Hoavy ilay nandrasana

1. bocassa ( 18/02/2011 19:38)
Ora sisa no isaina dia higadona an-tanindrazana ny filoha Ravalomanana. Roa taona niainana tao anatin'ny didy jadona ny Malagasy! Ohatrinona ny vidim-bary amzao? Aleo ts tenenina fa mankarary fo. Vary ihany no asiako teny fa iny aloha no tena foto-tsakafo. Aleo hoavy amin'izay ny tompon-toerana. Tsy hiantehitra amin'ny fiarovan'ny basy sy ny sandry izy fa ny herin'Andriamanitra no itokiany. Rahampitso mifankahita e. Tsy an-kiala a! (aleo hitsipatsipaka ny foza e). Calme zandr e...Iny nenao!
2. tia.tanindrazana ( 18/02/2011 23:11)
EFA MIPARITAKA NY NOTE DE SERVICE FISAKANANA NY TSY HAHATONGAVAN-DRAVALO FA TSY HANAIKY IZAHAY. TONGAVA ENY IVATO FA MISY M ITADY HIGAFY NY PISTE







3. AndriambyII ( 19/02/2011 08:02)
Ôtsal'le hira oué :
" inn'eny dadôôô , tonja moufou ôôôô "
" inn'eny dadôôô , tonja moufou ôôôô "
LOL !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0617