Soso-kevitra

AndriambyII ( 20/11/2011 21:54)
Tsy manan-dahasa afa-tsy ny mitoreo sy miampanga olona lavareny hatr@ izay , ary mpangataka fanampiana lavareny tsy mana-petra , nefa ny farim-piainan’ izy ireo efa hirefarefa @ tany . Tsy ho isanâ€... suite
AndriambyII ( 20/11/2011 21:53)
Na ny zavatra nomen’ ny natiora azy aza dia somparana hatramin’ ny fisiany , dorana tsy hisy tamingana sy ho lasa lavenona mba tsy hisian’ ny tandindona hanaloka ny fahefany @ ity fiaina-mandalo... suite
AndriambyII ( 20/11/2011 21:52)
Ny fanampiana atolotry ny tanany tsy mifanaraka @ fanajàna zo fototra tokony hampiharina araky ny tondrozotran’ ny firenena mikambana . Ny tombom-barotra ihany no hifikirany na inon-kidona na inon... suite
AndriambyII ( 20/11/2011 21:51)
Tsy voalaza @ boky masina misy eto an-tany rehetra mihintsy fa , ireo mpanivaiva no ho avotra sy ho vonjena , ka inona no hivakian’ atidoha @ hadalan’ ny tsy mety handray ny làla- mahitsy ? aza... suite
VVSihany ( 20/11/2011 13:34)
Allo camarade, Voalohany aloha, tiako mariana fa somary extreme amiko ilay fombafombanao, kanefa naha izany aza, dia misy mahamarina azy ihany ireo zavatra lazainao eto momba an`ireo vahiny, indrindr... suite
répondu par coqauvin le 03/12/2011 10:39
Blackeagle ( 19/11/2011 15:01)
Salama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mb... suite
répondu par tiavanafi le 11/11/2012 10:01
Blackeagle ( 02/11/2011 15:49)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... suite
Mirana07 ( 30/09/2011 19:21)
saika mba hanontany reto za raha misy mahalala tsy izany fa andé ho any madagascar izay mianaka zanako 3volana de mila passeport ve raha andé ho any madagascar nefa izy gasy reny sy gasy ray misaotr... suite
répondu par zandry01 le 11/10/2011 13:02
aayah ( 19/08/2011 12:25)
Bonjour tout le monde, j'aimerais vous dire que je suis vraiment stressée, il y quelque mois. J'aimerais avoir ce quoi le remÚde. Merci pour votre réponse, j'ai vraiment hùte de le débarrassée... suite
répondu par Mendrikaja le 11/12/2011 18:22
cpd8910 ( 03/07/2011 02:04)
Samia mailo fa maro ndray zao ny mihambo ho manana diplĂŽma raitra tsy ananana akory na manao hosoka diplĂŽma mihintsy aza. Ny mahagaga dia misy lasa Ministra mihintsy izy ireny. RIANA ANDRIAMANDAVY... suite
répondu par harenadanny le 10/06/2016 16:53
Rasoaly ( 19/05/2011 05:53)
Manahoana daholo isika,tandremo ry reto fa maro ny endrika isehoan'ny asan'ny devoly eo @ fiainantsika,ka tokony samy hiezaka isika mba andositra sy iala @ ratsy fanaontsika,@ fahazarandratsy,ary mba ... suite
répondu par Naouda le 01/06/2011 21:44
Peti ( 07/04/2011 22:01)
Miarahaba anareo rehetra,miala tsiny sipagasy satria ianao zao no fantatro fa mipetraka ao frantsa, koa mba mila toro hevitra oe ahoana ny mba hahafahako miampita miditra mankeo frantsa ? Satria izaho... suite
répondu par Peti le 17/04/2011 10:07
Peti ( 07/04/2011 22:00)
Miarahaba anareo rehetra,miala tsiny sipagasy satria ianao zao no fantatro fa mipetraka ao frantsa, koa mba mila toro hevitra oe ahoana ny mba hahafahako miampita miditra mankeo frantsa ? Satria izaho... suite
répondu par voatsinapy le 07/10/2011 12:28
laza5700 ( 21/01/2011 18:49)
Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona io mba hizara izany fa izay sendra hitako aloha dia tena mafonja daholo. ... suite
YDIFAS ( 15/12/2010 11:35)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... suite
cartina ( 03/08/2010 18:58)
salama daholy ry namana eto @ serasera, fa izao mba saiko anotany zavatra aminareo namana rehetra , inona ny masamihafa ny hoe AMIS sy ny KAMARADE, de misotra mialoha... suite
répondu par bazylou le 25/03/2011 18:34
cartina ( 29/07/2010 09:56)
salama daholy ry namana serasera, mba saika itady vady gasy sy bogosy aho de raha misy lehilahy tsimanambady any de ity numero de mazotoa miantso ka, 004798897542 de misotra mialaha ka... suite
répondu par rajaobelison15 le 27/01/2015 08:07
cartina ( 29/07/2010 09:43)
salama daoly ry namana ato @serasera, izao mba saika itady vady gasy raha misy lehilahy tsimanambady any,de misotra mialoha ka... suite
répondu par rajaobelison15 le 30/01/2015 11:58
latina ( 16/10/2009 07:27)
Mba saika hanontany raha misy mahafantatra hoe aiza eto TanĂ  no misy toerana na sekoly mampianatra manotra? Misaotra betsaka.... suite
répondu par ni81 le 22/10/2009 18:14
poulet ( 26/08/2009 13:29)
SLT!mb mila torohevitra @nareo f sad sarokenatra b no ts mahay mandi mits ref mb mis fet nef t analazy otran rehetra;ra mb maita fianaran danse 2 salon isak week end nareo d mb atoroy a f tena sairan... suite
répondu par Papoose le 10/09/2009 21:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0325