Mitady asa eto Paris!!!

1. mamiah ( 03/02/2008 18:29)
Miarahaba anareo rehetra, mba mangataka toro hevitra aminareo aho fa mitady asa mafy fa tsy mety mahita mintsy . Ny tena moa tsy mba manana pap's dia sarotra be ka mba mangataka fanampiana aminareo zay mba mahita.
Dia misaotra mialoha, Andriamanitra hitahy hatrany.:-*:-*:-*
répondu par annick le 30/12/2015 19:49
2. ni81 ( 03/02/2008 18:37)
Efa ela ve ianao no tao Paris? Ary maninona raha manatona "association" fa indraindray izy manoro hevitra anao!
3. mamiah ( 03/02/2008 18:54)
efa 1 ans zah no teto , Ny pap's ko efa en cour fa tsy andriko tsony fa mila miasa aho. Dia association inona no hantoniko?
4. ni81 ( 03/02/2008 19:07)
Andraso hanontaniako ilay namako fa izy no tena mahafantatra ilay association satria izy koa tsy manana pap's. Indraindray koa mantsy na dia samy gasy aza dia misy tsy manoro ny zavatra mahasoa ange e.
5. ni81 ( 04/02/2008 09:11)
Misy tsy mazava kely: pap's fahazoana miasa ve no tsy anananao sa pap's fahazoana mijanona eto, misy tsy fitoviany mantsy ireo!
6. xxx ( 04/02/2008 13:32)
Rehefa tsy misy pap's dé ndé mody fa tsy hanimba sy hanaratsy ny endrik'i gasikara aty !!!
7. mamiah ( 05/02/2008 15:17)
Fa zah ngah nangalatra ny anjara masoandron'i XXX ??? mahonena loatra ianao.Ianao ry XXX no tena manaratsy ny endrik'i gasikara amin'izao satria ny mpiray tanindrazana aminao aza hataonao tsinon tsinona.
ni81 : Ny papako sy mamako dia nationalité fa miandry aho sisa, nefa tsy andriko tsony dia aleoko aloha mitady asa.
8. ni81 ( 05/02/2008 17:37)
Ty misy adresse fa tsy haiko na mety aminao na tsia fa antsoy na mandehana any mihitsy.
CFTC (confédération française des travailleurs chrétiens) : 13 rue des Écluses Saint Martin 75483 Paris Cedex 10 – 01 44 52 49 00

Dia mahereza!
9. mamiah ( 05/02/2008 20:25)
ni81: misaotra betsaka akia ah! dia mirary soa .
10. ni81 ( 05/02/2008 21:25)
Tsy misy fisaorana fa dia mahita soa e!
11. xxx ( 06/02/2008 10:10)
mamiah:

Fa zah ngah nangalatra ny anjara masoandron'i XXX ??? mahonena loatra ianao.Ianao ry XXX no tena manaratsy ny endrik'i gasikara amin'izao satria ny mpiray tanindrazana aminao aza hataonao tsinon tsinona.
ni81 : Ny papako sy mamako dia nationalité fa miandry aho sisa, nefa tsy andriko tsony dia aleoko aloha mitady asa.



Tsy misy izany mpiray tanindrazana manao tsintsin zany eo izany !!! fika fotsiny hialana bala!!! samy milaza fa manana nationalité daholo ny rehetra sns.... afaka miandry zany any dago ianao vita izy mandé tsy misy probleme!!!
toy izany no mahatonga ny ambassade sarotiny lasa izay tsy misy tsiny sy ny mba maniry ny TENA hianatra bloké tsy mahazo visa sns...
aza tia tena!!!!http://www.starflexinc.com/_z_aza_mp3/YvonGendron/05_IlEstNotrePaix.mp3

