Politika
bazylou
(
25/11/2010 17:28)
asa amin'ny taona 3000 angambaraha hisy.
Aiza le gasy milaza fa milay e? aiza??Jereo izao fa misy filoha maizina 4 5 cameroun, guinee, gabon,.....no nampakarin'ny frantsay tribonaly fa nanodikodina v...
tohiny
novalian'i jiolah ny 26/11/2010 12:19
bazylou
(
24/11/2010 18:39)
lany tsoka atsy sudaf le8 zao , ka asa raoviana no ampodin'i zoma ny razana,
loooool,
efa taolana sisa e,
le pauvre,
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i jiolah ny 26/11/2010 12:08
bazylou
(
24/11/2010 18:24)
rehefa vendrana iray firnenena dia lafo ambongadiny mbamin'ny zafiafy sy ny vady ao an trano.
mbola ho aiza no anaovan'ny frantsay an lisany.
Ny vehivavy ao mdg manarak'izany raha vao hoe vazaha dia ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/11/2010 17:24
kamory
(
24/11/2010 15:33)
Maninona no matahotra sy kery saina ; Mamono ny General Raoelina sy Coutity fa ry Charles tsy sahy nokitihina satria matahotra sao dé hivôka ny halatra nafenina sy ny rtsy natao rehetra! Tena oul t...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 12/12/2010 13:32
cyril
(
23/11/2010 10:59)
Tena zava-doza ity fa nipirina sy nitokona daholo ny Mpanohitra ato amin'ny serasera dia ANDIHIZAN'I BAZYLOU IRERY NY SERASERA TSIKA
Alefaso ny vaovao vatofototra hanoherana an'ity Bazylou ity fa ot...
tohiny
novalian'i bazylou ny 24/11/2010 18:22
bazylou
(
22/11/2010 19:21)
fa tsy mahateny e; beurrk
izao nonalehanyrehefa lany andro misolelaka etsy sy eroa dia mizity amin'ny trosa be igagana sy ny 4x4 kooo.
izao izany efa voaviody amin'ny ambongadiny nygasy 20 000 000 ...
tohiny
novalian'i zokybe ny 24/11/2010 20:29
andrywui
(
22/11/2010 12:44)
Mbola ho avy ny andro ataotsika manfatiny le bitro lahy lahy io
alefalefanle lava nify io any Tsiafahy aby ve ny oul kléé !!...
sssshhhh !... raha mbola manohinohy an'io adalany io ihany reo faty ...
tohiny
novalian'i nanjakely ny 23/11/2010 11:08
vatofototra
(
21/11/2010 11:58)
REGARDER VIDEO Journal 20 novembre 2010
- Journal Affaire Bani
- Réaction des politiques
- Affaire Fetison Andrianirina
- Général Ferdinand Razakarimanana
Invité du Zoma Onitiana Realy TVPl...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/11/2010 09:18
bazylou
(
21/11/2010 09:17)
voafehy tanteraky tgv ny baolina waaa,
midira izay sahy eo indray ary e,
izay mairen'ny tana lany eo aloha dia tsy tafala am tgv eee.
misokatra tsikelikely ihany na be mpanakora aza ny orinasa ao ...
tohiny
novalian'i nanjakely ny 23/11/2010 11:11
tiiaa
(
21/11/2010 06:37)
mba henoy kely ity ry GASY mahay ABD ....
Inona moa no tokony hampiakatra anao @ zao raharaham-politika izao?? tsy aleonao ve mangina tsy miteny sa...? zao ane no izy ee, inona no antony na...
tohiny
novalian'i jiolah ny 22/11/2010 08:02
bazylou
(
20/11/2010 18:25)
ny anareo mianakvy kooo.
dia hahafaty inona izay rasila kely maty noana ary??
ny lalitra ao amin'ny toby aza tsy matiny,
ny kirarony aza tennis no entiny fa tsy rangers akory, .......
tsy mediva rehe...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/11/2010 19:18
ziva6
(
20/11/2010 16:44)
censuré na moa izy ty,zay tafiditra sy voatonona ao ny mpitondra fat sy ireo mpiaraka aminy d jereo tsara!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=q7gaSpcyAXI[/youtube]...
tohiny
RUZ9
(
20/11/2010 10:19)
Mandra-pahoviana ny mpitandro ny filaminana no hatao ho fitaovana famoretam-bahoaka?
hatr@ oviana no heloka ny fanehoan-kevitra?
AVELAO NY VAHOAKA HITENY
"Ny olombelona toy fotaka ka poretina vao miah...
tohiny
novalian'i alina ny 15/01/2011 21:22
RUZ9
(
20/11/2010 10:08)
Mifarana ity ny FAT nikasa ny hanalava ny fotoam-pitondrany t@ iny saritsarina fitsapan-kevi-bahoaka iny.
Nihoatra ny 50% ny tahan'ny tsifandraisana anjara ankoatr'ireo tsy voasoratra na niniana tsy ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/11/2010 18:26
piozila
(
20/11/2010 08:40)
1-tena mahagaga ianao ity (na koa mampahatsiaro ahy ireo mpanao politika namotika an'i Madgasikara)
Hatramin'ny 2008 ka hatramin'ny octobre 2010 ianao dia tena fanatik be an'i Radomelina ary tena miak...
tohiny
novalian'i bazylou ny 24/11/2010 18:26
vatofototra
(
19/11/2010 18:21)
REGARDER VIDEO déclaration CEMGAM 19 novembre 2010
- Déclaration Chef de l'armée de la Hat - CEMGAM
http://www.vatofototra.com
...
tohiny
Rabaradaka
(
19/11/2010 10:39)
Izao ry dadatoa a, hatrany amin'ny Lycée ka hatreny amin'ny ACMIL no niarahako tamin'ity Colonel Coutiti izay lasa malaza ratsy noho ny affaire 2002. Tiako ampahafantarina kely anao io rangahy io, ke...
tohiny
novalian'i tiiaa ny 21/11/2010 06:27
Rabaradaka
(
19/11/2010 10:29)
I dadatoa Ratsirahonana amin'izao ora itenenantsika izao dia mangataka amin-dRatsiraka ny hiara-dia aminy. Mila samborina i Ratsirahonana...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2010 20:38
Rabaradaka
(
19/11/2010 10:25)
O ry dadatoa a, raha nanontaniana ny Général R... dia nilaza fa tsy hisy tafika hifanafika izany na inona baiko na inona baiko. Fa i Alain Ramaroson, hoy izy no ao ambadik'izao fifanafihana mety hit...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 26/11/2010 08:41
Rabaradaka
(
19/11/2010 10:15)
Miantso ny vahoaka rehetra hidina an-dalam-be hanohitra an'i Andry TGV, averiko tsara hanohitra an'i Andry TGV. Asaivo hidin'i Andry ny TVPlus sy MATV fa tsy maintsy mitsoaka iny anio dia anio ihany...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2010 20:43
