Politika
papala
(
07/02/2011 12:58)
tena mampalahelo mihintsy ny Malagasy, fa efa olona ahoana marina ary ity Malagasy ity e !!!! efa izaho ve ny fiainana de mbola tsy misy taitra ihany? ny mpanana de miha manana ihany, de misy lay las...
tohiny
novalian'i papala ny 09/02/2011 09:57
AndriambyII
(
07/02/2011 11:15)
Misy lalà nany ve ny ady ? Ho an' ny mpiady hevitra tsy tapak'andro eto @ serasera ,anisan' ny ohatra tsara raisina ve ny nataon' i Massoud ? Fitsentsefana tsy misy famehezana ny hatsembohan' ny vaho...
tohiny
bazylou
(
06/02/2011 21:23)
tsy maintsy ho emisy fanalikana sy adin'alika rehefa hoe gasy miady hevitra amin'ny gasy,
beuuurrk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 09/02/2011 13:07
hery
(
06/02/2011 09:59)
Jereo ihany itony zavatra itony fa tahaka ny mety. Sur aloha nefa aho fa sarotra tanterahina ilay izy satria i tgv dia tsy hanaiky ny tsy hilatsaka, ravalo tsy hanaiky n y tsy hody ary ny ct sy ny cst...
tohiny
novalian'i milamm ny 12/02/2011 11:23
RUZ9
(
05/02/2011 11:44)
Mihamitatra hatrany ny fahasahiranan’ny firenena Malagasy ankehitriny, samy manao an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka h...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 09/02/2011 08:53
RUZ9
(
05/02/2011 11:43)
Mihamitatra hatrany ny fahasahiranan’ny firenena Malagasy ankehitriny, samy manao an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka h...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 05/02/2011 23:33
RUZ9
(
05/02/2011 11:43)
Mihamitatra hatrany ny fahasahiranan’ny firenena Malagasy ankehitriny, samy manao an’izay heveriny ho mety avokoa ny tsirairay eo anatrehan’izany. Misy ny miezaka hamaha ny olana, misy miezaka h...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 05/02/2011 23:30
locl
(
04/02/2011 20:11)
Tsy raikitra indray le feuille de route an'i simao fa tsy nahazo validation ny UA sy ny SADC, inona indray no fika manaraka eo, mbola tsy ho voavaha ny krizy e!
Na Rajoelina miala na izy manaiky ny hi...
tohiny
novalian'i locl ny 05/02/2011 18:01
bazylou
(
03/02/2011 19:29)
dia raikitra indray ny ady seza ary izay tsy mahazo eo mimenomenona.
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i 3188 ny 04/02/2011 15:21
bazylou
(
03/02/2011 19:25)
ny asabotsy izao dia mitady kil mafy.
beuuurrrkkk
Izahay tsy ho any bastille ry gtt lany bala a
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i swann ny 03/02/2011 19:55
bazylou
(
03/02/2011 19:24)
periph, e; autoroute e, shhh lany andro mandrevy fotsiny.
dai mihevitra ve ianareo ry vatomidofotra fa atao laza masaka fotsinyizy ty dia hoe poinsa.
ouunnntsss.
beuurrrk...
tohiny
novalian'i swann ny 07/02/2011 10:30
cyril
(
03/02/2011 12:42)
voasambotra tamin'ny faran'ny herinandro iry hono i bazily fa nandroba Magro nisy ambinambim-bary amin'ny gony teny tanjombato , voasambotra any lery zao , ary zay no tsy ahenoana azy eto tsony fa de ...
tohiny
novalian'i swann ny 03/02/2011 19:58
laza5700
(
02/02/2011 01:56)
Indro ampitsiahiviko farany ny fangatahako teto tamin'ny herinandro lasa. Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakà na nataon'io olona...
tohiny
vatofototra
(
01/02/2011 12:46)
TELECHARGER Feuille de route Communauté Internationale 20 janvier 2011
- TELECHARGER Feuille de route sortie de crise proposée par la Communauté Internationale 20 janvier 2011
http://www.vatofo...
tohiny
novalian'i sitlo ny 03/02/2011 20:03
cyril
(
01/02/2011 12:31)
Tsy sahy tena mandray andraikitra ho an'ny firenena fa rehefa tsisy tombotsoa manokana ho an'ny tena aloha de mialangalana sy tsy miditra lalina na de "mpitarika" aza !..
inona no vokany ? izao no vo...
tohiny
novalian'i cyril ny 02/02/2011 09:22
bazylou
(
29/01/2011 19:11)
Tsy efa tara loatra ve?Inona no antony tsy nanaovana izany vao nitsangana ny fitondrana hat?Naninona ireo gtt be diplaoma sy milaza fa mahay no tsy nametraka fitoriana tany amin'ny tpi vao nanomboka n...
tohiny
novalian'i cyril ny 01/02/2011 14:07
bazylou
(
29/01/2011 19:09)
Vola mitentina 1 milliard 400 millions FMG no azon’ny HCC noho ny Fanonganam-panjakana 2009 !
Tamin’ny 17 marsa 2009 dia nisy niantso tao amin’ny HCC fa hisy haka an-keriny ao amin’ny lapanâ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 03/02/2011 19:27
bazylou
(
29/01/2011 19:00)
tonga dia lasa izany zao an, efa mirotsaka ho prezda ny anay ao e,
dia tongava izay mahery hifanandrina aminy
tgv ihany no ady eo
vive tgv...
tohiny
novalian'i 3188 ny 04/02/2011 15:10
diloo
(
29/01/2011 10:20)
[quote]
[u]Les dépenses d'investissements de la Présidence ont fortement baissé[/u] entre 2010 et 2011. [u]D'environ 240 milliards ariary [/u] en 2010, ces [u]dépenses de fonctionnement [/u]sont [...
tohiny
diloo
(
29/01/2011 10:07)
[quote]
*La privatisation de la Kraomita Malagasy (Kraoma) n'est pas encore envisagée. La précision est d'un haut responsable du ministère de l'Energie et des Mines, questionné sur les rumeurs s...
tohiny