hoavy am ASABOTSY zao ny FILOHA RAVALOMANANA

1. zigzag ( 15/02/2011 09:55)
http://www.facebook.com/photo.php?fbid=194533720575586&set=a.101910319837927.4223.100000568796900&theater
novalian'i bacouli ny 18/02/2011 21:01
2. zigzag ( 15/02/2011 09:55)
http://www.tim-madagascar.org/index.php?option=com_content&view=article&id=2471:hafatra-avy-aminny-filoha-marc-ravalomanana&catid=1:latest-news&Itemid=399
3. zigzag ( 15/02/2011 09:56)
MILA APARITAKA!!!any amin'ny faritra rehetra
4. cyril ( 15/02/2011 12:14)
ny loza indray anefa dia ity vaovao ity



politika

hiverina ny filoha teo aloha ravalomanana

Mandeha ny tsilian-tsofina sy ny filazan'ireo olona ao antoko izay
noforonin'i filoha teo aloha marc ravalomanana fa hiverina
antanindrazana izy , raha ny heno dia tsy fantatra marina hoe
haninona sy inona no tena hiverenan'ny filoha teo aloha ho eto
madagascar tanindrazany amin'izay fa ny hita dia manam-
pahasahiana tokoa izy satria rehefa nanontaniana ireo
membres ao amin'ny governemanta sy ny filohan'ny fitsarana
dia nilaza mazava fa tsy maintsy ho ampiharina ny lalàna ,
hihenjan-droa ny tady raha izany satria ny atsy milaza ny hody
,ny aroa miandry ny hiverenany , hafanafana indray ny
toe-draharaha politika ato ho ato .

FYRAZAKA..



de tsy ho fantatra intsony izy ty binnn fa mety ho tsotsorimamba hisarahana izany ny fotoana hiverenan"'i dada eto antanindrazana , satri ra ny fahafanatarako azy ry bainn de to ireo havan'ny maty tam 07 fev no mitory an'i dada
5. cyril ( 15/02/2011 12:18)
Sady otran'ny efa tsy malaza ao amin'ny tanana intsony ry bainn le resaka dada zany fa angetoran'ny pokna toi vao mikozikozy anzany a ,ny resaka "vitantsika io "zao no mafanafana be ao amin'ny tanana zao ,ary betsaka ny mpivadika palitao efa mijapijapy kidaona

6. locl ( 15/02/2011 17:52)
Fa inona no mamparary andoha an'i cyril e! Ny olona maty teny Ambotsirohitra dia maty noho ny fitaka natao azy. ALEO IZY HIVERINA, IZAY KOA NO ANDRASANA EFA ELA
7. lagoon ( 15/02/2011 20:09)

Aleo izy hiverina dia ho hitantsika eo tokoa ny tena mamim-bahoaka e.
Tsy afaka hisetrasetra intsony ny FIS sy Rajoelina @ contexte international ankehitriny.
Misy hivoraka eto androany.
8. bacouli ( 18/02/2011 21:01)
Aza mba dondrona noho ny dondrona oa ,fanjakana tsisy mpanontany ve dia hamoaka lalàna hoe tsy mahazo manao izao sy zao ra8,tairo ry ondaty a!aleo ho avy daolo ny faritra rehetra hita eo izay tian'ny vahaoka
MATAHOTRA SY MANDROVITSIHY sisa ry fatinalika dia mapitahotra na ho avy rahampitso ra8 na rafakampitso zay tiany hidirana eto fa gasy izy ,inona no dia hatahorandry tgvendrana aleo izy hiditra raha tian'ny vahaoka MALAGASY !
ianareo fatinalika sy tian'ny tsostsoka sy taintsinoa sy karana SATRIA DONDRONA AZONY HANGALARANA FA FITONDRANA TSISY MPANontany na eto antoerana na any ivelany !!!
Nahona ny ratsy no havela hanjaka eto ny gasy mitsipona fako ny vahiny no miletra ny fananampirenena , tsy izay zaza ratsy taiza sy taranaka fakon'olona otran'ny tgvendrana akory no hitondra ty an'i Madagasikara ngezabe ty !
Ampy zay fa hipoaka ny sarombilany !
Fa inona ihany no hatahoranareo faty lava eo f'angaha tsy nety indray ny referendum fa angaha tsy efa niroso ami république fahaefatra ny taranak'i galliéni ,inona foana no hatahorana lava eo satria tsy tian'ny vahaoka !!!!Cinéma re izao é!
Hasaivo misakana eo ny milicenareo ho hitan'izao tontolo izao é!
BE NOHO NY VITSY NAREO FA TAIRO IZAY TAIRINA ,efa vonona ny ny ara-dalàna ,raha hendry tsy ndana dia efa mitsoaka refa voky halatra ny bois de rose ,vidina daolo na deputé vahiny mba hi reconnaitre andry foza fa é é é, é!
Tsisy fika miintsy fa RIDICULE lava izao "sans qualité "no hahalalana anreo any ivelany fa ",coup d'état perpetré par des militaires armés et payés "ka na hiodina havia na havanana dia izay foana na zato taona aza tsy hahazo reconnaissance fa coup d'état dia coup d'état na ritra aza ny ranon'Ikopa dia zay foana !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.063