Soso-kevitra

mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:02)
Salama Rahery sy ny namana rehetra ! Mba mila fanampiana amin'ny resaka projet e ! Manana projet scénario resaka pub sy film doc ar film ny tenako ! Inona avy no ataoko ahatanteraka izay nofinofiko i... tohiny
Charoumeni ( 20/11/2014 14:20)
Miarahaba ny namana rehetra Mba mila torohevitra amirsika namana eto @ serasera aho momba ny fandefasana vola any ivelany amin alalan banky. Mikasa handefa vola any ivelany aho manko. Nanotany banky... tohiny
Irery06 ( 17/11/2014 06:16)
Miarahaba tompoko!Efa atomotra ny fotoana ka ato sisa no itadiavako vahaolana farany akotran izay mba efa azoko. Ten mila fanampina aminareo aho,tiko aloha ny mampafantatra ety amboalohany fa izaho m... tohiny
tiavanafi ( 22/09/2014 17:59)
Mitady site mba azo antok ani frantsa sao mba misy mahalala ato Icomandina ball friperie aty Mayotte Svp merci !... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 02/08/2014 20:49)
mpisotrtoaka ( 30/06/2014 10:22)
MBA ASIO BILAGY GASY S TANTARA ARY SOMBITATARA GASY RE ATO RAHA AZO ATAO MBA HANALANA AZY A !... tohiny
rabaradaka ( 05/06/2014 13:42)
Hitaona ny mpisera amin'itony forum itony aho ary hataoko affiche be eran'ny tanàna hoe "ILAZANA ISIKA REHETRA FA NY SERASERA IHANY NO FORUM AZO ANTOKA FA TSY HAMAFA NY ZAVATRA SORATANAO, AZA MANAO F... tohiny
sitlo ( 04/11/2013 08:44)
Za mahita hoe mety ahazoana vola izao izany izay mazoto. Maro ihany mantsynyolona hitako fa tia hahalala an'io. ... tohiny
Nintsievagio ( 19/09/2013 08:39)
Mba atoroy fividianana loko fampiasa @ serigraphie(loko fanoratana @ t-shert) aho fa tsy mahita mba lazao izay mahafantatra mba ividianako.Misaotra mialoha.... tohiny
sylvoalias ( 14/05/2013 08:52)
Salama jiaby... Mba manao miaouuu torohevitra kely e... Akory sy akory aby ny systeme sy fomba ahazahoako misintona ireo hira Malagasy avy amin'ny radiovazogasy,na youtube ,na dailymotion misaotra... tohiny
novalian'i 5laody ny 21/05/2013 17:03
manir ( 06/03/2013 07:53)
Azafady re tpko raha sitrakao mba asiana takelaka mikasika azy io@teny mg fa maro no mbola tsyhay ka manahirana,mstr tpk... tohiny
Nehemiah ( 12/02/2013 06:11)
Tokony amboarina ny encodage @ serasera fa lasa tsy hay vakiana intsony ny caractères accentués ! Hitanao izany !... tohiny
novalian'i Tibao ny 11/02/2014 18:18
VVSIhany ( 08/02/2013 10:28)
aho tsy sanatria miteny hoe tsy tia gasy aho, fa hitako kosa fa betsaka ny zavatra tsy manjary amin`ity firenena ity sy amin`ireo fomban`ireo gasy sasany (sasany hoy ahy, marihiko tsara). Ny tsy tiak... tohiny
tiavanafi ( 11/11/2012 16:31)
bjr daholo ry namana mahafinaritra isany, saika mba anotany raha misy hevitra azo anampina anay é !!!!!!!!!! mba te ahazo nationalité malagasy ny vadiko mety ho possible ve ? dia ahona no atao ? sao... tohiny
gyau ( 30/10/2012 10:44)
mikasa anao mariage atsihoatsy ka mba mila fanampina oe aiza no mety misy robe marié azoo hofaina sadu tsara nefa tsy lafo ihany koa! misaotra... tohiny
novalian'i tiavanafi ny 11/11/2012 09:36
manoasoa ( 08/10/2012 05:11)
Ny message alefany ho anao rehefa manome e-mail azy ianao dia fitadiavam-bola hoe omeo anazy hono ny Compte nao andefasany vola!Olona vaovao ato anaty site serasera izy io Loves01 efa nofafany ny mom... tohiny
pissounnette ( 24/09/2012 12:47)
faly miarahaba anareo rehetra aho misy probleme kely tiako hakana conseil @ internaute rehetra surtout ireo olona efa niasa @ ireo secteur 2 voalazako etsy ambany cadre @societe offshore iray aho @zao... tohiny
novalian'i CHARD61 ny 27/08/2020 05:50
pissounnette ( 24/09/2012 12:39)
faly miarahaba anareo rehetra mba mangataka soso-kevitra kely... tohiny
laza5700 ( 13/07/2012 23:47)
http://www.madagascar-tribune.com/Autour-de-la-rencontre-prochaine,17646.html... tohiny
novalian'i laza5700 ny 23/06/2013 19:17
VVSihany ( 17/06/2012 12:47)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2178