Soso-kevitra

alexandra32 ( 20/07/2017 19:48)
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha ... tohiny
anaelle12 ( 16/06/2017 07:40)
Bjr je cherche un notaire ou un avocat qui pourrait s occuper des papiers d acquisition de fond de commerce en France.merci ... tohiny
perse108 ( 02/04/2017 11:02)
miarahaba anareo rehetra. inona ny fomba mba ialana @ toaka fa ny dadako mamo isan'andro de mody alina be foana misaotra @zay mamaly... tohiny
novalian'i perse108 ny 05/04/2017 11:19
TatianaNoum ( 07/03/2017 12:22)
[BON PLAN ] Vous envisagez de partir pour Antananarivo depuis Paris ? Une startup vous proposer de rentabiliser votre trajet tout en rendant service aux particuliers. Le concept est simple : 1. Vous... tohiny
Harry14 ( 18/08/2016 20:25)
Nouvelle agence de communication en ligne Malagasy: MITADY FIARAHAMIASA AMINAREO Entreprise commercial ,MANAO pub sy vente,en ligne, misy offre de service,misy torurel ho a osss facebook,sur Youtube 0... tohiny
tiaviniainagasy ( 17/06/2016 06:06)
Inona no hataonao raha lasa zatra mikasikasika filahiana(favaviana) ianao...Hoy i Liva:"Valo taona ah de ef nikasika(x2) ny filahiko.Fantatro taty aorina hoe ts tian'A-tra ilay izy.Nanenina be ahu isa... tohiny
novalian'i nomeja ny 03/08/2016 06:07
angouz ( 02/06/2016 22:26)
Akory iaby ! tsy haiko na efa voaresaka tato izy ity, fa mba anisany mahaliana ny manontany azy, ahoana kay no fomba azahoana zaza lahy fa mba tsara ho fantatra ? ary mba iangaviana mba experience vec... tohiny
novalian'i fredkwel ny 17/06/2016 07:17
ericruj ( 09/05/2016 18:02)
novalian'i ericruj ny 09/05/2016 14:01
hasimbolatiana ( 09/05/2016 15:53)
saika mba angataka fanapiana azafady ndrindra hoe aon kay ny tena fampiasaina an'ilay Cytotec 200 ?g plaquette10piles raha 19 jours tsy tonga le réglé ... tohiny
novalian'i hery ny 09/05/2016 18:02
CRUS ( 16/03/2016 07:48)
Sao mba misy afaka hanoro sy hanome soson kevitra momba ny fikarakarana ny antonta-taratasy ilaina hanaovana raharaham-panambadiana frantsay. Eto Mcar no kasaina hatao ny raharaha, ilay lehilahy dia g... tohiny
novalian'i booboo ny 17/03/2016 20:29
id51F82F ( 04/03/2016 17:20)
Manao ahoana daholo saika mba hanotany kely azafady,miatady olona mahay mitondra fiara gasy manazatra mitondra fiara eto paris de ohatrinona no hifanarahana ,za manoratra dia efa manana permis fa tsy... tohiny
novalian'i hery ny 16/03/2016 23:20
SP-TCA_3 ( 18/11/2015 07:39)
Miarahaba ny namana rehetra. Aon ny hevitrareo @ty affirmation ty : Manoloana ny toe-javatra izay mitranga dia tsy tokony ho baikon'ny "sentiment" ny olona fa tokony ho baikon'ny "raisonnement".... tohiny
novalian'i SP-TCA_3 ny 18/11/2015 14:08
Rabefou ( 30/10/2015 10:12)
inona no andraikitry ny lehilahy raha ny vehivavy no mandao ny tokantrano antsokosoko.... tohiny
Andritianah ( 26/10/2015 12:42)
Miarahaba tompoko, Mba mila fanampiana ry reto an, mba te hanao asa mahaleo tena toy ny varotra aho ka mba mila fanampiana avy @nareo, aiza kay no misy an'ireny pivarotra manome en gros ireny? toy ny ... tohiny
novalian'i maningana ny 16/03/2016 08:00
steph65no ( 13/10/2015 13:17)
Isaky ny hafiriana no manao vidange na huile moteur sy manolo filtre ry zareo ho an'izay mahalala? ... tohiny
guant ( 05/10/2015 10:24)
salama daolo tompoko! mba mila hevitra kely amintsika azafady. ho antsika mitaiza moto bsw 100.aona ny fikafika ataon'lisany momba ny resaka consommation fa tena mibouff be ny ahy.izany hoe efa somary... tohiny
victorine15 ( 28/09/2015 06:42)
mpisotrtoaka ( 07/07/2015 11:13)
Mba asio lohahevitra resaha FIANARANA na FORMATION fotsiny ato raha mba mety e !... tohiny
ambohijanaka ( 20/04/2015 10:25)
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!! A. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha miasa hitanao normal hoe olona... tohiny
harintsoa15 ( 05/03/2015 19:50)
Miarahaba anareo rehetra mpitafa s'y mpanome sosokevitra eto ny tenako.izaho dia mipetraka aty France ary mba naika hangataka fanampiana aminareo fa haka ny zanako tavela any dago marihiko fa io zaza ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0421