa mbola maro ihany ny ekipan ravalo manana ka tokony asina fandinihana kely alony sao ampisy korontana eto @za tany efa tsimilamina izao mbola hitoy ::::...
suite
répondu par Seeno le 04/02/2010 07:02
xxx
(
10/03/2009 10:19)
hono hoa ry reto inona kay no fanalana from kiraro fa tena masika mintsy izy amizao mafana zao
...
suite
répondu par fraj le 21/03/2009 10:43
heribary
(
09/03/2009 19:53)
tena ts aiko mitsy oa n mandefa mesazy @ tchat fa atao ahoana mba valio zao ra toa ka azo atao merci :( :snif: ...
suite
répondu par sarobidy le 10/04/2009 13:42
kb10
(
06/03/2009 01:30)
De maninona zao ra mba miala mora2 mba ny hafa ndray no amitondra ny baolina,nyolona @izao tsa ra fanina!!!...
suite
répondu par ratavao le 06/03/2009 06:52
rtcflora
(
02/03/2009 20:10)
tay amnamany be fa za zao aty sambava tsisy rano jirama fa rano @lavadrano
no mba sotroina ,arabe tsisy poto na iray monja aza tsisy fiainana mlam mintsy; ravalo pogany tokony miala de ze olona vaov...
suite
répondu par ravol le 03/03/2009 18:54
marobiby
(
02/03/2009 04:48)
Satria:-Olona tantsaha no nahavita nampiharin-doha an'i M/car après 2002(foana ny trosa,foana ny krizim-bary,nitombo ny mpandraharaha na gasy na vahiny,fizahan-tany,miroborobo ny fampianarana,ny econ...
suite
répondu par ratavao le 06/03/2009 07:53
Fihavanana
(
09/02/2009 06:26)
AMPY IZAY NY HERISETRA SY NY RA LATSAKA!!!
Signez la pétition pour le dialogue
www.petitiononline.com/mada2009/petition.html
...
suite
répondu par LL52 le 10/02/2009 13:36
TGround
(
27/01/2009 07:19)
zao no tokony heverintsika malagasy na iza itondra eo na iza tsy hisy hampiditra vola ho anareo fa adintoerana foana io fa tsy misy tafavoaka zany raha mbola ny banque mondiale sy ny tariny no mibaiko...
suite
mampikanto21
(
03/12/2008 05:26)
Miarahaba antsika rehetra,
Mety v raha mba asiana dinika momba ny fiompiana ato? Ohatra hoe fiompiana akoho ama-borona, kisoa, omby, trondro sns.
Miandry valiny avy @mpikarakara sy isika e!
...
suite
répondu par mampikanto21 le 22/12/2008 12:28
thytijol
(
07/11/2008 11:18)
manao ahoana daholo ny namana rehetra! aleo angamba ato ity no ataoko fa tsy hotako loatra ny dinika tokony hampidirana azy,izao ary: vacances ty ny eny @ université. izany hoe tsisy atao mandritry n...
suite
répondu par ydifas le 30/11/2008 00:55
karinah
(
09/10/2008 22:07)
Miarahaba ô! ...Mba lasa ny saiko hoà oe maninona kay raha asiana "rubrik" momba ny ankamantatra??? , mety hoe hatsikana sy lalao le izy, fa raha atao any am hatsikana sy lalao manko dia tsy hitohy...
suite
répondu par karinah le 10/10/2008 10:14
maresaka
(
06/09/2008 19:10)
Mba mitady tranombarotra mety ahitana an'ireny > ireny ao Antananarivo azafady ho an'izay mahalala dia tokony ohatrinona eo re ny metatra tora-droa,misaotra mialoha....
suite
