Ampidiro aloha ny tenimiafina
rahoviana ihany vao hisy fitsarana marina ny raharaha Filoha Itpkl . Ratsimandrava
1. milamm
(
15/02/2011 20:40)
Nanana olo-malaza to an'i Thomas Sankara sy ireo hafa ihany koa isika 36 taona sy efatra andro lasa izay raha lavo teo amperin'asa ilay maherifo Filoha nolaniam-bahoaka fahatelo Kln.Richard Ratsimandrava teraka ny 21 marsa 1931 nitondra ny Repoblika Demokratika Madagasikara, anisany nahatsiarovana azy ny fampielezan-kevitra ofisialy manerana ny nosy 1973-1975 " Ambioka mandry an-tsompitra " dia tsy inona fa ny rafitry ny fokonolona sy ny fitsinjovana ny fiandrianam-bahoaka voarakitra ao anatiny boky " Ny Fokonolona " izay mifototra tanteraka @ fampandrosoana ny tombotsoan'ny olompirenena tsivakivolo eo anivon'ny fiarahamonina 5 andro ihany monja ihany no nitantanany ny andraikiny dia maty novonoina ankitsirano izy ny 08 hariva (p.m) 11 feb 1975 teo Ambohijatovo noho hetraketrak'ireo lafin'antoko vahiny tsy maty voalavo ankibo sy ireo manamboninahitra miaramila tafi-bahoaka vitsivitsy nanongana azy ka novidiany lafo t@ ainy . Nisy foana ny dinidinika sy tapatapak'ahitra mikasika ny nahafatesany ary ny momba ny fitsarana iny raharaha iny ary mbola hiampita eny @ sofina foana izay fantatra tao anatin'iny fanonganam-panjakana faharoa hatr@ nidirantsika t@ repoblika voalohany 1960-2011
Iza marina moa Itpkl Richard Ratsimandrava,
http://www.richard-ratsimandrava.com/izaizy.html
ny hevitrao ? tsipihiko fa tsy mpanao politika na ao anaty antoko ny tenako anisany fiolanana mankadiry mampibaribary ny nanimban'ireo manamboninahitra ny firenentsika ny tantarany tsy ho hay adinoina nitazona ny eritreritro izy io mandritra ny volana febroary izay namoizan' aina marobe olompirenena lavony tolona, filohampirenena lavon'ny bala izay ho tsaroany tantara ireo anarany.
Iza marina moa Itpkl Richard Ratsimandrava,
http://www.richard-ratsimandrava.com/izaizy.html
ny hevitrao ? tsipihiko fa tsy mpanao politika na ao anaty antoko ny tenako anisany fiolanana mankadiry mampibaribary ny nanimban'ireo manamboninahitra ny firenentsika ny tantarany tsy ho hay adinoina nitazona ny eritreritro izy io mandritra ny volana febroary izay namoizan' aina marobe olompirenena lavony tolona, filohampirenena lavon'ny bala izay ho tsaroany tantara ireo anarany.
