Mitady asa eto Paris!!!
21. cazal
(
18/02/2008 13:09)
rastafarai:
cazal< Tsy d mety marina tokoa kay ny fomba firesak'ingahy ka hitako ny olona no manao angara!
Fanampina no tedavin'ny olona fa refa tsy hanampy nareo d hipitsio any!:8)
xxx< Tena ratsy fanahy nareo! Aza tia tena fa tsy mahalasa lavitra zany! Tsy enao irery no nanana havana tsy nahazo visa fa inn moa no hidiran'ny olona mitady asa @ zany,mialona v fah ny havan'ny tena tsy tafavoaka fa ny sasany nefa aty mi-cland velona ihany. Tano ho anao ny eritreritrao fa ny olona tsy ho voasakanao @ zany!:-D:-D:-D
Lasa adala eo nareo!:lol:
Matoa lé olona izay tsy mahazo visa de misy antony ao fa efa hitan vazaha daholo ny fikanareo ao!!!!
Ny havanareo mikalnd ireny ihnay no tsy mahatafavoka ny sasany!!!!
Ianareo no mipitsiha refa tsy mhataty :lol::lol::lol:
22. cazal
(
18/02/2008 13:13)
ainaheri:
manin ra omen'i cazal asa any izy ee,@ lay we tsy ny vola no tsy misy fa fotoana handaniana azy no tsy ampy:-D:-D
Za lety tsy manome asa olona tsy misy ttsy zany a!!!!
MAZAVA ngamba sady teny gasy mazava tsara zay a!!!:lol:
23. cazal
(
18/02/2008 13:17)
ainaheri:
Cazal,tena manao oul voanjobory mitsy toi,manao xxx d manaraka maneho ps,mba itanao mo io liens-na hira alefanao @ xxxx io? Refa mpanao ratsy ry toi kobo fona aa,ary @ manaraka mba fetsi² fa tssssssss......Asa iza no hory hava-manana,io wa efa koziko fona io soratra masina io,aza manafintay antsalaka zany,tsy miady a,tsy miady nefa kobay ankelika ihany
ELAHY lety no paiso lo an!
tsy mitifitena ve elahy io, toa isa fotsiny sy holohany no tadiavin lahy eto sera2,
ka in no fiatraikan izany any @ ireo tsy manana any DAGO!
Ny asa woa aseho fa tsy lé vava!!!!:P:o8O:lol:
NY VAVA IALAHY io tsy mahasakana ny asako mitsy ampidiro ao @ :(kelin ialahy io IZAY
24. xxx
(
18/02/2008 13:29)
cazal;ampitiava no hitenenako anao ranandahy fa tena tsy mety ny fomba famalianao olona olona mahalala tsara ny fahamarinana ianao ;lay fomba famaly amboary fa jesosy raha notsiratsirainy ny olona tsy mba nana toetra ohatranao zao ka raha mpanaradia any kristy ianao dia tsy mety lay firesaka a plus manalabaraka ny voninahitr'andriamanitra no manala baraka ny finoana misy anao
25. ainaheri
(
18/02/2008 15:23)
Aoka ianao tsy hanononom-poana ny anaran'Atra ra zao ny toetranao,na misy ttasy izy na tsia,@ maha olon'Atra anao (araka ny filazanao),tokony hanana adidy ianao na manome torohevitra na mitondra azy ambavaka akoriny aza ,sinon au contraire,fandatsana no nomenao azy,zany ve r'ise no atao we MIVAVAKA??
Aoka ianao hieritreritra @ zvtr noteneninao na dia iray minitra kely fotsiny aza,tsy misy tompon'ny ampitso isika ka mahaiza mamindra rahavako
Aoka ianao hieritreritra @ zvtr noteneninao na dia iray minitra kely fotsiny aza,tsy misy tompon'ny ampitso isika ka mahaiza mamindra rahavako
26. ainaheri
(
18/02/2008 15:31)
cazal:
tsy mitifitena ve elahy io, toa isa fotsiny sy holohany no tadiavin lahy eto sera2,
ka in no fiatraikan izany any @ ireo tsy manana any DAGO
Ita we tena tsy ao toi,in r'ise no idiran'zany @ forum nampidirinao,za ndray tsy mirehareha otranao ka,na manampy aiza zahako na manmpy aiza tsy ilako tambiny zany ary tsy aderaderako an'iza na iza satria nataoko teo ambany fahasoavan'Atra ary ko tsy voasotra ao anatin'ny soratra masina
28. ainaheri
(
18/02/2008 15:43)
efa mitondra ihany aho fa ehé,ratsy toetra,tia misekoseko zany sady miavom-bava tsisy hevitra
29. xxx
(
18/02/2008 18:56)
zah zao saika hanantona any cazal mba hikarakara ahy fa tsy manana ray amandreny vazaha tsy manambady tena tsisy paps mihintsy nefa mba te hijanona sy hias ary klandy aty dia ahoana sao ampidirinao mikandra ao @ lay assc nao ao zah
30. ainaheri
(
18/02/2008 19:11)
te ho voadaka ery @ tsy mahay maka ery ngah xxxxx,aleo avy any @ pra maka aide :lol:
31. Veloo
(
18/02/2008 22:00)
ELAHY lety no paiso lo an!