Mba alefaso lavitra ny fijery8O sy ny saina alohan ny manao zavatra
12. cazal ( 07/02/2008 14:22)
marina ny any xxxx fa mba apetraho lé anarana fa aza atao xxx
ny sasany manao ny ataony lasa ny tsy manatsiny marina no tsy tafavoka noho ny fitiavantenanny sasany!!!
13. rastafarai ( 12/02/2008 03:10)
cazal< Tsy d mety marina tokoa kay ny fomba firesak'ingahy ka hitako ny olona no manao angara!
Fanampina no tedavin'ny olona fa refa tsy hanampy nareo d hipitsio any!:8)
xxx< Tena ratsy fanahy nareo! Aza tia tena fa tsy mahalasa lavitra zany! Tsy enao irery no nanana havana tsy nahazo visa fa inn moa no hidiran'ny olona mitady asa @ zany,mialona v fah ny havan'ny tena tsy tafavoaka fa ny sasany nefa aty mi-cland velona ihany. Tano ho anao ny eritreritrao fa ny olona tsy ho voasakanao @ zany!:-D:-D:-D
Lasa adala eo nareo!:lol:
14. ni81 ( 12/02/2008 08:53)
:-D:-D
15. ainaheri ( 15/02/2008 06:23)
manin ra omen'i cazal asa any izy ee,@ lay we tsy ny vola no tsy misy fa fotoana handaniana azy no tsy ampy:-D:-D
16. Veloo ( 15/02/2008 17:57)
Tsy misy izany mpiray tanindrazana manao tsintsin zany eo izany !!! fika fotsiny hialana bala!!! samy milaza fa manana nationalité daholo ny rehetra sns.... afaka miandry zany any dago ianao vita izy mandé tsy misy probleme!!!
toy izany no mahatonga ny ambassade sarotiny lasa izay tsy misy tsiny sy ny mba maniry ny TENA hianatra bloké tsy mahazo visa sns...
aza tia tena!!!!http://www.starflexinc.com/_z_aza_mp3/YvonGendron/05_IlEstNotrePaix.mp3

Mba alefaso lavitra ny fijery sy ny saina alohan ny manao zavatra


cazal [ Valio ] 07-02-2008 15:22:03
Lohateny : Re : Mitady asa eto Paris!!!
marina ny any xxxx fa mba apetraho lé anarana fa aza atao xxx
ny sasany manao ny ataony lasa ny tsy manatsiny marina no tsy tafavoka noho ny fitiavantenanny sasany!!!


Aza mody miafina xxx ry anona ty a olona iray ihany io. ary ny olona otranareo ireny dia tokony arotsaka any anaty afo...
tsy mba mahay mifanampy fa manaratsy foana, tsy ita izay maha malagasy.
ary lainga io fa rehefa tonga any frantsa no tena mora no ahazoana ny nationalite rehefa manana ny RAD. tssssssssss:twisted::evil:

ainaheri [ Valio ] 15-02-2008 07:23:18
Lohateny : Re : Mitady asa eto Paris!!!
manin ra omen'i cazal asa any izy ee,@ lay we tsy ny vola no tsy misy fa fotoana handaniana azy no tsy ampy


ka izy ary mbola hivarotra voandro ko:-D:-D:-D no sady tsy ho zarainy eo mihitsy ny azy
17. ainaheri ( 15/02/2008 18:13)
=))=))=))=))aza koupenao ny tripiko=))=))=))
18. Veloo ( 15/02/2008 18:39)
:-D:-D:-D

raha tsy mahavarotra voandro dia tsy lasa ka :-D:-D:-D
19. tslem ( 15/02/2008 19:07)
ainaheri:

manin ra omen'i cazal asa any izy ee,@ lay we tsy ny vola no tsy misy fa fotoana handaniana azy no tsy ampy:-D:-D



:-D:-D:-D
20. ainaheri ( 15/02/2008 20:41)
Cazal,tena manao oul voanjobory mitsy toi,manao xxx d manaraka maneho ps,mba itanao mo io liens-na hira alefanao @ xxxx io? Refa mpanao ratsy ry toi kobo fona aa,ary @ manaraka mba fetsi² fa tssssssss......Asa iza no hory hava-manana,io wa efa koziko fona io soratra masina io,aza manafintay antsalaka zany,tsy miady a,tsy miady nefa kobay ankelika ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3575