Ora sisa no isaina dia higadona an-tanindrazana ny filoha Ravalomanana. Roa taona niainana tao anatin'ny didy jadona ny Malagasy! Ohatrinona ny vidim-bary amzao? Aleo ts tenenina fa mankarary fo. Vary ihany no asiako teny fa iny aloha no tena foto-tsakafo. Aleo hoavy amin'izay ny tompon-toerana. Tsy hiantehitra amin'ny fiarovan'ny basy sy ny sandry izy fa ny herin'Andriamanitra no itokiany. Rahampitso mifankahita e. Tsy an-kiala a! (aleo hitsipatsipaka ny foza e). Calme zandr e...Iny nenao!