Ampidiro aloha ny tenimiafina
Soso-kevitra
lemenakely
(
02/03/2006 14:14)
HO ANAREO REHETRA IZANY MITADY COORDONES TELEPHONIQUES NA PARTICULIER NA ENTREPRISE ANY DAGO DIA ITY NY SITE AHITANA IZANY
www.annumada.com
izay fa dia mino sy manantena fa mba manampy anreo e
bl...
suite
répondu par lemenakely le 02/03/2006 15:11
Solitikabe
(
01/03/2006 00:53)
Asa ry mpiandraikitra isany fa tena mba hitako hoe tokony mba hisy takelaka iray ho an'ny tantara eto amin'ity sehatra ity. Ahoana ny hevitrao? Ahoana ny hananganana azy?...
suite
répondu par hery le 16/08/2006 08:39
xxx
(
14/02/2006 18:24)
tokony mba hatao sahirana koa ireo vazaha miditra any amintsika indrindra ireto frantsay fa miseho ho milay...
suite
répondu par Solitikabe le 01/03/2006 00:47
diamondra27
(
23/01/2006 06:04)
Mba azo atao ve indray andro any ny manao diffusion tahaka ny @ radio nationaly ao @ RVG ny resaka tantara mitohy toa ilay mandeha isaky ny @ 13H05 sa 13H10 any dago fa mba manimanina e!
Ahoana ny h...
suite
répondu par hery le 23/01/2006 07:00
joda
(
28/12/2005 12:58)
hoy izy hoe rehefa nadinika aho an dia nisy TS daholo ny filoha malagasy
TSIRANANA
RAMANANTSOA
RATSIMANDRAVA
RATSIRAKA
avy eo koa ZAFY mbola
RATSIRAHONANA koa no nanao ny affaire courante hatr...
suite
répondu par onjah le 20/02/2006 20:34
syga
(
12/12/2005 15:01)
Il est temps de faire la révolution malgache.
Nos parents sont des aliénés, ils ne se sont jamais occupés de nos avenir, ce sont des égoïstes. Il est temps que les vieux malgaches, qui ont v...
suite
répondu par jentilisa le 13/12/2005 15:34
barinjato
(
12/11/2005 14:01)
hoan izay haniry ny hipetraka any Amerika dia manao antsapaka isan-taona ry zareo ka mandraisa anjara ianao sao mba lasa any.
Ity ny rohy.
http://www.dvlottery.state.gov/
ny fisoratana anarana ...
suite
répondu par antso2005 le 13/12/2005 04:00
barinjato
(
12/11/2005 13:59)
hoan izay haniry ny hipetraka any Amerika dia manao antsapaka isan-taona ry zareo ka mandraisa anjara ianao sao mba lasa any.
Ity ny rohy.
http://www.dvlottery.state.gov/
ny fisoratana anarana ...
suite
répondu par jentilisa le 12/11/2005 14:54
tsangana
(
10/09/2005 19:12)
Koa satria efa miparitaka ny malagasy ary efa maro no monina any amin'ny tany mampiasa teny anglisy,dia tsara raha mba misy toerana eto ammin'ity fihaonana ity.
Misaotra e...
suite
répondu par Veloo le 22/03/2006 02:17
diamondra27
(
08/09/2005 17:01)
hono ho'aho mba tadidinareo ve le boky kely taloha ny lohateniny de hoe"orakla" de misy fanontaniana tao anatiny sy misy valiny milaza ny hoavinao, tena resaka gasy be le izy an! misy hoe alakaosy sns...
suite
répondu par xxx le 12/09/2005 11:42
tafita
(
02/09/2005 20:02)
nataoko ato amin'ny sososn-kevitra ity fa tsy haiko raha nety na tsia.
nahita ilay resaka vola be aho de mba nanoratra tany amin'ilay namana nandefa iny hafatra iny . namaly ahy izy fa misy démar...
suite
répondu par diamondra27 le 07/09/2005 15:16
johns
(
27/07/2005 12:11)
MBA MANGATAKA RA-HERY ASIANA HOE : FANDRAISANA IREO NAMANA VAOVAO.
Hanaovana présentation, salutation......
suite
répondu par routa le 04/08/2005 09:43
rhevinilsen
(
11/05/2005 00:00)
mba mangataka mba hasiana rubrique hoe tontolo iainana ao amin'ny forum...
suite
répondu par hery le 11/05/2005 05:34
isambilokely
(
24/04/2005 03:38)
Fitakiambola na fakana vola amin'ny fomba mivantana na eny fa na amin'ny fomba ankolaka izany.
Tsy iray amin'ireo ve ity hakana vola amin,ny namana izay efa mahantra eto amin'ny serasera ity ? Tsy ...
suite
répondu par harenadanny le 08/06/2016 10:48
Nananie
(
25/03/2005 10:58)
Tsy haiko na ato na tsia no tokony nametrahako an'ity fanontanina ity. Inona no tokony atao raha ohatra ka tia anadio fer à repasser. Misy may niraikitra tao ambaniny, dia tsy mety hafaka.Ary mandot...
suite
répondu par saotra le 14/04/2005 00:48
xxx
(
13/03/2005 23:18)
http://www.theaustralian.news.com.au/common/story_page/0,5744,12536717%5E2702,00.html...
suite
répondu par lebaba le 05/04/2005 14:21
intelligenzia
(
22/02/2005 04:37)
[img]http://www.geocities.com/tikozefa/binladen.gif[/img] io tanteraho...
suite
répondu par rurik le 20/04/2005 15:57
Fanja1
(
07/02/2005 07:08)
Maîtriser ce que l'on dit dans un entretien d'embauche est une condition essentielle pour l'accès à l'emploi. Découvrez les 7 expressions qu'il ne faut jamais employer face à un recruteur.
1. "...
suite
répondu par Ramaso le 23/02/2005 06:19
spidherimanina
(
28/01/2005 08:55)
Sarobidy ny fotoana , nefa indraindray lany andro ihany isika rehefa hifindra avy @ namana .serasera ho @ forum ohatra na tononkalo na tahiry SATRIA VOATERY MANAO PSEUDO SY TENY MIAFINA INDRAY! Tsy az...
suite
répondu par Ramaso le 05/02/2005 06:51
tsyandevo
(
11/12/2004 02:49)
ary maninona ra asina fifidianana \"Roi serasera\" sy \"Reine serasera\"?
de zareo ndray aveo no asina mifidy ny \"tandapa serasera\"
de asina fanendrena \"andevo serasera\" koa ohatra...(andevo ser...
suite
répondu par dadabe le 27/03/2005 14:04
