Sahiran-tsaina izahay tantsaha amin'ity TGV ity

1. rabaradaka ( 26/10/2010 10:00)
dadatoa a, aty aminay aty ambanivohitra ny TGV dia Tay Ze Voa, dia matahotra izaya sao voa. Fa inona no tokony ho fidinay eny sa tsia sa tsy mifidy ? Valio fa efa ho avy ny Tsena mora ka lasa manao eny daolo zahay sy nenitoanareo
novalian'i Fall ny 06/11/2010 18:48
2. mepaka ( 26/10/2010 16:46)
raha tsy mirevy fozaorana toi dia ;TSIA...aza mihinana ireny fa mankarary vavony ireo r'ise ty a!
3. ziva6 ( 26/10/2010 18:10)
aza manaiky tambazana @ zavatra kely tsy haharitra mandrakizay é, rehefa lany ny ENY d hitanao indray ny tsena lafo b,tokony hijery ny lavitra zay hahasoa ny rehetra sy ny taranaka handimby fa tsy anio fotsiny.
4. fijo ( 26/10/2010 19:17)
matori amaraina,fa zara za misy andro ahafahana mialasasatra e
5. Dan23 ( 29/10/2010 15:33)
Tay be le ENY fa aza mifidy anreny a
6. piozila ( 30/10/2010 06:40)
ka ny olana anie, ilay bulletin unique dia azo fenoina any antrano e! ary mora be ny mangalabato tsy misy arakaraka terena ilay tsy mahay mamaky teny sy manoratra hoe ity vato efa nasiany marika ity no halatsakareo de izay. 60% malagasy tsy mahay mamaky teny sy manoratra
7. Fall ( 06/11/2010 18:48)
manentana mba tsy hisy akory handeha hifidy!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1257