Politika

diloo ( 26/12/2010 15:49)
Tratrin'ny Krismasy iaby. Nivangy tsindraidray teto aho, fa tsy manadino akory. A+... tohiny
novalian'i ouioui ny 31/12/2010 06:40
bazylou ( 24/12/2010 23:06)
eo mihitsy na gasy iza na iza , fa hiady anjara sy lahatra no tadiaviny. dia samia manompo azy ry gasy rehetra. beuuurrkk... tohiny
novalian'i bazylou ny 30/12/2010 19:43
vatofototra ( 24/12/2010 20:16)
Vatofototra - Joyeuses fétes et Bonne année 2011 L’équipe de Vatofototra et Vitatsika vous présente ses meilleurs vÅ“ux et vous souhaite des joyeuses fétes et Bonne année 2011. Ny ekipanâ... tohiny
bazylou ( 21/12/2010 22:42)
hanongana an'i tgv eo ??? iza?? toa tsy misy sahy fa mimenomenona miaritra eo fotsiny hany ka rehefa ataony vao mijafajafa eo. Tsy misy vaha olana rehefa tsy tonga izay. Beuuurrrk... tohiny
novalian'i 0uioui ny 30/12/2010 10:27
bazylou ( 21/12/2010 22:40)
na i roland ratsiraka dia tena hita fa dia ny fikan'ny deba sy ny systemen'ny deba ihany no aodikodin'ny tazy anodinana saim bahoaka. beuuurrrk Efa misy mpanolo vita i deba ry zalahy... tohiny
novalian'i bazylou ny 30/12/2010 19:44
Rabaradaka ( 21/12/2010 14:12)
Ny vahaolana amin'ity crise ty ry dadatoa dia ny fanesorana an-dRajoelina amin'ny fomba rehetra. Raha mbola dadatoa rajoelina no eo dia tsy hangina mihitsy i Zafy, Rakotovahiny Emmanuel sy ny forongon... tohiny
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:07
cyril ( 21/12/2010 10:51)
-Hitantsika angamba tato ho ato ,fa de tsy takona afenina tahaka ny lamban-drazanany mihahy eo andrefa-tanana ,fa -Lasa mahazo vahana ato amin'i politika ato i bazylou tgv rey oul , ka raha mivenave... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/12/2010 00:43
gasyihany ( 21/12/2010 08:13)
Ny mahagaga dia mody fanina ireto mpangalatra zom-bahoaka an-keriny ka naka fitondràna tamin-kerisetra, ka nanangana fanjakana sandoka, ohatran'ny hoe tongatonga ho azy izany krizy izany, ary dia eza... tohiny
novalian'i rijadolly ny 21/12/2010 19:15
vatofototra ( 20/12/2010 10:41)
REGARDER VIDEO Edition spéciale France Afrique - Reportage france2 - La raison d'Etat - L'argent roi - Journal Situation Côte d'Ivoire - Journal Gabon - Manifestation contre l'incursion de la ... tohiny
novalian'i laza5700 ny 20/01/2011 00:31
bazylou ( 19/12/2010 16:01)
vahoaka maro be tsy hita isa no nandevina an'Atoa Portos omaly, hoy ny hiran'ny olona hoe " ZAHAY TSY MIALA @ AREMA" beurrk... tohiny
novalian'i cyril ny 20/12/2010 08:58
bazylou ( 19/12/2010 15:52)
ry rabesahala, ....... ireny hono no atao hoe ray aman dreny mijoro. atsy ho atsy koa izao i le8 dia lasa ray aman dreny mijoro, ....... Beuuurrrk... tohiny
AndriambyII ( 19/12/2010 08:48)
Ireo tsy maty voalavo ankibo mpiandany @ mafiosi internationale , sy ireo malagasy mpiondana @ systeme toy ny franceafric europeafric , espagnelatinoamerique , chinafrique , ....,rehetra dia hovontsir... tohiny
bazylou ( 18/12/2010 22:58)
raha misy ny hevitra tsara entina sy atao hoe anafainganana ny fandrosoana ao mada dia hisy hiaino na hanatanteraka izany ? Tsy maintsy ny mahery sy be poleta ihnay no hany hanana ny fanala hidy rehet... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/12/2010 08:45
Rabaradaka ( 17/12/2010 10:28)
Lohana DJ sy mpisotro whisky ve dadatoa no hitondra firenena tsy toy ny ranomasina ampidirina ao anaty kôpy kely ?? Ho faty io fa tenenonareo TGV havany... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/12/2010 11:43
gasyihany ( 17/12/2010 07:34)
Mampalahelo satria dia mitotongana tanteraka ny fari-piainan'ny malagasy. Tsy manana izany atao hoe fahalalahana izany intsony, fa ambava-basy lava izao raha vao maneho hevitra tsy mifanaraka amin'ire... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/12/2010 08:50
bazylou ( 13/12/2010 19:37)
fa tsy haloween zany , hay tokoa moa ialahyh le loham boatavo koooooooo. loooooool vita teo wa ny gtt sy le8 laa. Le8 aza izao efa hanompo tgv ry baina fa tsy misy saosy tsony sady ny aretina mikiky ... tohiny
novalian'i cyril ny 17/12/2010 13:18
halloween ( 13/12/2010 16:36)
Loza fa niakatra antanety le gaigy lahy adala be bazily , bazily paty de miteniteny foana sy manaonao foana ato , mangataka an'i hery izahay GTT mba hanala ny IP n'io bazily paty io ndraindray izy m... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/12/2010 18:19
bazylou ( 12/12/2010 15:16)
Les Malgaches ne seront jamais classés parmi les peuples les plus intelligents. Autant les dirigeants que les peuples n'ont jamais été visionnaires. Rien qu'avec l'absence de plan d'urbanisme, on ... tohiny
novalian'i milamm ny 20/12/2010 02:53
RUZ9 ( 12/12/2010 14:17)
Resy lahatra ny FAT fa tsy nahavita na inona na inona ka mihazakazaka mitokana zavatra tokony hotokanana ben'ny tanàna. Mirehaka hatrany mantsy izy ireo fa nahavita zavatra betsaka noho ireo mpiton... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/12/2010 18:10
RUZ9 ( 12/12/2010 14:16)
Resy lahatra ny FAT fa tsy nahavita na inona na inona ka mihazakazaka mitokana zavatra tokony hotokanana ben'ny tanàna. Mirehaka hatrany mantsy izy ireo fa nahavita zavatra betsaka noho ireo mpiton... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4073