simba ny dinika

1. gasyjean ( 30/04/2009 18:51)
Efa mba ela no nisiako teto @ tranokala iray ity(namana serasera) na resaka dinika izany na aiza? nefa izao dia hitako ary hialako tsiny amin'ny ny Hery sy ny mpitantana hafa,fa lasa tsy misy hilana azy intsony ilay dinika,ary saika ilay pejy mihintsy aza,toa lasa toerana fiadiana ara-virtoaly ilay toerana fa tsy fifaneraserana intsony,misy olona tokony tsy ekena ato intsony mihintsy.marina fa samy manana ny safidy politikany avy nefa kosa tokony mba hajaina ny hafa,ny tenin-dratsy tsy tenin-dratsy intsony,ny
fandrahonana sy ny sisa etsy an-daniny, dia tsy haiko intsony eee.raha izaho mihintsy no mpitantana efa maro no nesoriko tato na hiova solonanarana im-polo aza.
novalian'i Djhamhal ny 31/10/2009 08:42
2. SerzaKomanda ( 30/04/2009 19:53)
ampafirin'ny analakely sy ambojatovo io CARLTON aza 5star nekaranay t@golf sy 4x4 fa ny tanana retra mitsy zao no efa anay lety fa tifiriko @basy eo ela

Efa komanda a zao fa so de everiny la fa mbola serzan otrany fakomaly!
3. gasyjean ( 30/04/2009 20:10)
serzakomada>>hahah.fa inona no foanareo tony mba omeo izahay eee?sao dia mba ialahy letsy no vita aloha eo aaa.
4. xxx ( 20/05/2009 03:21)
reny no mpanompo an'i tgv ve ,novidiny lafo nefa zao tsisy ntsony ny saosy hividianam-bary ho an'i Malagasy
5. sakaymena ( 27/06/2009 05:52)
tsy de ny panohana an' tgv na tim hany reo oul ireo fa ny oul ratsy taiza tany amzay nipoirany no mitondra ny fahazarandratsiny ato koa marina zany ry hery ah ary saika amin'ny dinika rehetra dia ahitana io fomba ratsy io fa tsy any am politika ihany kay
fa misy namanay tsy miditra dinika politika mihintsy fa tena nimenomenona . miangavy anareo an-tanandroa tompoko havaozy ty esory ny ahidratsy ato
misaotra indrindra.
6. xxx ( 27/06/2009 06:11)
Aza mizesta ry sakaymena an! mandrampahatapakevitry ny mpitantana dia miasa foana ny xxx , ianao no ahydratsy miala voalohany eto , ary aza mitsara mba tsy ho tsaraina ! nanomboka nidirana tamin' ny dinika pollitika dia hita be ny maha ...... aoka tsy ho tohizana, samy manao xxx daholo ato, ary rehefa mba te haneho hoe zah olombanona dia mampiasa ny pseudo marina, sao mihevitra ianareo doma be ny olona rehetra ato.
7. rhina ( 23/09/2009 11:13)
tena arrogante mintsiny ianao ry xxx
sody mba enao kosa no tena mifoka an'ilay mahery
8. Djhamhal ( 31/10/2009 08:42)
Efa mba ela no nisiako teto @ tranokala iray ity(namana serasera) na resaka dinika izany na aiza? nefa izao dia hitako ary hialako tsiny amin'ny ny Hery sy ny mpitantana hafa,fa lasa tsy misy hilana azy intsony ilay dinika,ary saika ilay pejy mihintsy aza,toa lasa toerana fiadiana ara-virtoaly ilay toerana fa tsy fifaneraserana intsony,misy olona tokony tsy ekena ato intsony mihintsy.marina fa samy manana ny safidy politikany avy nefa kosa tokony mba hajaina ny hafa,ny tenin-dratsy tsy tenin-dratsy intsony,ny
fandrahonana sy ny sisa etsy an-daniny, dia tsy haiko intsony eee.raha izaho mihintsy no mpitantana efa maro no nesoriko tato na hiova solonanarana im-polo aza
za manokana dia manohana tanteraka io hevitra io ! tsy resaka pôlitika ihany ; fa ny dinika rehetra miitsy no tokony ho asiana fandaminana kely ! ary indrndra ireo ho an'zay mampiasa ny xxx miitsy no manaonao fôna sy miteniteny fôna; nefa anie ka site ty é! zany we olona aman'aliny erantany no mitsidika ato ! fa tsy sms alefa @ olona 1 akory ka ze tinao soratana dia soratana ! ary indrindra sehatra natao hifanabeazana sy hifanoroana ny antom-pisian'tony zavatra tony fa tsy hifanenjehana sy hifanopana akory ! tsarovy fa : ny teny no mandalo fa ny soratra dia mitoetra ! misaotra tompoko !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.391