Mitady asa eto Paris!!!

41. mignone ( 20/02/2008 12:35)
kôzy ve ?:-P:-D:-D:-D
42. Veloo ( 20/02/2008 14:57)
mignone a ie kozy ka :-P

ainaheri> mila fikarohana lalina satria mety ho olon-kafa no "nindrana" an'ilay "hira fanevan'ny TDM"...fa matetika ireny mpanao xxx ireny mitranga ho azy eo ihany milaza ny tsy anontaniana


tsy ita intsony i Laza satria tsy nahita proof ny inverstigation-ny... ka ita fa evidence be zao ko :-D:-D:-D
43. ainaheri ( 22/02/2008 04:11)
Ary nanin wa lery tsy namoka hira tsony ee??:roll:8O:-D:-D
44. Veloo ( 22/02/2008 18:56)
o lety hira inn ? hira iray fona lesy no averimberina tao a sa tsy izany?:oops:
iray ihany aloha no henoko e hihihihi
45. Veloo ( 22/02/2008 18:57)
hira ray ihany no averimberin'lery ao hihihih
46. ainaheri ( 01/03/2008 01:52)
ié ,fa zao lery tsy mamoka tsony hihihi jereo eto ,jereo eto isaky ny mietsika:-D:-D:-D:-D
47. aloalo ( 01/03/2008 04:55)
nareo reto wa, tsy mety tapitra mihitsy ny tantara !Tonga de Mikakakaka b za vao mamaky an'i ainaheri
=))=))=))
aleo manome ny sosokeviny zay te hanome, du moment fa tsy mamely oul e !

sao d oul hafa kosa aza io xxx io d faly mandrangitra fotsiny. fa na zany aza reny biby tokony mivoaka anaty lavaka
48. Veloo ( 04/03/2008 20:03)
aloalo a dia ekenao fotsiny zany ny zavatra mitranga otran'io?:-D:-D:-D
49. aloalo ( 04/03/2008 23:30)
veloo> raha tena izy io dia tsy ekena alou e, fa raha tsy izy tampoka d aona ?
manjary miova b anie le dinika indr11 d lasa miafara @ fitsakona vandro fotsiny za e :miam::miam:
50. Veloo ( 05/03/2008 03:28)
aloalo [ Valio ] 05-03-2008 00:30:33
Lohateny : Re : Mitady asa eto Paris!!!
veloo> raha tena izy io dia tsy ekena alou e, fa raha tsy izy tampoka d aona ?


tsssssss vakio hatramin;ny volohany lesy a
51. dailynews ( 12/07/2008 21:31)
http://paris.en.craigslist.org/

jereo amin io rohy io sao dia misy azonao atao. Afaka mijery ny asa izay tadiavinao ianao no afaka mijery zavatra hafa ihany koa. Na trano izany na inona. Tsindrio izay hitanao fa mety, na education izany na childcare( fizatizaba zaza) na .....
Mazotoa.
52. dailynews ( 12/07/2008 21:32)
fizatizaba=> fitaizana zaza. ialana tsiny indrindra re tompoko.
53. xxx ( 17/12/2008 12:41)
nivern tampoka ary aho !! iza daoul le nteniten ahy teo an ????!!
mitady inn ?? tsy mahalala andralaza !! voalou alo an tsy ilaina miteny tsony iainaheri faharoa ze mbola miady eo de ameko vandro
54. linete ( 21/08/2009 21:53)
Manao ahoana daholo.Tena gaga sy talanjon'aho namaky ny resak'areo.Ny mampalahelo ahy dia;Ianareo miseo milay fa manana taratasy eto anda-fy de midingindrambo hoe zay manana taratasy.Nefa ny mampalahelo de ny tena GASY tsy hitovy @ vazaha mihintsy.Ary tsy hikarama otran'ireo vazaha ireo mihintsy(1OOOOE-12000E)de hakombony ny vava fa aza manambany ny Gasy.Rehefa Gasy de mitovy daholo fa MALAGASY :D
55. ni81 ( 22/08/2009 16:04)
Aza fohazina intsony ny efa matory e! :-P
56. fahamarinana ( 23/08/2009 12:03)
:arrow: :-D :-D :-D zao za lasa taitra !tssss! Dia ho avy eo koa ny be sy ny bobaka zao ! :-P (l)
57. ni81 ( 23/08/2009 12:11)
zao za lasa taitra !tssss! Dia ho avy eo koa ny be sy ny bobaka zao !
zany ange oa e! Misy olona raha hamoha fota-mandry ato an! :D Ny 2009 aza ity efa kely ndray sisa dia ho tapitra ...
58. booboo ( 23/08/2009 13:35)
Aleo klou zà hanoratra ato koa dieny mbola tsy tapitra ny 2009
59. ni81 ( 23/08/2009 13:38)
Aleo klou zà hanoratra ato koa dieny mbola tsy tapitra ny 2009
:D
60. pita3 ( 05/02/2015 13:54)
mitady asa o!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3128