Soso-kevitra

Fiffi ( 29/08/2006 10:50)
Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika mamorona zavatra . -Ohatra hoe inona no zavatra azo na azo hatao @ ambona savony ? -Inona no azontsika hatao @ ambona labozia ? -Inona no azontsika... suite
répondu par ondinion le 12/10/2006 13:06
soanja ( 14/08/2006 12:47)
Ny tiako resahina re dia ny hoe tsara ny manana fahalalahana amin'ny fifidianana ps fa tsy tokony mba ho jeren'i mpiandraikitra kosa ve hoe inona no fetrany eto. Ohatran'ny mamparary maso tokoa mantsy... suite
répondu par soanja le 17/08/2006 03:33
lemenakely ( 23/07/2006 15:28)
Mbà remarque hanatsaràna zavatra re ity ho an'ny mpandrindra ,tsy inona fa misy hira au moins 3 eo ho eo miverimberina matetika LOATRA!!! dia manjary mankaleony :FENO FITIA (Felaniary),misy ilay avy... suite
répondu par antso2005 le 30/07/2006 04:50
Zina ( 20/07/2006 20:35)
Mba omeo soso-kevitra aho ry reto iza no companie internet azo atokisana any Dago, dia iza companie fampidiranana telephone tsara any Dago eeee. Misaotra mialoha... suite
répondu par Zina le 21/07/2006 12:10
niryna ( 17/07/2006 19:51)
Maninona no mbola tsy miditra mandray anjara akory ny tena dia efa tsy mety tafiditra izay tiana ho resahina?Mety ho diso ve ny karan-dohany? Jereo ity [b]Tsy mbola afaka manoratra Vao minitra vit... suite
répondu par niryna le 17/07/2006 21:41
bobjan ( 09/06/2006 12:37)
Je suis en france je voudrai savoir si il existe des site gratuits pour télécharger de la musique malgache. Merci... suite
répondu par sarobidy le 13/07/2006 04:26
pimaso ( 30/05/2006 05:02)
Manana ny maha izy azy ve ny candidat tsirairay, sa fitia te hiseho na voaloa vola ka tsy maintsy mitsangana, misaotra... suite
répondu par sarobidy le 13/07/2006 04:32
Rafotsy ( 23/05/2006 15:55)
Tonga aty 2 volana ny rafozako ka tianay hividianana appareil auditif ! Rehefa naka renseignements izahay dia mila 3 na 4 mois eo momba ny adaptation n'ilay apparei ! Izy anefa 2 mois fotsiny no mija... suite
répondu par Rafotsy le 29/05/2006 11:25
eisy ( 18/05/2006 04:45)
Mazava be io lohateny io re olona a! fa za zany vao nahazo alika kely berger allemand e! de tsy hitako izay fomba hitaizako azy. inona no tokony atao..., ny sakafo.. toroy hevitra e! ... suite
répondu par Fiffi le 27/05/2006 07:58
petsambava ( 09/05/2006 18:40)
1950-1982:LENDREMA maditra ! efa maty ka tsy nisy mpandevina, tao anaty vata-paty kesika.Ory vola ory harena. http://www.madanight.com/madagascar-photo-32205.htm 1972-...:zanaky ndrema !zanaka joma... suite
répondu par Fiffi le 10/05/2006 03:40
sareraka ( 08/05/2006 10:41)
Ny amidy filanjàna ho an'ny mpanjaka misy fa ny amidy angady ho an'ny vahoaka tsy misy... Izany no zava-misy ankehitriny MAMPALAHELO TOKOA!!!---BOEING 730-300 AIR FORCE 1 ho an'ny prezidà -140 4*4... suite
répondu par adidy le 21/05/2006 10:47
xxx ( 03/05/2006 15:11)
Io resaka halatr'omby sy dahalo io dia tsy vao omaly akory fa efa ela na t@ fanjanahan-tany aza dia efa nisy.Maro ny antony ao aloha ny ara-pomba sy netim-paharazana ny bara ohatra mbà hampisehoany n... suite
répondu par Herimiafina le 05/05/2006 13:39
gasypantin ( 02/05/2006 10:32)
Mbà mampanontany tena ry zareo ny zava-misy mandak'ankehitrio dia ny momba ny sisin-dàlana na ny trottoir .Anarchie na samy manao izay tiany atao ? izany ve moa no nifanarahana .... -ao ny mivarotr... suite
répondu par Fiffi le 16/05/2006 12:54
petsambava ( 25/04/2006 19:56)
Zava-doza !!izay angamba no azo ilazàna azy ny fahitàna ireo tanora eto an-tanindrazana roboka @ fisotroana zava- mahamamo toy ny toaka sy ny labiera ...Inona no antony? ao ny tsy an'asa ,ao ny mana... suite
répondu par cutie le 26/04/2006 10:36
stneh ( 13/04/2006 14:01)
ilazana isika mpikambana rehetra eto antsirabe fa hisy fihaonana izay ho karakaraintsika ny asabotsy 22 Aprily ho avy izao izay ataotsika eo anoloan'ny gara. izany dia entitsika hifankahafantarana beb... suite
répondu par kitjo le 28/08/2006 07:47
xxx ( 03/04/2006 13:52)
Raha mi-remarquer ianareo raha ny aty @ pays européens fotsiny ohatra dia tena tsy ataon'ny police sy ny miaramila ambanin-javatra mihintsy ny fiambenana ny toera-manatantara ao aminy na andro na ali... suite
répondu par Fiffi le 03/04/2006 14:42
dadabe ( 28/03/2006 01:49)
hono hoaa mety ve raha mba sary tsy mbola niseho teto @ serasera no apetraka , fa manjary mankaleo bele sary efa hita tany aloha dia averina apetaka indray ,lasa tsy misy filinina intsony le mijery sa... suite
répondu par Veloo le 02/04/2006 03:20
xxx ( 23/03/2006 13:02)
Miarahaba ny rehetra, Mba saika hanontany aho hoe misy an'ireny karazana " Maison de retraite médicalisé" (ohatra hoe ho an'ny be antitra diabetika) ireny ve tsy lavitra an'Antananarivo? Raha... suite
répondu par hantarivah le 01/05/2017 16:44
pissoa ( 13/03/2006 19:12)
Mety ve raha asiana toy ny hoe [b]Asehoy ny hafatra avy amin'i ...[/b] ao amin'ny hafatra voaray. Toy ny ao amin'ny hafatra lasa misy hoe [b]Asehoy ny hafatra ho an'i : ...[/b] Misaotra o... suite
répondu par pissoa le 14/03/2006 13:36
xxx ( 06/03/2006 15:22)
Naky ny page d'accueil n'ny site radio vazogasy ny tenako, ary gaga nahita ireo fautes d'orthographes ataon'ireo namana sasany @ dokam-barotra. Tsy hoe te hanakiana be fotsiny akory ny tenako fa mba m... suite
répondu par Veloo le 06/03/2006 20:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.7853