Politika
bazylou
(
27/01/2011 21:12)
ilay resaka hoe fampihavanam pirenena.
Satria, tsy nisy gasy niady an trano anie teo e, sady tsy nisy foko nifamely koa fa provocation sy ady seza daholo no teo.
fandaniana andro fotsiny io fa tsy ho...
tohiny
bazylou
(
27/01/2011 01:44)
ry zareo fa tsy vatofototra efa miaro firehana polifika no jerena.
lasa mitanila ilay vaovao avy eo mantsy.
ry basyvava.com koa metytsara....
tohiny
novalian'i cyril ny 31/01/2011 14:33
bazylou
(
25/01/2011 22:28)
raha tsy misy vazaha.
Na ara toe karena, fisainana, hanina, sosialy, vidin'entana, politika, fanatan jahan tena,.......
tsy velona raha tsy eo fona le mena sofina satria tsy manana hazon damosina tson...
tohiny
novalian'i cyril ny 26/01/2011 09:03
gris
(
25/01/2011 12:43)
hanatsara ny kianjan'Ambohijatovo ono ny CUA,tsy mitsahatra amin'ny fandaminana sy ny fanatsarana ny tanàna kosa rzareo tato ato a,aôna ny hevitrareo?...
tohiny
bazylou
(
25/01/2011 08:55)
tsy maintsy tonga ohatran'ny tunisie sy ben ali i madagasikara raha i le8 ihany no teo.
beurrrk...
tohiny
bazylou
(
24/01/2011 23:35)
hahita lavitra ny gasy ao mada fa ny ahitan avary hohaninaanio ihnany no mahamaika azy.
Hany ka lasa feno ny mpanararaotra sy mpilaiso etsy sy eroa.
Sady tsy hihetsika mihitsy ny gasy fa mbola hanao f...
tohiny
vatofototra
(
24/01/2011 18:24)
Ame Sensible s’abstenir, Une élection libre et transparente résoudra-t-elle le problème de Madagascar
Madagascar n'a jamais fait face à son histoire, tous les problèmes historiques n'ont jamai...
tohiny
novalian'i diloo ny 30/01/2011 02:46
bazylou
(
23/01/2011 21:29)
mihitsy no mipoaka be ohatr'ireny an ytunisie io satria sady tsy manana hazon damosina ny gasy no mora lambolambosana amin'ny fihavanana sy patati patata ary ny wawawa fotsiny.
beuuuurrrrk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 29/01/2011 19:02
bazylou
(
23/01/2011 01:14)
sy resy ny ekipanao dia mipetraha fa tsy misy ilana azy.
atao daholo ny fika rehetra fa tsy nisy namely e.
beuuurrrk
vive tgv...
tohiny
novalian'i cyril ny 25/01/2011 11:32
vatofototra
(
22/01/2011 13:26)
TELECHARGER Aveux Col Charles 07 jan 2011 - Chronologie Coup d'Etat journal du 14 janvier 2011 - De la prison de force de Tsiafahy
- TELECHARGER Aveux Col Charles 07 jan 2011 - Chronologie Coup d'E...
tohiny
novalian'i xhavier ny 25/01/2011 08:34
laza5700
(
21/01/2011 18:47)
Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona io mba hizara izany fa izay sendra hitako aloha dia tena mafonja daholo. ...
tohiny
gasyihany
(
21/01/2011 12:17)
Nanao fianihanana hianareo mpitsara....
tohiny
novalian'i laza5700 ny 21/01/2011 17:56
gasyihany
(
21/01/2011 12:07)
Aiza izao no hametrahana an'i andry ? ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/01/2011 01:43
gasyihany
(
21/01/2011 12:02)
Ny fitoriana izay nataon'dRavalomanana mantsy tsy amin'ny anarany manokana, fa amin'ny maha filoham-pirenena azy, fahefam-bahoaka izany. Ny mbola fanohizana ny fifampidinihina amin'ny fitondràna faty...
tohiny
gasyihany
(
21/01/2011 11:55)
Tsy misy fototra hijoroany intsony izany tetezamita hiara-mitantana amin'ny mpanongam-panajakana izany...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/01/2011 01:44
gasyihany
(
21/01/2011 07:43)
Mazava izany fa tsy maintsy esorina haingana teo i andry devoly, ary tazonina amin'ny toerana manokana mandra-paha vita tanteraka ny famotorana rehetra, ny HCC dia foanana ihany koa, tsy ara-dalàna d...
tohiny
novalian'i laza5700 ny 21/01/2011 18:09
laza5700
(
20/01/2011 00:17)
Milay ny resak'ity RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY ity: http://tvplusmadagascar.blip.tv/file/4463371/# (kliké-o). Nisy nanamarika tato amin'ny serasera izy ity indray andro hoe mba jereo ny intervent...
tohiny
RUZ9
(
18/01/2011 11:35)
Hitsingerina tsy ho ela ity ny faharoa taonan'ny doro trano sy fandrobana goavana nataon' ny sasany t@ 26-012009, tsy hiantso mpanakanto vahiny angaha ry FAT hankalazana an'ireny a, ireny fampihorohor...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 24/01/2011 09:24
gasyihany
(
17/01/2011 07:05)
Tenin-jiolahim-boto, izany no azo hilazana azy. ...
tohiny
novalian'i laza5700 ny 20/01/2011 00:38
