Tsy azoko intsony ny tena fandehany

1. cyril ( 03/01/2011 18:17)
----Esro(querie)Pol(ifika)

Tena ady BE mahatsiravina , resa-tseza!!!


----CST

Matahotra Tim

---TGV vaky

defi2010 fitsaka tanteraka ANDRIAMANORO
TGV lanto RAKOTOMAVO

MBOLA ADY SEZA IHANY

Mahereza e bonne année

MBA JEREO NY TOMBON-TSOAM-PIRENENA RY ZAREO A

MISAOTRA ANAREO MPANAO POLITIKA

TSIKY DIA AMPY

novalian'i cyril ny 11/01/2011 11:01
2. bacouli ( 03/01/2011 19:49)
Rehefa tsy mahazo dia hihi hon hon ny valiny !!!
resaka macaque toy ny fanaonao ,vao vao2 ny taona dia efa donto sahady ve ny mpanaraka andradoma ,mbola aiza ty lalana ,ary asehoy ilay sarina gasy reraka be misolomaso f'aza misarona 2amisarimbazaha sy miova ps lava mampiseho ny mahavendrana !
beuh ,beurk ,refa tsy langage-na macaque dia niveau petite section maternelle ,quelle honte ! d inona koa ny manaraka ????MBA HAKARO NY NIVEAU FA NY IMBéCILE IHANY ange NO TSY MIOVA é!
Après hihi hon, beu ,beurk dia inona indray !sady mamapalahelo no mahamenatra!!!niveau crèche akory aza !
3. bazilou ( 11/01/2011 05:44)
Mahamay tsara wuiwui , ataovy hon hon hon ny ps e
4. cyril ( 11/01/2011 11:01)




iza ndray ary io cyril eo ambony io fa hafahafa be ny koziny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0907