Soso-kevitra

fanalanaazy ( 08/12/2003 16:01)
miarahaba antsika rehetra, soso-kevitra ihany ity mba hanampiana ireo zavatra be dia be efa misy eto @ serasera.org. Madagasikara dia tany be mpitsidika, na ireo samy gasy miparitaka maneran-tan... tohiny
novalian'i hendry ny 30/04/2004 17:09
rfanjav ( 14/10/2003 12:21)
Mijaly be vao tafiditra ao @ namana serasera fa ahoana kay? Ny hafatra anefa mivandravandra mihitsy ery hoe misy vaovao tonga! tsy hita izay hamakiana sy hamaliana azy... tohiny
novalian'i jokely ny 18/10/2003 17:52
xxx ( 04/09/2003 12:50)
- Apetraka ao amin'ny serasera ny modules donwload (aza adino ny mametraka ny docs tamin'i mcnyh) - Manamboatra webmail (contact garmin sy r4d0) - Ilay bbe neritreretina efa elabe oviana vao ho vita... tohiny
novalian'i hery ny 31/03/2004 16:10
xxx ( 30/08/2003 13:59)
Dia tsy azo atao ve ny milaza marina ny toerana tena hipetrahana rehefa miditra ho mpikambana voalohany ?.Ny sasany izany na mipetraka eto Tana dia milaza fa any USA.Tsy ny toerana misy anao no zava-d... tohiny
xxx ( 23/07/2003 10:52)
Rehefa misy mamaly ity hafatra ity dia mahazo email aho...... tohiny
novalian'i hery ny 26/07/2003 10:23
xxx ( 04/07/2003 17:11)
Tokony hamoraina ny fomba fametrahana sy fandoavana dokambarotra.... tohiny
xxx ( 04/07/2003 12:09)
Ohatran'ny any @ site hafa, tonga dia azo atao ny mahita ny sujet suivant na sujet précedent, azo atao koa ve izany eto?... tohiny
novalian'i hery ny 21/07/2003 17:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0313