REGARDER VIDEO Confirmation retour Ravalomanana Samedi 19 février à 11 h

1. vatofototra ( 15/02/2011 20:22)
REGARDER VIDEO Confirmation retour Ravalomanana Samedi 19 février à 11 h

- "Ry Vahoaka Malagasy. Hiverina ary hitody doha aty antanindrazana aho amin'ity herinandro ity. Matokia ianareo fa hijoro sy hiray hina isika ho an'ny malagasy tsy ankanavaka. Koa mitrakà ary mijoro fa tsy ho avelantsika ho lavo ny tanindrazantsika. Anio 15 febroary 2011. [Marc Ravalomanana]"

http://www.vatofototra.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035