Hiverina eto Madagasikara amin'ity herin'andro ity i Ravalomanana?
1. vatofototra (
15/02/2011 09:13)
Hiverina eto Madagasikara amin'ity herin'andro ity i Ravalomanana?
Vao nilatsaka ny vaovao avy amin'ny mpitondra tenin'i Ravalomanana, Guy Rivo Randrianarisoa, hiverina eto Madagasikara i Ravalomanana ity herin'andro ity ?
"Ry Vahoaka Malagasy. Hiverina ary hitody doha aty antanindrazana aho amin'ity herinandro ity. Matokia ianareo fa hijoro sy hiray hina isika ho an'ny malagasy tsy ankanavaka. Koa mitrakà ary mijoro fa tsy ho avelantsika ho lavo ny tanindrazantsika. Anio 15 febroary 2011. [Marc Ravalomanana]"