Politika
bazylou
(
12/12/2010 13:19)
tsoin, tsoin, ...................beuuuurrrk...
tohiny
bazylou
(
11/12/2010 09:45)
sy le hoe legalista lany liste e???
nangina hoazy wa fa resy teo
beuuuuurrrrk , ary naninna ary no tsy notohan'dry lerony ry tonadro saika ho any belgique?
gtt lany bala fotsiny fa tsy mahavita ino...
tohiny
novalian'i cyril ny 12/12/2010 10:07
bazylou
(
09/12/2010 18:56)
nangataka mafy ny hiaona am sarkozitra hono le8, dia nodin'ny sarkozatra fanina.
Lolololol, aza manody ny goavy manta anti frantsay marina.hihihihihih
beuuurrrk
Ry dolin sy ry toandro koa aza izao ...
tohiny
novalian'i cyril ny 12/12/2010 10:09
bazylou
(
08/12/2010 17:33)
cote d'ivoire indray izao fa tsy mdg tsony.
beuuurk...
tohiny
novalian'i cyril ny 12/12/2010 10:10
sylvaine
(
07/12/2010 14:19)
Tsenjery krismasy :
any ho any krismasy
fa n aty krizi gasy
kadô tsena mora
lasa deba r' le fatsora
...refa manohitra aleo mikôz mora
fa 300ar n bus mankeny antanimora
oan'reo ze tena sahisahy
ôtsi...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2010 09:50
bazylou
(
07/12/2010 12:12)
ny zava miseho any ci sa any mdg ? raha nilamina sy nijanona teo manko ire gisalahy roa ireo dia CI no nisy tao mdg.
Mandritran'izany aloha dia mitohy sy tokanana ihany ny zavatra vitan'ny tgv etsy sy...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2010 10:44
sitlo
(
05/12/2010 20:22)
Andry Rajoelina: "mes modèles sont Nelson Mandela et Mahatma Gandhi"
Efa misy fahavoazana mihitsy. Mba ampianaro ihany ny ankizy ry ireto fa dia lasa miteniteny foana ka.
Rehefa kelikely koa dia "j...
tohiny
novalian'i walte ny 13/12/2010 16:36
vatofototra
(
03/12/2010 17:42)
REGARDER VIDEO Edition spéciale Présidentielle Côte d'Ivoire 03 décembre 2010
- Incendie dans la région d'Abobo
- Le représentant de l'ONU en Côte d'Ivoire vient de valider la victoire d'Al...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 06/12/2010 13:39
bazylou
(
02/12/2010 17:36)
izany indray hono no anodina ny baolina ao amin'ny tim and co, dia jereo tsara fa hivadika mena le ravatomanga; ary i kotoarivelo tsy ho velona koa , i peau rouge aza efa lany morse kooo,
lolololoo
...
tohiny
novalian'i cyril ny 03/12/2010 11:48
bazylou
(
02/12/2010 17:32)
amin'izay izany izao an, looolll
aza manody ny zana dambo marina, le8 atsy efa taolana sisa.
MAzotoa ry zareo mitolona wawawawa.
Efa tgv a vie izao ny baolina, dia jereo izay anala azy teo ary raha...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 12/12/2010 13:17
locl
(
02/12/2010 09:55)
Fa mieritreritra ve nareo HAT fa tena tsy maintsy ny sitraponareo no tsy maintsy tanterahana ao Madagascar ao e!
Vao avy namaky ny article taminy fanambarana nataon'ny chargé d'affaire USA aho io, ka...
tohiny
novalian'i cyril ny 03/12/2010 11:43
bazylou
(
01/12/2010 18:55)
i raharinaivo an, dia manolo ekipa daholo fa mafy be le bandy kely lazain'ny sasany .
loooll
beeeuuurrr...
tohiny
novalian'i cyril ny 03/12/2010 11:45
bazylou
(
01/12/2010 09:23)
ny atao rehetra ry cyrilll mitsako bila dia tsy maintsy hiantso pompier any amin'i rahery e, loooooooool
beurrrk...
tohiny
novalian'i cyril ny 02/12/2010 09:23
bazylou
(
30/11/2010 10:44)
ihany ny mairie an'ny tana ,
misy olona manao zavatyrta ihany ao izany...
tohiny
novalian'i cyril ny 02/12/2010 09:25
bazylou
(
30/11/2010 10:43)
no karaman'ny cst, ary efa nahazo karama daholo izy rehetra anio.
Ahoana tohizana ve??
sa himenomenona fotsiny??
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 01/12/2010 18:54
bazylou
(
30/11/2010 10:30)
fa raha mbola hifampijery eto dia eo ihany no raisina ary tsy maintsy anaompo an'ny tgv ihany e.
Dia lany amin'ny tsetsatsetra etsy sy eroa fotsiny dia tsy hahavitainona akory.
VIta izao ny aferanda...
tohiny
novalian'i cyril ny 30/11/2010 10:57
cyril
(
29/11/2010 11:27)
asian'i bazylou atsy kà ! kakeriny eroa kà , volosany izatsy kàh ! ANAZY NY TANANA E
tsisy mahavoaka hevitra firy intsony isika ry reto fa toa anjakan'ilety marina tokoa ny serasera a :
zany ani...
tohiny
novalian'i cyril ny 03/12/2010 11:50
fijo
(
26/11/2010 21:53)
araka ny filazan'i ilay zazakely iny,dia "iny no isann'y fifidianana mazava sy madio indrindra"?????kay leeeeee,mba mahalala izany atao hoe fifidianana izany ve le zazakely io,sa tantarana fifidianana...
tohiny
novalian'i cyril ny 29/11/2010 11:10
rabaradaka
(
26/11/2010 08:47)
Gaga ihany aho amin'ny fitenin'ity dadatoa Le sénateur Paul Wille ity, toa izy mihitsy no tena "bob" ao Eropa ao, nefa ange ka nandray "pot de vin" be tamin'ny TGV e ! Nomena vola 1.5 millions d'Euro...
tohiny
novalian'i bazylou ny 27/11/2010 18:27
rabaradaka
(
26/11/2010 08:34)
Hihaona ry dadatoa 4 mirahalahy fa efa an-dohalika ny ranom-bary. Dia hoy izahay aty an-tsaha hoe : tena fihaonana amin'ny fo madio hamaha ny crise sa fiatsaram-belatsihy ? I mopera Odon MArie Arsène...
tohiny
novalian'i nannie ny 27/11/2010 05:56
