Politika

bazylou ( 02/11/2010 19:31)
No resy lava sy azo ampiesoninafona nmy gasy nefa be zity be we mahay an'izatsy sy zaroa e. Tgv mpanongam panjakana e, blablabla e, Beuuuurrrrrrk Aminay dia tsotra ihany, rehefa mbola be wawawa sy ts... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/11/2010 18:33
piozila ( 02/11/2010 14:42)
Any ianao Komanda Charles, Voalohany, komanda ianao hatreto fa tsy Lietna-kolonely satria fitondrana sandoka (azo tamin’ny fanonganampanjakana izay nataonareo) no nanome galona anao sy ireo namanao ... tohiny
Hinagasy ( 31/10/2010 22:48)
Tsy polémique mihitsy no tadiaviko fa mba te hahafantatra aho . Ny vatican voalaza hoe ni-reconnaître ny fitondrana HAT, ho an'ny katolika tsy manohana ny HAT, lasa fahotana ve ilay tsy fanekena ... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 06/11/2010 06:05
vatofototra ( 30/10/2010 09:40)
REGARDER VIDEO Tantely ANDRIANARIVO invité Resabe MaTV 29 octobre 2010 - Tantely ANDRIANARIVO invité de Radavidson - Resabe MaTV 29 octobre 2010 Participer au débat sur le projet économique et... tohiny
fijo ( 29/10/2010 19:12)
« Tsena Mora » : Certains produits déjà revendus PDF Imprimer Envoyer Vendredi, 29 Octobre 2010 00:00 Certains bénéficiaires des « Tsena Mora » dans les arrondissements, ont ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/11/2010 21:46
Dan23 ( 29/10/2010 15:30)
Mba mahalasa saina ihany hoe :"inona marina le oe kianjan'ny demokrasia" ary an'iza le kianja???? Aleo tonga dia tenenina miits ranga ho "foza tay" a,notokananla le kianjan'Ambohijatovo ho kianjan'ny ... tohiny
novalian'i jiolah ny 02/11/2010 11:33
fijo ( 28/10/2010 21:49)
Raharaha Philipe Verdon : Nokianin'ny minisitra Organès i Lalatiana Viva PDF Imprimer Envoyer Jeudi, 28 Octobre 2010 00:00 Notsoahina tamin'ny asany ny komisera Brunel ary nahazo sazy araka... tohiny
novalian'i jiolah ny 03/11/2010 12:15
Dan23 ( 28/10/2010 13:22)
Anomboka indray mantsy ny fifidianana dia hitady lalana saady ny FOZA.nanin ts tsy tamla nandroba fahefana de efa nosokafana io ra tena endry fa ts io no mody anambatambazanla ny vahoaka eo.Taiza zao ... tohiny
novalian'i locl ny 30/10/2010 13:47
LazaDaddy ( 27/10/2010 22:01)
[quote]Enorme problème pour QMM, Cette entreprise de production d'ilménite de Tolagnaro est fermée depuis hier suite au mouvement de revendication de l'association Fagnomba qui a placé des barrage... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 01/11/2010 01:47
fijo ( 26/10/2010 19:14)
PPN : Risque de problème d'approvisionnement PDF Imprimer Envoyer Mardi, 26 Octobre 2010 00:00 Pour ce qui concerne les produits de première nécessité (Ppn), l'Instat de faire savoir que le ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2010 21:54
LazaDaddy ( 26/10/2010 12:53)
Soaring demand in China and political unrest in Madagascar are fuelling illegal logging for hardwoods in the African nation, a report concludes. [url=http://www.bbc.co.uk/news/science-environment-116... tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2010 19:21
bazylou ( 26/10/2010 12:08)
vozera i TGV dia akombony ny vava ... tohiny
novalian'i bazylou ny 05/11/2010 16:44
rabaradaka ( 26/10/2010 10:00)
dadatoa a, aty aminay aty ambanivohitra ny TGV dia Tay Ze Voa, dia matahotra izaya sao voa. Fa inona no tokony ho fidinay eny sa tsia sa tsy mifidy ? Valio fa efa ho avy ny Tsena mora ka lasa manao en... tohiny
novalian'i Fall ny 06/11/2010 18:48
RAR.DAGO ( 26/10/2010 05:27)
Isika eto toa faly fotsiny hoe nihinan'ny aganony i Rajemison fa inona izany no mba ataontsika hampandrosoana ity firenena ity? Satria raha tsy my olona manakevitra sy manana informations no mihetsika... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 04/11/2010 05:37
LazaDaddy ( 25/10/2010 22:01)
Raha olona ohatr'ireny kosa angamba tsy hanome tsiny ahy ianreo raha miteny hoe "tsy mendrika ny hisolo tena ny Malagasy ka tokony ampodiana". Izaho atao Ambasadaoro fa tsy hanala baraka ny firenena o... tohiny
ruz9 ( 24/10/2010 15:07)
Ho an'ireo bola tsy nifoha, aleo ny baiboly no hamoha anao; izay manana mamakia. Mitranga tokoa izao ny voalazan'ny mpahita maro manao hoe eto amintsika no hitranga izay voasoratra ao ISAIA III na IZA... tohiny
novalian'i vonynive ny 29/10/2010 06:46
vatofototra ( 24/10/2010 13:07)
REGARDER VIDEO Sommet de la Francophonie: les dirigeants de Madagascar n'étaient pas invités 23 octobre 2010 - Encore une fois Madagascar refoulé à des sommets internationaux Participer au dé... tohiny
novalian'i alina ny 09/11/2010 02:56
LazaDaddy ( 24/10/2010 07:47)
[url=http://www.tsr.ch/video/info/journal-19h30/2613656-sommet-de-la-francophonie-les-dirigeants-de-madagascar-n-etaient-pas-invites.html#id=2613656]Jereo sy henoy eto[/url]... tohiny
novalian'i ziva6 ny 24/10/2010 13:39
locl ( 23/10/2010 17:49)
Za moa efa niteny hoe nanomboka ny cérémonie Francophonie eto Suisse, androany Jounal Télé Suisse Romande 19h30 izay mijery ao aminy site tsr journal 19h30. Reportage Rajemison nanatrika ny céré... tohiny
bazylou ( 23/10/2010 17:11)
tonga daholo ny goaika antitra rehetra hamaly faty ny tim and co, dia ho inona indray?? ny bizina tsy maintsy misaosy ihany . efa ny propagandy izao no mamely mafy ary ohatra ny mahazatra ihanyny zava... tohiny
novalian'i Dan23 ny 29/10/2010 15:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.1196