tongava ry le8
2. milamm
(
18/02/2011 00:36)
bazylou:
dia hendasina indray ny baolina a
beuurrk
ka endasina ahoana zany le? ho avy zany filoha Ravalomanana le bazy fa aza mikorapaka fotsn alo, nahay niresaka izy t@ le fampitambaovao mivantana avy any Afrika atsimo ny 17 feb t@ ireo mpanao gazety rehetra atsy@ le vidaky Vatofototra ao ambony ao nanao fanambarana fa hiresaka @ ireo rehetra vonona ny hiara-hanohana ny lafin-kevitra fifanarahany samy Malagasy(tsy zakany lohany frantsay io) nefa kosa tsara mpiambina hatreto (izy).araky ny teny fanambarany de tonga ny olondehibe andamina tonga andravona sy amela fa tsy amaly faty , hiantoka ny reconaissance internationale ony izy ho ren-tany rendanitra le fanambarany oe tsy maintsy miresaka de milam io tsy mandry saina oh.ratsy rahonana sy alain ka de tsy maintsy ampitandrina na koa vao tonga de gadrainy christine sa tonga de fenjainy organes sy ravalomanana zandary ary ny fis eny ivato sa kosa mety efa niresaka izy sy lavanify ka itsimbadika ny bol ...tsy hay tsy hay tsy laitra raha zay !
3. milamm
(
18/02/2011 01:18)
ty le nolazainy talohan'io 14 mai 2009
http://www.youtube.com/watch?v=bnI4NJu7ejQ&NR=1
aleo ho iaramahita eo kalo fatsisy bol endasina zany saode mampiesona fotsn
http://www.youtube.com/watch?v=bnI4NJu7ejQ&NR=1
aleo ho iaramahita eo kalo fatsisy bol endasina zany saode mampiesona fotsn
4. bazylou
(
18/02/2011 19:17)
izany an,, koa raha tsy paiso rakena i tgv koa hanaiky hoazy fotsiny eo dia hilela paladia mpanodina rongony sy anaovan'ny interpol ankety etsy sy eroa kle
beuuurrk
beuuurrk
