Politika

bazylou ( 13/11/2010 18:44)
iza amin'izy 3 mitsama ireo no ho lany eto iarivo??? efa tsy any amin'ny eny sy tsia tsony ny baolina izao beurrrk... tohiny
bazylou ( 13/11/2010 18:30)
atao daholo ny horakoraka, ny esoeso rehetra fa tsy nety eeee, natao koa ny ompa sy ozona fa tsy tafavoaka ihany , aiza ihany le gasy tonga saina fa be wawawaa fotsiny izato izy kooo. lazaina fa v... tohiny
RUZ9 ( 13/11/2010 14:03)
Atao amboletra ihany ity ilay atao hoe "fitsapan-kevi-bahoaka" handaniana lalam-panorenana. Maika tokoa ve ny fanovana ny lalàm-panorenana? Ny hita aloha izao, na lalàna inona io io na lalàna inon... tohiny
novalian'i jiolah ny 15/11/2010 13:18
vatofototra ( 12/11/2010 11:37)
REGARDER VIDEO Fetison Andrianirina et plusieurs leaders politiques ont été emprisonnés par la Hat 11 novembre 2010 - Fetison Andrianirina et plusieurs leaders politiques ont été emprisonnés p... tohiny
hery ( 11/11/2010 09:27)
Raha toa ianao ka tsy mankasitraka ny HAT na tsy matoky ny HAT dia aza mandeha mifidy akory. Satria nahoana? Betsaka tokoa ny resaka momba ny fitsapan-kevi-bahoaka ho avy ity ka mba arosoko ihany koa... tohiny
novalian'i rahery08 ny 16/11/2010 06:44
vatofototra ( 10/11/2010 21:03)
REGARDER VIDEO Raikitra indray ny sakoroka - Répression à Antanimena 10 novambra 2010 Sakoroka teny antanimena, Behoririka ny alarobia 10 novambra 2010 rehefa tsy navela hiditra teny amin'ny kianj... tohiny
RAR.DAGO ( 10/11/2010 08:55)
Fa raha @ izao fotoana izao no manao sarin'olona (poupée) @ sarin-dry R8, Andry,Charles, Lylson, Ratsiraka sns dia sady mivarotra paingotra miaraka aminy mba hanalàna fo rehefa tezitra!!! Fa tena m... tohiny
itaramasoandro ( 10/11/2010 04:28)
"Million-dollar beds fuel Madagascar timber crisis" - BBC, ho hitanao ao @ http://www.bbc.co.uk/news/science-environment-11626412 tsy hay ny tsy hizara ny lahatsoratra. ... tohiny
Alina ( 10/11/2010 04:03)
Slt daholo, Zaho aloha mahita fa lany andro eto foana isika raha variana hitanisa izao no tokony hampidirina na tsia ao @ Constitution.Ekena aloha fa misy minimumn-javatra tokony ho ao fa ny tena zava... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 07/12/2010 07:36
Rabaradaka ( 09/11/2010 11:10)
Mandeha tokoa ny tantara ry zareo. Fa 40 taona aty aoriana dia mbola io ihany i Gasikara kely mandohalika amin'ny La France, mbola tsy menatra ihany ry Andry TGV sy ny forongony misolelaka amin'ny La ... tohiny
novalian'i alina ny 04/12/2010 22:09
vatofototra ( 09/11/2010 08:43)
REGARDER VIDEO Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? Vidéo retirée - Censuré? Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? Partie 1 à 4 Nous sommes désolé,... tohiny
novalian'i jiolah ny 12/11/2010 12:49
AndriambyII ( 08/11/2010 22:51)
Hafatra tiako ampitaina manokana ho an' ilay nanana PS "Andevo " niseho be didoha teto @ serasera nanoloana ahy , na iza izy na iza ! Mivoaha avy ao @ maizina raha tena taranak'olombanona hifanazavan... tohiny
vatofototra ( 08/11/2010 18:25)
REGARDER VIDEO Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? novembre 2010 Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? Partie 1 à 4 Participer au débat sur le projet... tohiny
andrywui ( 08/11/2010 17:38)
[quote] piozila - 02/11/2010 15:42 Any ianao Komanda Charles, Voalohany, komanda ianao hatreto fa tsy Lietna-kolonely satria fitondrana sandoka (azo tamin’ny fanonganampanjakana izay nataonareo) ... tohiny
novalian'i piozila ny 12/11/2010 15:54
RUZ9 ( 08/11/2010 09:03)
"Ela no niandrasan' ny vahoaka filoha sahy miteny ny marina"; fa mbola mpamitaka ihany no hitany teny @ lapan'ny kolontsaina raha tsy izany; avoahy ny marina momba an'iny raharaha 26-janoary 2009 iny... tohiny
novalian'i jiolah ny 10/11/2010 05:21
RAR.DAGO ( 06/11/2010 05:45)
Isika eto @ ity lohahevitra ity izany (ary fonosiko ao antin'izany ny tenako) tompon-daka eran-tany amin'ny fitsikerana sy fanakianana ny hafa. Ka andao ary isika mba hirotsaka koa mba jerena izay vi... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 14/11/2010 00:20
bazylou ( 05/11/2010 16:45)
fandrosoana dia ny fitoviana tsy misy valaka amin'ny fotsy hoditra, na fiteny , na toe karena na fahaizana, .......... ankoatran'izay mahantra fona ny klasiny e, raha tsy hoe hanao rajakombazaha anga... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/11/2010 13:21
bazylou ( 05/11/2010 16:43)
tsssss, tsy hoe politika no atao fa seza iadivana ka tsy mahagaga e, na ny mpilaiso taloha izany izao averina indray , beuuurrrrk... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 07/11/2010 05:15
itaramasoandro ( 05/11/2010 04:01)
[i][b]ny maha-malagasy antsika ary voatahiry ao an-tsain'ny malagasy[/b][/i] : [b]iray tanindrazana[/b] - [b]iray fiteny[/b] - [b]iray tantara[/b] : maro fiaviana (aostraonezianina, arabo, afrikana) ... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 09/11/2010 04:27
vatofototra ( 02/11/2010 21:41)
REGARDER VIDEO Inédite : Candidature des maires avant l'adoption de la constitution qui doit les régir 02 novembre 2010 Il faut étre vraiment aveugle pour ne pas voir l'aberration totale à Madaga... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 04/11/2010 06:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8164