tsy mitifitena ve elahy io, toa isa fotsiny sy holohany no tadiavin lahy eto sera2,
ka in no fiatraikan izany any @ ireo tsy manana any DAGO!
Ny asa woa aseho fa tsy lé vava!!!!
NY VAVA IALAHY io tsy mahasakana ny asako mitsy ampidiro ao @ kelin ialahy io IZAY
8O
na inn na inn lazain'olona tsy tokony ahataitra rehefa tena oe " Zanak'Antra" ianao.
Fa ianao tena mila mahay manetri-teny mihitsy.:evil:
32. LazaDaddy
(
19/02/2008 02:47)
Azafady kely e :) Aoka tsy hifamaly fa samy namana :)
mamiah> Raha izaho ianao dia aleoko mitandrema ihany...fa raha asa tsy misy taratasy izany mety tsy hisy karama koa...sady tsy misy contrat no tsy misy assurance...tsy misy fitsipika ifanarahana...
Ny asa azo atao eto aloha izao dia fanampiana an'i Veloo manao "investigation".
mamiah> Raha izaho ianao dia aleoko mitandrema ihany...fa raha asa tsy misy taratasy izany mety tsy hisy karama koa...sady tsy misy contrat no tsy misy assurance...tsy misy fitsipika ifanarahana...
Ny asa azo atao eto aloha izao dia fanampiana an'i Veloo manao "investigation".
xxx:Mbola mila fikarohana lalina be io hoe iza ary ity xxx ity?
starflexinc.com/_z_aza_mp3/YvonGendron/05_IlEstNotrePaix.mp3
33. ainaheri
(
19/02/2008 04:32)
Laza> Tsy mifamaly eto r'ise a,f'aleo sasana kely alou ny atidohany fa very fanahy mbola velona
34. ainaheri
(
19/02/2008 04:46)
Hoy i xxx:
starflexinc.com/_z_aza_mp3/YvonGendron/05_IlEstNotrePaix.mp3
Mbola mila fikarohana lalina be io hoe iza ary ity xxx ity?
Ary ito r'ise nalaiko tao @ sarin'i cazal
http://www.starflexinc.com/_z_aza_mp3/YvonGendron/05_IlEstNotrePaix.mp3
35. ainaheri
(
19/02/2008 04:48)
Azafady fa tonga dia io no navoakany fa averiko eto
starflexinc.com/_z_aza_mp3/YvonGendron/05_IlEstNotrePaix.mp3
tao @ sariny io nalaiko
starflexinc.com/_z_aza_mp3/YvonGendron/05_IlEstNotrePaix.mp3
tao @ sariny io nalaiko
36. LazaDaddy
(
19/02/2008 05:58)
Mbola mila fikarohana lalina be io hoe iza ary ity xxx ity?ainaheri> mila fikarohana lalina satria mety ho olon-kafa no "nindrana" an'ilay "hira fanevan'ny TDM"...fa matetika ireny mpanao xxx ireny mitranga ho azy eo ihany milaza ny tsy anontaniana :)
38. Veloo
(
19/02/2008 16:14)
Laza a eny e
na izany na tsy izany tssssssssss tsy manome mihitsy ilay bandy kle:twisted:
na izany na tsy izany tssssssssss tsy manome mihitsy ilay bandy kle:twisted:
40. Veloo
(
19/02/2008 18:05)
mignone [ Valio ] 19-02-2008 17:28:38
Lohateny : Re : Mitady asa eto Paris!!!
manomé inona ry veloo ?
expression retsy io a tsy misy dikany, tsy mahavita azy, tsisy ilaivana azy, tsy avotra e hihihihih