Soso-kevitra

niryna ( 12/02/2007 02:52)
Samy manana ny nofinofiny avy ny tsirairay,indraindray zavatra goavana kanefa henjana vao tonga ny ezaka hanatanterahana azy,raha variana eo koa anefa dia lany ny fotoana ka tsy mahavita zavatra.Inona... suite
répondu par Sosy le 19/05/2007 14:54
MPANDRAHARAHA ( 07/02/2007 12:36)
répondu par pimaso le 08/03/2007 11:54
bazylou ( 20/01/2007 16:51)
ana gasy intsony!! na koa mampian-trano izay miklandy... suite
répondu par niryna le 12/02/2007 02:45
bazylou ( 11/01/2007 14:40)
koa ity sarkozy ity!! izy koa hon hanao ohatran'i Chirac !!... suite
répondu par mirana5 le 22/02/2007 09:46
diamondra27 ( 07/12/2006 05:45)
za aloha mba manana soso-kevitra hoe: fa maninona no tonga dia fafana ny size n'ny olona iray rehefa tsy manaraka fitsipika fa maninona raha ohatra ka raha mandeha tsara ilay izy @ voalohany dia izay... suite
répondu par diamondra27 le 09/12/2006 15:23
maso ( 15/11/2006 09:56)
Mba mila ny hevitrareo za na zay mba mahafantatra hoe aiza kay ny toerana tsara sy milamindamina mba tsara ipetrahana any @ iny region parisienne iny, misaotra betsaka @ izay afaka mamaly... suite
répondu par sakaizakely le 27/11/2006 20:35
Flavien ( 07/11/2006 22:15)
sao mba misy manana na mahay ny hiran'i NOVAH DAKOTO ny titre manao hoe Miverena aty antsianaka fa tena tiko be le izy satria ahatsiarovako za mbolakely(l)... suite
répondu par dailynews le 11/11/2006 20:28
jampela ( 07/11/2006 15:05)
nisy namako nitaraina fa mba nanontany zavatra efa nitranga tato @ serasera izy dia teny anavona no novinalin'ny namana azy!dia izay no nanosika ahy mody tsy nahalala nanontany sy nanao soso-kevitra m... suite
répondu par ravatorano le 08/11/2006 05:52
jampela ( 06/11/2006 11:19)
Nieritreritra aho hoe:maninona moa raha mba mihaona mivantana isika Mpankafy ny 123Madagascar rehetra eto Madagascar e! Ohatra hoe atao endrika fitsangatsanganana ilay izy. dia toy izao ohatra no fa... suite
répondu par Fiffi le 07/11/2006 17:15
rabaradaka ( 02/11/2006 08:05)
Misy namantsika manoratra lava be, matetika tsy voavaky ireny soratra lava be ireny. Mba sosokevitra ny ahy ry havako mpiserasera : maninona raha afohezina ny fitantarana ny zavatra tian-kaseho ka vak... suite
répondu par dailynews le 02/11/2006 17:47
xxx ( 26/10/2006 21:11)
nareo ve tsy mahatsapa fa ohatra ny milay zany ny mirediredy nefa manalabaraka. Amin'itony anonyme itony tokony mba manararaotra mirediredy fa tsy serieux be foana.... suite
répondu par boubounezy le 01/11/2006 22:42
xxx ( 26/10/2006 08:41)
Bjr daholo, Mba mailomailo ihany raha mahazo an ity e! fanazavana : http://henrikaufman.typepad.com/eclectihklog/2006/04/incroyable_bill.html BILL GATES FOUNDATION LOTTERY A Votre ... suite
répondu par dailynews le 26/10/2006 15:43
fara ( 25/10/2006 16:52)
Mitady trano hofaina maika be r'ireto zah a,amoron-dalana ,500.000fmg ka h@ 750.000fmg,faritra :Mahamasina,Andrefan'Ambohijanahary,Analakely ,Ambondrona,Ankadifotsy,Antanimena. Tena maika be tampoka ... suite
répondu par tslem le 31/10/2006 08:55
salmo ( 10/10/2006 16:38)
Mihamin-tombo ihany ity ny tena sady mihatapitra ny andro fianarana. Bainina miteny oe: europeana, Ny ''amigos de Mscar miteny oe: malgache. Ny amigos spane miteny oe: zay misy :-D:-D. Ny eritreritra ... suite
répondu par ratonga le 20/11/2006 15:25
sakaleona ( 14/09/2006 09:36)
Slt,, Ito misy zavatra ry reto an: - un emploi ou un stage bien payé(avec ou sans qualification), - une famille d’accueil, - un séjour au-pair en Amérique du Nord, en Europe, ou en Austra... suite
répondu par fiderana le 10/10/2006 06:49
xxx ( 11/09/2006 22:04)
nijery ireo sary hoa za ry reto, dia nahita fa be dia be amin ireo sary tao olona tsy mandray anjara eto loatra. raha ohatra hono ka te hahita sary ianareo amin ny olona mpandray anjara.. dia sarin iz... suite
répondu par fiderana le 10/10/2006 06:12
dokotany ( 10/09/2006 06:33)
Tsy dia betsaka ny solika misy ho trandrahana eto. Maninona raha hampiasaina eto M/kara daholo ? Amin'izay mantsy : -ho mora ny transport (routière,....) -hisintona investisseurs (emploi,...) -h... suite
répondu par dokotany le 04/10/2006 15:56
soanja ( 06/09/2006 04:02)
Lasa eritreritra hoa zah hoe mety ho possible ve raha asiana takelaka momba ny fizahan-tany Madagasikara eto ry Hery, fantatro fa efa be ny asanao ary fantatro koa fa lafo be ny rehetra ary misaotra a... suite
répondu par soanja le 06/09/2006 19:45
diamondra27 ( 05/09/2006 08:19)
Tairo ataovy eto izany izay zavatra tsy tianao rehetra sy manafitohina anao e! "coup de guele " hoy ny vazà retraretra fa tsy voatery @ size iray ihany an! lafiny fiainana, toekarena, politika, ... suite
répondu par rakaroka le 02/11/2006 19:33
mijavelo ( 04/09/2006 09:31)
:wink::wink:saika mba anontany kay so de mbo misy mafantampantatra fa misy association aty grenoble d ry zareo te-hanampy ny association manohana ny moana sy marenina any Dago d mitady izay mba associ... suite
répondu par tsiky le 05/09/2006 11:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0651