Politika
vatofototra
(
07/01/2011 10:06)
REGARDER VIDEO Fanonganam-panjakana hoy i Lt. Col. Charles no nataon'i Andry Rajoelina tamin'ny 2009
REGARDER VIDEO Fanonganam-panjakana hoy i Lt. Col. Charles no nataon'i Andry Rajoelina tamin'ny 2009
- Fanonganam-panjakana hoy i Lt. Col. Charles no nataon'i Andry Rajoelina tamin'ny 2009
- TELEC...
tohiny
cyril
(
07/01/2011 10:04)
....ary raha tsy nivadika tamin'i ra charles zany i rajoelina de mbola nitohy namono olona sy nanao hitsa-peta ny TIM sy ny 3mvs sy ny GTT iany le karilahy ity ra azoko tsara
jiolahy mivadika jiolah...
tohiny
novalian'i cyril ny 09/01/2011 01:00
gasyihany
(
06/01/2011 06:45)
Tsy tokony avela andeha fotsiny ireny fanambarana nataon'i charles ireny, satria dia tena fiainam-pirenena tanteraka no voahosihosy, raha toa ka avela hanjaka eo ny ratsy....
tohiny
novalian'i ziva6 ny 06/01/2011 22:21
AndriambyII
(
05/01/2011 21:56)
Trente-cinq millions de dollars, environ 26 millions d’euros. C’est le montant de la rançon réclamée par les pirates somaliens en échange de la libération d’une dizaine de marins, dont qu...
tohiny
novalian'i 3188 ny 06/01/2011 17:01
bazylou
(
05/01/2011 20:47)
rehefa hitany fa tsy nety ny fika rehetra , bomba, saosy, sns, sns
na ny gtt aza nandamoka dia andao amin'izay hoy izy hihavana .
Dia ho hitatsika eo ho eiza no paiso hanaiky an'izany
beuuurrk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 07/01/2011 21:36
cyril
(
03/01/2011 18:17)
----Esro(querie)Pol(ifika)
Tena ady BE mahatsiravina , resa-tseza!!!
----CST
Matahotra Tim
---TGV vaky
defi2010 fitsaka tanteraka ANDRIAMANORO
TGV lanto RAKOTOMAVO
MBOLA ADY SEZA IHANY
Mahe...
tohiny
novalian'i cyril ny 11/01/2011 11:01
bazylou
(
03/01/2011 17:15)
tsy misy gasy sahy hanal aan'i tgv eo alohan'ny faran'ny 2011. Na izy samy izy aza tsy sahy.....
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i 3188 ny 06/01/2011 16:57
ouioui
(
03/01/2011 13:58)
Beuurrrrkkk beurkkkk , zany ve no adi-hevityra politika ato leuleu
Maivana kely ny hevitr'elah rabazy wiwi beeeuurrrrkkk...
tohiny
novalian'i cyril ny 04/01/2011 09:30
bazylou
(
03/01/2011 13:18)
Fahatoniana ve ny fihazonana hatrany mpanao politika izay nanana taratasin’ny dokotera manambara fa marary? Fahatoniana ihany koa ve ny hataon’ny mpikambana ao amin’ny fahefana avo (CST) mamory ...
tohiny
bazylou
(
03/01/2011 12:33)
ny hat sy ny governemanta , na gonernemasaka, dia ao izy anontaniana e.
beuuurrk...
tohiny
novalian'i diloo ny 03/01/2011 13:04
gris
(
03/01/2011 12:13)
itako nilamina sy nadio Analakely androany.Na dia taorian'ny fety aza dia tsapa fa nanohy ny asany hatrany ny kaominina,tsy nankeny ampovoan'ny arabe ireo mpivarotra amoron-dalana fa tena naka sisiny...
tohiny
novalian'i gris ny 06/01/2011 07:33
ouioui
(
03/01/2011 11:21)
[img]http://www.midi-madagasikara.mg/images/stories/Tchin/tchinkely.jpg[/img]
Mbola tsy ampy taona foana ve lekely iny e beuuurrrkkk...
tohiny
novalian'i ouioui ny 03/01/2011 13:55
bazylou
(
02/01/2011 00:53)
"La lutte sera bientôt terminée" a annoncé Marc Ravalomanana !
Si ça n'est pas une capitulation, cela y ressemble beaucoup.
Il a enfin compris cette fois-ci que l'argent ne peut pas tout faire !...
tohiny
novalian'i ouioui ny 03/01/2011 14:00
bazylou
(
02/01/2011 00:30)
donkooo, tsy miala eo io raha tsy 2012, na ny mihoatra aza.......................;;
beuuuurrrk...
tohiny
novalian'i andrywui ny 03/01/2011 09:51
diloo
(
01/01/2011 06:54)
Tratrin'ny Taona 2011 daholo na ny malagasy demokraty, na ny malagasy tsotra, na ny malagasy fianakam's
Na dia samy mitapo eto aza isika mpisera: Tsiky dia ampy.
Mandra-pitia indray e!...
tohiny
novalian'i ouioui ny 03/01/2011 11:17
bazylou
(
31/12/2010 20:53)
mipirina fa mandany andro eto rehefa tsy haka an'ny tgv.
aiza ihany ilay fika e?
toa hevitra taingina fotsiny ilay izy.tssssss
Hevitrin'ny maty an drano e,
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i andrywui ny 03/01/2011 09:55
ouioui
(
31/12/2010 07:35)
Mafy ihany izany te mba ho fantatriny CI izany rabazy o,
Aiza le taim-bava be hoe tsy hiresaka @ olon-kafa afa tsy TGV e, tsy afrikana é, isika tsy mila ny hiny é,
Inona anefa no hitomanin'elah la...
tohiny
novalian'i ouioui ny 03/01/2011 11:22
bazylou
(
30/12/2010 19:40)
fa jereo tsara fa tgv ihazny no eo 2011 e.
Dia mitomaniza daholo ry be wawawaa isany.
Tgv no mitondra wa ary izy na be mpanakora aza tsy zakan'ny atidohan'la be resakak fotsiny io.
Ilay fika manaraka...
tohiny
novalian'i andrywui ny 03/01/2011 09:57
andrywui
(
30/12/2010 14:16)
fa tena hanjakan'ity ngahy bazylou tanteraka 100% le serasera marina mafy !
fa inona letsy no tena "secret n'ny Herin'lah ry bazylou ?" mba hianarana letsy a
sur kosa alou fa tsy FPVM kah ! fa mba...
tohiny
novalian'i andrywui ny 01/01/2011 17:30
bazylou
(
28/12/2010 12:02)
ho ela velona izy , ary ny ankoatr'izay tsy misy e,
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i 0uioui ny 30/12/2010 10:07
