IREO BAIKO FANAKANANA AN'I DADA

1. tia.tanindrazana ( 18/02/2011 23:07)
MIPARITAKA TONGA HATRATY AMIN'NY BIRAO OMALY NY FAX IZAY MIANTSO NY HANAKANANA NY FILOHA RAVALOMANANA TSY HIDITRA ETO MADAGASIKARA.
AMPITAMPITAHO







NEFA I RAJOELINA MITENY FA TSY HOSAHY HIDITRA ETO IZANY IZY KAY SAKANANA MAFY.
répondu par bazylou le 20/02/2011 12:41
2. bazylou ( 20/02/2011 12:41)
tsy tia tanindrazan ianao satria tsy mahita hafa tsy ny eo am banin'ny maso sy minia ny hamerina olona efa narina, satria tsy mahita hafa tsy iny ianao

beuuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0516