novalian'i milamm ny 16/02/2011 21:28
2. milamm
(
16/02/2011 03:08)
Tso-piaina araky ny toetra voajanahary nananany izy( Iptkl Ratsimandrava ka dia 4l toa n'i T.Sankara no nodiany raha avy niasa izy nahavoatifitra ireo GMP mpioko Antanimora sy ireo manamboninahitra sasany tao(izay toy capsat 2009) azy teo @ fony sy nahafaty ireo mpiambina azy akaiky koa(GP Rabotovao Samuel sy GP Rakotoarisoa Bernard),1975 dia fery tsy sitrana eo @ tantarampirenena raha ilaza isika fa tsy mitovy @ miseho ao afrika no niseho ao antanindrazana hatrizao mbola azo itarafana ireo tsy matimanota miriaria tokony handalo fitsarana tsy miankina sy mahaleo tena momba ny heloka bevava eo @ fitondrampanjakana. akaiky vilany feno arina nahalala iny raharaha iny moa ny Jeneraly R.Andriamaholison izay minisitry ny filazambaovao sy ny fitsidihan-tany governemanta Ratsimandrava izay nanolotra soso-kevitra an'ilay filoha tsy miamboho adidy ampiasa fiara tsy laitram-bala fampiasany ny filoha teo alohany Itpk P. Tsiranana, ao koa ny tena nifankahazo am-po tamin'i Jen. Ratsimandrava ny Contre-Amiral Guy Sibon izay novonoina tany Ampamoizankova nianjera t@ DC3 ny tafika hanakabaka(ny mai 1986 niaraka t@ Itpkl Jen.Andrianasolo tale-ny OMNIS ary Kln J.Rabetrano). Maro ireo zendana t@ fihetsika sarotra inoana mety nahatonga iny voina iny fa sombiny @ zany ny raharaha La Marseillaise 1974 naha-vavolombelona ilay minisitry ny fiarovana sy teti-pivoarana nahafantatra petsapetsa ilay tale-ny Societe io frantsay sy ny gov.Ramanantsoa indrindra ao ko ny fandavany ny fanomezana baiko ny frs hitifitra mpianatra ny tolony13/05/72 . Nony voaongana Jen.Ramanatsoa ka tsy tafiditra tao anaty governemanta vaovao i ratsy iraka izay atidoha(minisitry ny raharahambahiny nikotrika ny famonoana)fifanarahana mivantana teny @ toby GMP Antanimora naha-vavolombelona ny Ltn Cln Rakotomanga Mijoro lehibeny kaomandiny zandarimariam-pirenena izay nanda ny fanendrena azy ho filankevitra faratampony tolompiavotana revolisiona mena-csr volana jona 1975 taoriana keliny famonoana io, fahavalo nandindona ny frantsay ko ireo rafitr'asa nokasainy ifehezana ny fokonolona, tsy azo adino koa ny resaka fihaonana club des 48 niara niray tsikombakomba teny Ampahibe izay nahitana ny kln Rabetrano t@ izany ho mpitarika. Ny manambara akaiky amintsika rehetra ny zvniseho momba ny baiko famonoana iny dia ny tanankavanany Itpkl Ratsimandrava akaiky dia Ltn Kln Mampila Jaona izay namadika azy(tsy nisy hafa @nahazo filoha Ravalomanana t@ hyppolite 2009)lasa voatendry ho minisitry ny fiarovana no sady csr-ny revolisiona mena taorinany nahalavoany ilay maherifo ka nampisambotra an'i Jen.Andriamaholison t@ alalany vela-pandrika1977.
3. bazylou
(
16/02/2011 18:43)
impossible izany e,
jereo ny tantara fa mbola velona hatramin'izao ny lohan'ny nanao iny afera iny.
Izay ilayho emarina mitavozavoza e
beurrk
4. AndriambyII
(
16/02/2011 20:22)
Iza ary ouzz Rabazily no instigateur t@ ireny raharaha mafana ireny ?
5. milamm
(
16/02/2011 21:28)
bazylou:
impossible izany e,
jereo ny tantara fa mbola velona hatramin'izao ny lohan'ny nanao iny afera iny.
Izay ilayho emarina mitavozavoza e
beurrk
slt bazy in tsara no impossible fa tsy miorimpaka le hevitra tinao amafidina oh. fitsarana ireo olomeloka t@ iny raharaha iny v sa fifandraisan'iny raharaha Itpkl. Richard Ratsimandrava 1975 sy ireo olomeloka mbola miriaria any i ratsy iraka ?
ny lafiny itovizany fanonganam-panjakana notanterahana miaramila mpioko (gmp sy capsat) ary governemanta miaramila no nitondra ny tetezamita 2009-2011 sy ny 1975 revolisiona mena, ny mahasamihafa azy ndray ny 1 manamboninahitra ambony indrindra ny tafika sy ny foloalindahy ny 1dj tsy mavaha olana .
